Mason'antitra
1. eprom
(
30/01/2006 05:38)
Tany amin'ny dokotera :
- Tena mila tsy hahita mihintsy ity masoko iray ity dokotera.
- Euuuh, tsy mahagaga io dadabe ah. Aretin'ny fahanterana no mahazo ny masonao.
- Tsy mino izany aho dokotera.
- Fa nahoana?
- KA mitovy taona anie ireo masoko ireo eh, koa nahoana no ny iray ihany no marary?

novalian'i kala ny 27/02/2006 07:19
6. vale
(
30/01/2006 08:15)
:-D tena mba lasa lavitra ko anie zany eritreritr'i ra dadabe izany é!hihihi :-D
9. jentilisa
(
30/01/2006 13:42)
tsy dadabe serasera kosa no nilazany izany fa dadabe tahaka ny dadabe rehetra ihany ka!
14. ari.malala
(
31/01/2006 04:29)
:-D:-D:-Drefa mandalo any ky njy Akamatina d mba tenenoky izy we bdb ny mitady anazy aty @ serasera a :-D:-D:-D:-D:-D
16. zefa
(
31/01/2006 20:05)
ka le maso ilany mbola mahita tsar anie ka zaka mikipy kely foana rehefa mahita tovovavy i dadabe e! de ilay iray tsy mikipy io antitra mialoha io mazava be ny diagnostic fa nikoty sipa betsaka i dadabe t@ fahatanorany mety hatramin'izao aza
18. ari.malala
(
01/02/2006 10:32)
:-D:-D:-D:-D:-Dary tena efa vita vaksiny @ toetran'i dadabe mintsy veloo zany an:-D:-D:-D:-D