FIOVANA FINOANA
1. diamondra27
(
19/01/2006 14:47)
Ahoana no atao mba hahatonga ny silamo ho protestant?
novalian'i Veloo ny 31/01/2006 21:53
7. Vahinala
(
19/01/2006 18:13)
Asa aloha fa ra za protestant ndray no havadika ho silamo tsa mety aho na dakana aza ny vodiko !
dezy > :-D:-D:-D:-D:-D
dezy > :-D:-D:-D:-D:-D
8. Veloo
(
19/01/2006 19:08)
ry vahinala ko aiza no hivadina ho islamo retsy :roll::roll:
dezy a ie zay mihitsy :-D:-D:-D
Inn ny valony ry diamondra kely:wink::-*:{
dezy a ie zay mihitsy :-D:-D:-D
Inn ny valony ry diamondra kely:wink::-*:{
10. diamondra27
(
19/01/2006 19:21)
veloo: io lazain'ni dezy io no valiny e!
fa ny sens inverse tsy mety fa ny protestant nge tsy mitsongoloka e!
fa ny sens inverse tsy mety fa ny protestant nge tsy mitsongoloka e!
11. jentilisa
(
20/01/2006 06:39)
ô ragadona! ahoana tsara hoe e! any amin'ny biraom-panjakana sy ny sekolim-panjakana anie no tena ampiharana ny laisite e! tsy an'ny fanjakana ny serasera tsinona!
12. lapino
(
20/01/2006 07:26)
Inona kay ilay laisite?
Hoy i Dezy: dakana ny vodiny de il se retourne en protestant
:lol::lol::lol::lol:
Dia raha manjavona any ny kiraro dia ahoana kle?! Sady domin-dry zalah am'rôplanina ange ny tranonao avy eo e!
Hoy i Dezy: dakana ny vodiny de il se retourne en protestant
:lol::lol::lol::lol:
Dia raha manjavona any ny kiraro dia ahoana kle?! Sady domin-dry zalah am'rôplanina ange ny tranonao avy eo e!
13. pissoa
(
20/01/2006 08:00)
Hihihi - dia alana ny kiraro izany alohan'ny handaka knou! Fa mety harary indray ilay tongotra kely :-D:-D
16. lapino
(
20/01/2006 10:24)
pissoa: ary hitako ry zalah manala kiraro daholo vao miditra amin'ireny toerana fitsongolohana ireny :-D:-D
20. diamondra27
(
20/01/2006 16:29)
voadoro ve ny dikan'izany hoe: voadotra 'zany ry jentilisa? Miala tsiny fa tena tsy mahay teny gasy sasany intsony