Fanontaniana indray e

1. ari.malala ( 19/01/2006 10:45)
Miarahaba indray e

Momba ny congé de maternité indray no tiako anontaniana azafady. Raha namaky code de travail aho d 14 semaines no hitako tao ka 6 semaines avant DPA d 8 après, za nefa efa manana zanaka 1 d mipetraka ihany v io sa misy hoe refa manan-janaka izao isa d izao ny congé de maternité? Dia misaotra mialoha e :)
novalian'i fijo ny 27/01/2006 21:28
2. Vahinala ( 19/01/2006 10:56)
Ny fahafantarako azy aloha dia toa mitombona foana io na efa mananjanaka aza, 3 mois foana ny congé de maternité. Ary efa tany amin'ny inspéction ihany ve ndry ry ari.malala ?
3. ari.malala ( 19/01/2006 11:21)
tssssssss! reraka b ky za d ts lasa tany a, nga ts loza e! nahamay b t@ iny d fanina ah d ts maints nody fa tonga de repos medical e
4. pika ( 19/01/2006 12:18)
ary zao salama tsara izany ...
na zanaka fanimpiriny io dia mitombona foana
fa raha sendra 1 semaine avant fotsiny no nivoaka dia teraka dia tsy hoe mitombo ny congé aorian'ny fahaterahana
dia mirary soa ho an'i ari
5. Vahinala ( 19/01/2006 12:47)
ari > D zay aloha aky ny fahalalako azy an, tandremo ihany zany vizana zany an, d mirary soa andry e. Rehefa mba misy fotoana dia makanesa ihany any aloha amin'izay azondry daholo ny informations rehetra. Fa tamin'ny zanandry voalohany nanao ahoana ?
6. ari.malala ( 19/01/2006 12:52)
pika, ie, salama tsara fa misaotra aky a :)

Vahinala, ka t@ zanako voalohany za ts nanana droit satriatsin extra tao @ HILTON, d ts nahazo ny droit tokony ho ana, fa d niala d niala maina e... refa nande nisafo d tapaka ny karama raha ao anaty emploi du temps.. mijaly ihany anie reny extra reny e!
7. Herimiafina ( 19/01/2006 12:58)
ari.malala:

Miarahaba indray e

Momba ny congé de maternité indray no tiako anontaniana azafady. Raha namaky code de travail aho d 14 semaines no hitako tao ka 6 semaines avant DPA d 8 après, za nefa efa manana zanaka 1 d mipetraka ihany v io sa misy hoe refa manan-janaka izao isa d izao ny congé de maternité? Dia misaotra mialoha e :)

Ny famakiana code de travail tsy dia ampy loatra fa ny manuel des procédures ao ampiasana na ny manuel du personnel vakiana tsara.
Ny règlement rehetra mantsyd e derogeable na afaka ovana sy hadika, fa matetika any amin'ny manueol du personnel no tena misy valin'ny fanontanianao. Iny manueol iny dia efa no-approuver-n'ny Inspection du travail ka na hiteny aza ny Code de travail hoe 14 semaines rehefa hilaza ny manuel hoe 20 semaines dia izay no tokony harahinao.
Raha hitory ianao fa tsy faly de mety tsy hahazo rariny satria efa misy fitomboky ny Inspection iny manuel iny ary iny no afaka ampiharina ao ampiasana.

8. fijo ( 19/01/2006 20:25)
tsy mifidy io na mananan zanaka firy aza ka
9. tiam ( 20/01/2006 07:00)
ary ahoana ny fipetrakireny olona teraka tsy tonga volana ireny izany hoe 7è mois oh tsy nivoaka aloha?
10. ari.malala ( 20/01/2006 11:39)
Herimiafina, nga accessible hoan'ny rehetra ilay manuel moa? toa efa noteneninao ahy fa tsy tandritandrik fa azafady :)
11. Herimiafina ( 21/01/2006 04:52)
tiam: efa misy mesure noraisina mombamomba an'izay fa ny fantatra aloha dia ny DPA ihany. Raha tsy tonmga volana de misy compensation tokony ho azon'ilay olona ka na soloina voola ny congé non pris dia manaraka ny periode normale ny post-natalité.

ari.malala: voalaza ao anatin'ny lalàna momba ny asa fa adidin'ny chef personnel na ny mpampiasa mihintsy ny mampahafantatra ny lalàna momba ny asa sy ny mpiasa ao ampiasana ary tsy maintsy manana an'io ny fiasana rehetra. Azo toriana izay tsy manao an'izay.

Jereo ny Responsable du personnel ao aminareo, na jereo amin'ny serveur ny fiasana fa tsy maintsy ao.

Ny an'ny sasany aza moa ataonmy eo amin,ny birao mihintsy.
12. ari.malala ( 23/01/2006 04:58)
Herimiafina, misaotra ary e
13. fijo ( 27/01/2006 21:28)
zo ny mitaky ny ahita io lalana ao ampiasana io,ka jereo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.215