Mitady olona afaka mikarakara Nationalité Français

1. tebs ( 20/01/2006 02:12)
Izao di
novalian'i Mifenty ny 22/01/2006 11:35
2. jentilisa ( 20/01/2006 05:45)
tsy aleo ihany ve gasy? sa misy tombotsoa mety ho azo?
3. Mifenty ( 20/01/2006 08:19)
tebs zany ve hoe teub iany e.
4. Angolaina ( 20/01/2006 12:31)
kasy ihany less no favy a ! raha tsy oe ...:D
5. Mifenty ( 20/01/2006 15:04)
ka ny tian lery tenenina kay oe olona manana taratasy frantsay te angataka nationalité gasy kou

:-D:-D:-D
6. xxx ( 20/01/2006 15:13)
Io toe-tsaina io ihany no tsy mampandroso antsika!mbola toy ny voazanaka ihany!
Raha ny fantatro aloha de manambady frantsay de mahazo ho azy refa afaka taona maromaro @izao fa taloha vao vita ny soratra d'efa izy!(Raha tsy hoe bandy angaha i Tebs ahahahah :-D:roll:)
7. Ralay ( 20/01/2006 17:13)
Azavao tsara aloha ny cas-n'ise na ilay olona mitady nationalité, izany hoe olona tsy manana mihintsy dia hangataka ve sa efa nanana dia hanao réintegration sa misy grand parent français sns...Toa tapaka mantsy ny fanaavana saika hosoratan'i tebs :lol:
8. Veloo ( 20/01/2006 17:19)
otrany tsy mbola vita anie ilay zavatra resahan'ilay Tebs eeee.... Mikarakara ahona no tianao lazaina?
9. fijo ( 20/01/2006 20:52)
tsy mazava fa lasa nikaks lery aloha
10. Fiffi ( 21/01/2006 19:37)
nisy panne de courant kosa angamba dia tapaka ny resaka e!
11. Veloo ( 22/01/2006 00:00)
fiffi=))=))=))=))
12. Mifenty ( 22/01/2006 11:35)
tsika kosa ngamba no tadavin'i tebs sady ametraka fanotnaniana no hamaly azy kle hahahaha

mlay papa a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1882