satana

61. diamondra27 ( 25/02/2006 17:31)
dadabe kosa mi-triche e! maninona no tapenana ny vavn'ny sasany? samy milaza ze ao ampony doly 'zao koa
62. marozevo ( 26/02/2006 00:02)
Iza zao no manao je t'ai... eo. i dadabe angamba no mitady hiteny izany eo dia manao transfert psychologique.
63. dadabe ( 26/02/2006 10:39)
:-$:-$:-$ kalamisa frera a !!:°):°)
64. diamondra27 ( 26/02/2006 19:50)
sao de efa miasa sahady ary le herin'i satana eto
65. marozevo ( 28/02/2006 00:22)
Le herin'i satana anie miasa foana fa tsy voatery handresy antsika satria i Kristintsika mahery lavitra noho i Satana eh.
66. diamondra27 ( 18/03/2006 11:06)
marozevo: mba ampio za @ vavaka fa tato ato izay tena adalain'le satana @ fahatezerana ny tenako
67. marozevo ( 19/03/2006 00:45)
Aza manaiky resy izany aky ry diamondra ah... Aza matahotra fa ataoko izay tratry ny heriko sy ny finoako ho mba tsy ho resin'ny satana ianao.
68. diamondra27 ( 19/03/2006 12:30)
merci fa manana anadahy tokoa manana anao:-*:-*
69. dadabe ( 20/03/2006 08:46)
hummm !!ekena le fiarahana mivavaka !
70. Achia ( 20/03/2006 14:08)
de adresena any @ iza le vavaka :?:
71. marozevo ( 20/03/2006 21:35)
Voninahitra an-tsobika tsy ataoko am-patam-bary, ry Diamondra. Mahereza.
Achia > Adresseo amin'izay inoanao fa hihaino anao ilay vavaka eh.
72. diamondra27 ( 21/03/2006 11:12)
misaotra e! efa nivaly sahady le vavaka fa efa tsy malaky tezitra intsony'za. :-D:-D:-D
De sady lasa nirotsaka doly ny fanomeza-mpahasoavana sy vali-mbavaka rehetra. Misaotra anareo nahatsiaro ambavaka fa tena resin'i Jesosy satana
73. marozevo ( 26/03/2006 01:16)
Arahabaina indray ary izany ry diamondra nahazo fahasoavana. Saingy "conseil d'ami" ny ahy. Ny fahasoavana anie ka matsatso raha tsy zaraina eh.. Misy frazy kely izay hitako manao hoe "Le bonheur devait etre un mot toujours au pluriel, puisqu'on ne peut pas etre heureux seul".
74. Azrael666 ( 15 andro lasa)
Miarahaba!
Manohy ny resaka 20 taona aty aoriana: NY TENY HOE "SATANA" VOALOHANY ao @ Baiboly dia ao @ NOM 22:32. "MPISAKANA" no teny voasoratra ao @ Baiboly Malagasy Protestanta:"indro,Izaho no nivoaka ho mpisakana anao". @ teny Hebreo nefa dia "SHEYTAN" (ilay adika matetika hoe Satana) no eo.
Izany hoe: "indro Izaho no nivoaka ho SATANANAO", no tena izy. Raha halalinina izany dia tokony hohavahana "ny satana" sy "Ilay Satana". Tahaka ny fiavahan'"ny anjely"(Anjely tsotra) sy "Ilay Anjelin'i YHWH"(izay tsy iza fa Jesosy na Jesoa Kristy niseho t@ andron'ny TT. NA THEOPHANIE)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.153