B.D.

1. andry44 ( 23/01/2006 09:40)
Manao ahoana ny hevtrareo raha ireny boky bande dessinée gasy taloha ireny no avadika ato dessin animée ohatra na atao film mihitsy?Toa andry Benandro,Koditra,avotra,Inspecteur Toky sy ry Bobel mbandry Prf Mahirtra sy ny maro hafa?
Izany va de tsy misy mahvita ao@ tanàna ao?
Hevitra sy sopapa hatsipy ho an'ireo mapmokatra filma io.Hamorona tantara aza hatao ka tsy aleo ve mitrandraka ny efa misy?
novalian'i andry44 ny 18/02/2006 18:36
2. lanto92 ( 23/01/2006 09:52)
za kalony tia an'ireny BD taloha reny e! Ary tsy tadidinao ve i Naivo kely?
3. ericgael ( 23/01/2006 10:55)
oadray hisy ôtrizany ndray vé,
ny olana anié dé éo @ sôss fôna é sady mety sarotra ny mivarotra an'izany.
fa raha misy masahy vé tsy vô maika tena tsara,
ny ahy radanz no tena nahafinaritra ahi :lol:
4. ericgael ( 23/01/2006 10:56)
oadray hisy ôtrizany ndray vé,
ny olana anié dé éo @ sôss fôna é sady mety sarotra ny mivarotra an'izany.
fa raha misy masahy vé tsy vô maika tena tsara,
ny ahy radanz no tena nahafinaritra ahi :lol:
5. Veloo ( 24/01/2006 00:42)
andry a tena hevitra tsara mihitsy .. ny olana za mbola tsy nahita :cry::cry::cry:
6. jentilisa ( 25/01/2006 06:39)
Fa ny inona no efa hitan'i Veloo?
7. lapino ( 25/01/2006 17:57)
Hihihi Bedada angamba ny an'i Veloo! :wink: :-D:-D:-D
8. fijo ( 25/01/2006 20:41)
milay ka,sady azo hamidy io
9. andry44 ( 18/02/2006 18:36)
angaha nisy izany B.D. bedada izany koa moa:?:
Sady tena nahay sary anie ry zalahy ireny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1283