Tsy misy intsony izany fanjakana izany.
1. Herimiafina
(
28/01/2006 05:51)
Rehefa natao ny fandinihana dia hita fa mipetraka ny antsoina hoe "fisitahan,ny fanjakana", nisitaka tokoa ary izy ary sady tsy mamokatra itsony no tsy mivarotra (secteur productif et commercial). Fempetra avy any ivelany avokoa ireo ary ny fanjakana dia ny fanamboaran-dàlana sy ny contrôle na ny fanaraha-maso sisa no andraikiny, tokony homeny ny tsy miankina avokoa ireo andraikiny taloha afatsy ny ao amin'ny sehattry ny fampianarana, ny fahasalamana ary ny fiarovana (secteursprioritaires).
Izany rehetra izany dia baiko avy any ivelany avokoa. Raha tena dinihina izany dia ny avy any ivelany avokoa no mitondra ny baolina klé, ary tsy maintsy ho izay satra na ny budget aza dia miankina 80% isanjato amin-dry zareo avokoa (Banque Mondiale, FMI) fa ny 20% ihany izay azo avy amin'ny taxes sy impot izay avy amin'ny sigara sy paraky ary ny douanes ihany no an'ny fanjakana malagasy. Tsy afa-manoatra satria tsy misy hetra alohan'ny ankamaroan'ny malagasy (taux de pression fiscale faible).
Ka inona no himenomenomana fanjakana izay efa tsy misy intsony fa symbolique, tsy miasa fa lasa acteur mijery baolina fotsiny, miandry ny fiavian'ny tany mandroso sy ireo orin'asany hanararaotra rehefa lasa mahantra ny firenena?
Vaha-olana, manangana orin'asa de manaova politika dia hitaro hatanjaka be izany, hahafahan'ny terantany malagasy hifaninana amin'ireo. hehehehe:-D:-D

novalian'i fijo ny 01/02/2006 19:50
2. Fiffi
(
28/01/2006 07:53)
Herimiafina: ka izao anie e! tena mbola mila fanampiana goavana Madagasikara , ary arakin'ny fiheritreretako azy dia hoe araky ny filazanao azy hoe "izany rehetra izany dia baiko avy any ivelany avokoa" ka y any ivelany kosa angamba hoy aho mba mahatsikaritra ny zava-mitranga sy mandinika ny eto an-toerana dia io no mahatonga azy hanampy fa sarotra ben'hiany koa aloha ny fiheritreretana hoe "tsy misy intsony izany fanjakana izany" amiko e! fa raha tsy izany dia lasa baranahana be ny fiainana sa ahoana hoy ianao ? :-*
3. kally
(
28/01/2006 07:57)
Tadidio fa ireo olona any ivelany ireo dia tsy mpanao soa, raharahiany inona moa ny tany mahantra sy i Madagasikara raha ho voafafa eo @ sarintany aza? Fa misy tombotsoany ao, matoa izy manampy dia dony tapany handoa erany.
Amin'ny lafiny iray ny fanjakana ny anjara asany dia tokony hanara-maso ny filaminana sy fandriam-pahalemana, ny hôpitaly fa ny ankoatr'izay tsy hainy fa aleo ho sahanin'ny "privé".Izay kirakirain'ny fanjakana manko mitotongana sy mikorosy fahana daholo.

4. xxx
(
28/01/2006 23:20)
Ireto avy ny karazana etat izany:
-Etat providence (rafitra communiste io)
-Etat gendarme(Amerique sy occident sasany)
-Etat interventionniste na operateur (misy ny Societe d'etat d'interet national vitsivitsy na maromaro, ao europe io)
-Etat mixte na sadasada (Afrique)
Ka iza amin'ireo no tadiavina

5. lapino
(
28/01/2006 23:56)
Herimiafina:
Vaha-olana, manangana orin'asa de manaova politika dia hitaro hatanjaka be izany, hahafahan'ny terantany malagasy hifaninana amin'ireo. hehehehe:-D:-D
Ko tsy ndéh :wink:
Firy marina izao ny gasy no nahatsangana orinasa lehibe?
Dia firy no nanao pôlitika? Dia aiza daholo ireo izao?
Ravalo sy Herizo aloha no tena fantatra. Ankoatra an'izay ilay razoky tompon'ny farmad nilatsaka hofidiana ho filoha efa elaela iny, Ramakavelo toa tompon'ilay orinasa mpamboly paraky, dia iza koa?
6. Solitikabe
(
29/01/2006 02:37)
Izay aho vao namaky ity eh.
Le fisitahan'y fanjakana izay anerena antsika aloha dia tena mahagaga satria raha any @ maman malala fotsiny dia ny fanjakana no manana petra-bola be indrindra amin'ny orin'asa goavana toa ny thomson, renault, air france, francetelecom sy ny sisa.
Ny an'ny Anglisy sy ny Japs dia ny andriamanjaka no manana ny petrabola be indrindra amin'ny orin'asa lehibe, sy ny fitantanana ny volamena na diamondra.
Ny antsika anefa dia aboridana mihintsy ny fanjakana araka io tenin-drazoky io
Ka ilay politika anie saika hatao fanavotana ny orin'asa rehefa misy fahasahiranana eh, na hanaronana ny maloton'ny orin'asa. Tsy ny rehetra anefa an. Mety misy tsara ihany any ho any. Sady tsy mivarotra tany amin'ny vazaha no tsy manondrana vato antsokosoko.

7. xxx
(
29/01/2006 23:38)
Hoy ny namana etsy ambony :Ny an'ny Anglisy sy ny Japs dia ny andriamanjaka no manana ny petrabola be indrindra amin'ny orin'asa lehibe, sy ny fitantanana ny volamena na diamondra.
Aza mampiresaka rangaha a! izany ve tsy lainga!

8. Herimiafina
(
30/01/2006 00:15)
Nohalemena ny fanjakana malagasy toy ny aty amin'ny faritra Afrika subsaharienne, namoronana karazan'antony be dia be toy ny fanodikodinana, tsy fisian'ny transparence, ny faillite sy ny naha-ratsy ny investissement à outrance.
Ankehitriny, tsy mitovy ny taloha intsony izany mpiasampanjakana izany, fa olona farahidiny amin'ny fahantrana, mikarama varimasaka ary matetika tsy hita intsony izy ireny any ambanivohitra any.
Ny avy any ivelany no mandidy ny amin'ny politika harahina satria ny volany no miasa, 20% ny budget ihany no anjaran'ny fanjakana gasy ary hohalalahina izo rehetra izao.
Hiditra mantsy atsy ho atsy ny multinationale handrapaka ary hangorona ny marché rehetra misy ary raha matanjaka ny fanjakana malagasy dia afaka nanohitra izany saingy indrisy......
Tadidio fa ny OMC dia eo ambany ziogan'ny amerikana iray manontolo ary Madagasikara sy ny ressource rehetra ao aminy dia ao anatin'ny lasibatra izay hidirany atsy ho atsy.

9. Herimiafina
(
30/01/2006 00:19)
Ny fanjakana dia tsy olona tsy akory fa institution ary ao ambadiky ny institution rehetra dia olona avokoa no miasa ao!
Raha ny olona ve no nanao ny fahadisoana noho ny tsy fahaiza-mitantana dia ny fanjakana no foanana? Eny na dia hoe ny rafitra nisy aza no nahatonga izany.
Raha ny saofera ve no mandeha mafy loatra ka tsy tian'ny tompompiara de ny fiara no ovaina?

10. Solitikabe
(
30/01/2006 09:52)
Tena tsy mampiresaka kosa aho ry xxx
Ary tsy mahagaga izany satria bahana azony efa hatramin'ny fahagolan-tany io ary hainy ny nitantana azy. Ny fitrandraha ny volamena tany Philipina, Bolivia, Nepal, ny fitrandrahana ny diamondra any Afrika atsimo, Uganda, Botswana dia ahitana taratra ireo daholo. Ny kaompaniam-pitanterana, sy ny sehatry ny banky sy ny teknology sasany.
Fa tsy dia ivalaparana fa ohatra natao ilazana fotsiny iny hoe tokony mba hanao fitadiavam-bola amin'ny fandraharahana ihany ny fanjakana fa tsy dia hiandry fotsiny lava izao.

11. xxx
(
30/01/2006 16:22)
Ok, ny antsika izany dia ry fatsouraly no andriamanjaka, raha vao mba misy gasy mitady hotafita dia enjehina, soa ihany fa misy ny Tiko mba afaka mifaninana @ Rajabaly sy ry Fraise sns.
Ny societes d'etat aloha dia tsy mamely e!

12. vetsoko
(
31/01/2006 13:39)
raha mety dia aza asiana resaka be le fisitahan'ny fanjakana,tsy azo ialana io na iza mitondra eo na iza,zavatra tsy tian-dratsiraka mihintsy izany privatisation izany ohatra fa tratran'ny tsy azo anoharana izy dia tsy maints raha tsy izany dia KO i madagasikara kely;ny dénationalisation dia mifanaraka tsara @ zavatra tian'ny ra8 satria izy investisseur privé saingy ratsy ho an'i madagasikara ny manana filoha investisseur nefa ny firenena miaina @ privatisation sy financement avy any ivelany,olona admnistrateur no ilaina,afaka mametraka règle mazava mikasika ny investissement sy ny privatisation,olona tsy manana tombotsoa manokana arovana fa raha tsy izany dia ny intéret n'ny sociétény na ny sécuritén'ny investissementny aloha no arovany izay vao ny intéret géérale,mazava be izany tsy asiana ady hevitra ary izay no mahalatsaka ny firenentsika io ankehitriny satria ny mésure rehetra raisin'nyfitondrana na ny proposition de loi ataon'ny fanjakana dia manodidina ny intéretn'ny mpitondra daholo fa tsy ny interet géneralena ny PIB,na ny taux d'inflation,na ny chomage na ny balance commerciale....MIAMPY AN'IZANY DIA TSY MISY NY INDeEPENDANCE DE LA JUSTICE dia io no tena grave ho an'ny tany mahantra dia @ fomba ahoana moa no hiadivana @ corruption nefa ny justice aza tsy indépendante!!!!!impossible izany sady démagogie fotsiny
13. xxx
(
31/01/2006 14:28)
Andraso ny fifidianana dia tohano izay hitanao fa mahavita azy,
Aza adino kanefa fa raha administrateur no mitondra dia tsy maintsy hanangon-karena aloha izy satria tsy manana, izay vao tena hanao (Ratsiraka izao t@ voalohany dia nahantra nohon'ny avy eo izy lasa afaka mividy antonov sy helico tany Lituanie!)

14. fijo
(
31/01/2006 21:51)
tsimaintsy manaraka ny zavamisy isika,nefa kosa ,tokony mba hosahy hiady ihany raha toa ka tena hita fa mirangorango be ry zalahay vahiny.
15. ravatorano
(
01/02/2006 09:03)
ny toetsaian aloha no tsara miova na ho an ny mpitondra na ho an ny entina izay ihany mila toetsaina afaka mioitra hatrany fa tsy miandry fanampiana foana,mila saian matanjaka tsara na d mafy aza ny fiainana.
Tokony handray fanapaha kevitra hentitra ny mpitondra eo amin ny fampandrosoana indrindra eo amin ny lafiny fitsrareana io satria raha tsy mahaleo tena io fa mbola mandeha foana ny resaka matikenamaso sy ny baiko midina d tsy hamely io
tsara ialana koa ny kabary fena fampanatenana nefa tsy mamokatra sy tsy araka izany akory amin ny fomba fiasa ka tsy maagaga raha mirangorango ry vazà b satria ny fanjakana tsy maintsy manao fisintahana araky ny fifanekena izay nahafahana nahazahoana fanampiana amin ireo bailleurs ireo.

16. fijo
(
01/02/2006 19:50)
le toetsaina,efa hita fa izay no fositra.hoan'ny rehetra io.na isika aza.io no mila ady lehibe.nefa io no tena potehan'ny mpanao politika.