satana
41. jimna
(
08/02/2006 09:02)
raha mahatsiaro olona afaka ary isika nahoana no mbola misetra ny fijaliana eto amin'ity tontolo ity, raha mbola tsy afaka zany ratsy eto amn ty tontolo ity dia mbola i satana no manjaka eto @ rehetra izao,ary isika mbola miandry ilay fanjakan'Andriamanitra izay hanapaka eto @ty tontolo misy antsika ity arak'ilay vavaka nampianarin'ny tompo hoe ho tonga anie ny fanjakanao,io fanjakana io no andrandraintsika.jereo koa DANIELA 2:44 fah anorina fanjakana
42. diamondra27
(
08/02/2006 09:29)
jimna:Enao 'zany mbola tsy mahatsiaro hoe: olona afaka raha ny fandinihako azy. Tsy mitsara fa ahitsio raha diso.
Ny fijaliana de tsy Andriamanitra mihitsy no nanao an'io fa ny ota ateraky ny olombelona.Andriamanitra ve nanao hoe "miadiva ianareo" , NON , raolombelona no tia ady vokatry ny fitiavatena, envie, fialonana... jereo ny ady pays misy @ zao fotoana.Au contraire: Atra namoaka didy hoe: mifankatiava ianareo= momba ny fitiavana. Ka raha misy ny fijaliana ry jimna an! de tsy avy @ Atra fa ny olombelona, zany an!
ny ratsy eto @izao tontolo izao de misy foana.Satana nahidina taty mba tsy hanjaka any andanitra, ary izao no tokony ho fantatrao an! hoe: inona no fahavalontsika? Valiny= FA NY FAHAFATESANA NO FAHAVALO FARANY HO RESENA, koa raha miady @ fijaliana enao de natao izany mba hitomboanao .

43. diamondra27
(
08/02/2006 09:46)
IPETERA 4:16 Fa raha misy mijaly satria kristiana de aoka tsy ho menatra izy, fa aoka hankalaza an'Atra@izany anarana izany izy
IKORINTIANA15:26 ny fahafatesana no fahavalo farany ho resena
Aoka hazava anefa fa raha tena miombona @ Kristy enao de na misy aza fijaliana mahazo anao de tsy horenao izany satria hoy izy hoe: MANKANESA ATY AMIKO IANAREO IZAY MIASA FATRATRA SY MAVESATRA ENTANA FA IZAHO NO HANOME ANAREO FITSAHARANA, ekeo io teniny io de ho hitanao ny voninahiny fa mitàna ny teny fikasany Izy.Omeo azy ze fijaliana anananao.
Misy ihany koa teny iray ao @ baiboly manao oe: matoa mandalo fitsapàna isika de fantatr'Atra fa zakantsika io fitsapàna io=TSY HANOME ZIOGA TSY HOZAKANTSIKA IZY
conclusion: ekeo ny soratra masina, de minoa, de ankatoavy, de araho, fa hiova ny fiainanao

44. diamondra27
(
08/02/2006 09:56)
satana mpamitaka=
IIKORINTIANA11:14 ary tsy mahagaga izany fa satana aza mampiova ny endriny ho tahaka ny anjelin'ny mazava
jimna: ANDRIAMANITRA TSY TOMPON'NY FIKOTRONANA FA TOMPON'NY FIADANANA= IKROINTIANA14:33
koa fiadanana ho antsika 'zany no kendreny fa tsy hoe: ze hampijaly antsika akory.

45. dadabe
(
08/02/2006 13:55)
jimna a> midira toi ary @ le hoe 666 de ento any io fanazavana daniela 2:44 io fa misy mila an'io ao
diamondra a> misaotra fa ampy hisainana ireo :*:*

46. diamondra27
(
08/02/2006 16:33)
dadabe: saintsaino de apetraho ny fanontaniana raha misy tsy mazava e!:*:*
47. marozevo
(
09/02/2006 00:37)
Ka angamba koa ilay hoe "fahafahana" no samihafa ny fandraisantsika mbamin-dry jimna azy eh... Izaho dia olona sahirana, manana ny fahalemeko, tsy tonga lafatra, saingy sahiko ny miteny fa olona afaka aho. Ny mahatonga ahy hiteny izany dia satria i Jesoa Kristy efa nanafaka ahy amin'ny geja rehetra ara-panahy, ka na mpanota aza aho dia tiany foana, ary izay indrindra aza no vao maika hitiavany ahy. Tsy ny fahotana no tiany, fa ny mpanota no tsy foiny ho very satria tiany. Na io fitiavana io ihany aza (raha azo atao hoe "aza") dia efa raisiko ho fahafahako.
48. jimna
(
09/02/2006 12:03)
DIAMONDRA> tsy azonao ny tiako ambara,sa izaho no tsy mahay manazava resak
ao fa hiezaka ny tenanay
ao fa hiezaka ny tenanay
50. marozevo
(
10/02/2006 23:55)
Amin'izao fotoana izao dia efa tonga ny "fanjakana'Andriamanitra", satria mifankatia ny olona - taratr'izany isika namana rehetra eto amin'ny serasera -. Saingy toy ny lamba fotsy madio izy io ka halan-doto, ary toy ny hazo avo ka halan-drivotra. nahoana moa ny hazo no voatoratoraka ? satria tsara ny voany.
Koa samia mitandriona mafy isika mba hiaro ny fahadiovan'io lamba fotsy io.
Dove è carita e amore, qui c'è Dio ( = Izay hanjakan'ny fitiavana, hanjakan'Andriamanitra).

51. jimna
(
22/02/2006 08:55)
Raha efa tonga ary ny fanjakan'Andriamanitra nahoana no mbola misy ny fijaliana eto @ ity tany ity nahoana koa no mbola betsaka ireo herisetra sy hetraketraka ataon'ny sasany??????
Nga koa tsy hoe hitondra paradisa ny fanjakan'Andriamnitra?

52. diamondra27
(
22/02/2006 14:56)
dadabe: 'zay zany hono e! refa anjakan'ny fitiavana de anjak'Andriamanitra
marozevo: :-* ary ankehitrio de ireto telo ireto no mitoetra: fanantenana, ....? ary ny fitiavana
Fa ny fitiavana nolebe indrindra:-w:-w:-wmiala tsiny fa sady tsy tadidy le verset no tsy tadidy le teny ooops

53. Achia
(
22/02/2006 20:33)
I satana nge ka eto ambonintany hampijaly sy hampahory ny olona e fa any @ fiainana mandrakizay vao manana fiadanana ny olona zany no valisoa homen Andriamnitra zay mandresy . Fa na enao mamaky baiboly aza defa eo satana manao oe diso zany mba tsy haneken'ny olona ny marina
54. marozevo
(
22/02/2006 23:47)
"Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra : Finoana, fanantenana ary fitiavana fa ny fitiavana no lehibe indrindra"... raha tsy diso aho dia ao amin'ny faraparan'ny toko faha 12n'ny taratasy voalohany ho an'ny Korintianina io. Amarino ihany anefa sao diso...
Tena mbola mijaly le vahoaka sy ny ankamaroan'ny olona... marina izany. Tonga ve ny Fanjakan'Andriamanitra ? Eny eo amin'izay mifankatia. "Là où est l'amour et la charité, là est Dieu = Eo amin'izay anjakan'ny fitiavana, dia manjaka koa Andriamanitra".
Ampanjakao eo amin'ny fiainan-dRa-Jimna ange ny fitiavana eh... ilay fitiavana tena izy ah... dia ho hitan'i toi fa hanjaka koa Andriamanitra.

55. diamondra27
(
23/02/2006 07:43)
I KORINTIANINA 13:13
ary ankehitriny dia ireto 3 ireto no mitoetra:ny finoana, ny fanantenana,ny fitiavana; fa ny fitiavana no lehibe @ireo
marozevo: tena marina amiko aloha io e!eto antany de efa manomboka ny fanjakan'Atra raha ao aminao ny tana fitiavana

56. diamondra27
(
23/02/2006 07:45)
marozevo: ary tsy hitako intsony anie le dinika size: ANDRIAMANITRA DIA FITIAVANA e! ahoana no tokony hatao sa efa voafafa iny? Atsy ho atsy koa izao de ho voafafa ve io oe: VALIMBAVAKA io?
57. marozevo
(
24/02/2006 00:22)
diamondra > Izaho koa ho'aho tena gaga fa taloha azo jerena ny lohahevitra ao amin'ny pejy manaraka fa izao toa tsy mety intsony.
tsy haiko ka... Fa entoukà efa milamina iny eh.. Efa samy nahatsapa ny halehiben'ny fitivan'Andriamanitra isika rehetra.
Nefa raha tianao hojerena dia anontanio ry zalahy fa tsy haiko ka..

60. dadabe
(
25/02/2006 07:31)
hummm tandremo le fiteny frera a!:roll: je t'en prie (ekena )fa ny je t'ai...(tsy ekena )
diamondra :wink:
diamondra :wink: