satana

21. diamondra27 ( 31/01/2006 06:07)
dadabe: fomba entiko hanazavana rehefa misy resaka atao za na hafatra tiana zaraina io e! nga mbola tsy zatra foana e? Tsy mahay mitaridresaka za raha tsy manomboka @ kestion sa ampianarinao?:wink:
22. dadabe ( 31/01/2006 14:04)
ie :wink::-$
23. lapino ( 31/01/2006 17:09)
dadabe, tsy auto-question io ka! :)
24. marozevo ( 31/01/2006 21:53)
Io indray tokoa i dadabe fa tsy namaky tsara ny anaran'ilay mpanontany sy ilay anontaniana. Efa ho'aho vakio tsara vao mamaly kooo...
25. jentilisa ( 01/02/2006 12:39)
izany hoe mila mamaky tsara amin'ny solomaso antonona e!
26. dadabe ( 01/02/2006 13:03)
8O8O8O8O8O
27. jentilisa ( 01/02/2006 13:50)
=)) oay izany solomaso e! =))
28. Veloo ( 01/02/2006 19:48)
oy i diamondra oe:
hono ho'aho mba fantatrareo ve oviana ny mot "satana" no apparut voalohany ao anty baiboly?

Jereo ao @Isaia14: 12-15 - momban'i lucifer rebel, sy ny nidiran'ny fahotana tao am-pony.
dia ao @Ezekiela 28: 14-19. andrimanitra niresaka t@ Lucifer...
teny anglisy ny ahy:oops:
29. marozevo ( 02/02/2006 01:02)
Ny teny hoe SATANA, ilay soratra S+A+T+A+N+A hoe miseho voalohany ao amin'ny Baiboly dia tsy haiko mihitsy satria izaho ho aho tena reraka amin'ilay fitadidiana referansy, fa ilay SATANA araka ny hevitra hoe mpandainga, na mpamitaka, na toy izany, araka ny hevitro dia any amin'ny Genezy any dia efa misy. fa tsy haiko hoe SATANA ve no terme ampiasainy sa inona.
Ka ilay fanontaniana ary ambony ve ilay soratra (lettre)no anontaniana sa ilay zavatra(objet)?
30. diamondra27 ( 02/02/2006 10:58)
marozevo:ka zay no nahatonga ahy hametraka le fanontaniana sy namaly azy ange e!

marina mitsy ny voalazanao, fa miseho @ endrika hafa izy , de any @ genèse d'efa misy ahitana ny solontenany fa tsy le mot hoe:"satana"

vakio ange e! bon courage

de io voalazo etsy ambony io ny fanazavana kely fantatro midika ny antony...

vahinala: le baiboly anglisy indray de tsy haiko ny traduction fa miala tsiny za, fa jereo ao ihany fa ho hitanao e!
31. dadabe ( 02/02/2006 11:57)
8O8O8O8O
32. Veloo ( 02/02/2006 19:52)
8O8O8O8O8O
33. dadabe ( 05/02/2006 02:48)
8O8O8O8O8O8O
34. Veloo ( 05/02/2006 22:44)
8O8O8O8O8O8O8O
35. marozevo ( 06/02/2006 01:07)
Inona ary ireto ataon'i dadabe sy i veloo ? Ialahy ry dadabe ah... matiko ialahy fa !... Hihi
36. diamondra27 ( 06/02/2006 07:21)
veloo: ny mot satana de tsy ho hitanao ao @ baiboly raha tsy ao @ boky faha13= ITANTARA21:1

fa ny fisehoany @ fomba hafa no lazaina alohan'io boky faha13io, de anisan'izany ny hoe: menarana, bibilava, losifera,devoly...
De io lazainao etsy ambony io
37. jimna ( 07/02/2006 09:00)
NY DIKAN'NY HOE SATANA ALOHA DIA HOE:PANOHITRA,NY DEVOLY DIA MIDIKA HOE ;PANENDRIKENDRIKA..........IZY IREO DIA ANJELY NIVADIKA AVY TANY ANDANITRA NANOHITRA NY AVO INDRINDRA, NANIRY NY HOTOMPOIN'OLONA KA IZAY FANIRIANY IZAY NO NOKOLOKOLOINY DIA NITERAKA FANOHERANA NY FITONDRAN'ANDRIAMANITRA,IZANY NO MAHATONGA NY FIAINANA RATSY ANKEHITRINY SATRIA MBOLA EO AMBANY FANAPAHAN'ILAY RATSY ISIKA AMIN'IZAO ANDRO IZAO.
38. diamondra27 ( 07/02/2006 09:54)
jimna:

TSIA DE TSIA
, izaho tsy ambany fanapahan'ny ratsy izany, laviko tanteraka fa ialantsiny.

JESOSY efa tonga teto antany nividy ny rà-ntsika olombelona ary IZY no mitantana ny fianako, noho izany ny devoly de miraparapa fotsiny maka fanahy indraindray fa raha tena miombona @ KRISTY enao de ho tohitrao io fakampanahy io satria Jesosy aza nalaimpanahy ary efa naharesy.

Manampetra ny vie ny satana fa ny an'ANDRIAMNITRA kosa de VIE ETERNELLE

Mety tsy azonao kosa angamba ny fanazavako tetsy ambony
39. diamondra27 ( 07/02/2006 10:05)
averiko etoana fa satana de miseho @ endrika maro samy hafa tsy tambo isaina:

mpanohitra, araka ny voalazano io , ... sy accusateur ,mpandainga,mandangolango manome doute mba tsy hinoana an'Atra...

Tsy ny satana akory no tompon'ny tany fa nomen'atra alalana izy hoe: mahazo manao ze tiany atao amintsika olombelona (izay no nahatonga an'i Joba be olana) kanefa kosa AOKA HAZAVA fa hoy ANDRIAMANITRA NANAO HOE: NY AINY IHANY NO AOKA TSY HOKASIHINAO

Donc, raha mbola misy le "indro kely" izany de tsy manana fahefana tanteraka satana fa ANDRIAMANITRA NO MANAPAKA tanteraka eo @ fianatsika ; ary samy manana ny safidiny ny olombelona fa tsy terena na ho eo ambany fanapahan'i satana na fanapahan'Andriamanitra(= Jesosy = nahatanterka sy nividy ny otantsika ka de OLONAFAKA izay mino AZY)

Ny devoly koa anefa de mino fa mangovitra...
40. marozevo ( 08/02/2006 00:11)
Olona afaka isika eh..
Afa-tahotra... tsy vahiny tsy olo-manjeny ... tsy andevon'ilay ratsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077