môkasin
1. eprom
(
30/01/2006 05:43)
- Dada ah, ahoana kay ny fanoratra hoe môkasin?
- Euuuuuuhhh, ôay lety eh, le misy tadiny sa le tsisy tadiny?
- Euuuuuuhhh, ôay lety eh, le misy tadiny sa le tsisy tadiny?
novalian'i Veloo ny 31/01/2006 21:45
4. maelys
(
30/01/2006 06:54)
Dedadedaka ery reto pôlisy roalahy fa mba nahatratra olona iray tsy nanara-dàlana teo am arcade teo anoloan'ny magasin CONNEXION. Natao am zay ny PV,
- ahoana sefo ny fanoratra hoe "connexion"
- euhhh !!! tsy olana zany fa ataovy hoe teo anoloan'ny gara e !
- ahoana sefo ny fanoratra hoe "connexion"
- euhhh !!! tsy olana zany fa ataovy hoe teo anoloan'ny gara e !
