sakafo à bord de air madagascar

1. lemenakely ( 17/01/2006 13:19)
mbà mampieritreritra ihany raha ao roissy ho any tana ianao dia misy vary ...fa ny retour de tana mankaty paris tsy misy fa ovy tsy tokony ho au contraire ve asa nefa!!!
répondu par Veloo le 25/01/2006 17:23
2. booboo ( 17/01/2006 13:48)
refa misy motika défa zay klou :°)
3. fiaritiana ( 17/01/2006 14:12)
fa mahavoky ve aloha sa tsia e! refa voky mantsy dé izay ihany!hihi
kiss
4. kitjo ( 17/01/2006 14:30)
in ko zao mampieritreritra amznay?
efa tsy gasy tsn ngah ise? sa ny gasy iany no mihinam-bary?
sa ra riz cantonnais na salade de riz tsy manin fa mba oh oe tsy gasy? lol..

amzay ko nge mba "bienvenue" ho anle ol mankany Tana e! sa?
mba hoe tonga d zarina mihinam-bary izy.

diso ko zany le hotesse refa le tonga Tana na avy aiza na avy aiza ka @ farany izy miteny hoe "Veloma"?
5. sipagasy ( 17/01/2006 15:03)
mmhhhh mahita akama matanjaka tafaverina injay aho annnn tratry ny taona akia injiko ry kitjo annnn bizzz

ouuups nivaona kay ny resaka, amiko aloha rehefa misy sakafo dia izay ny izy e! tsy ny vary ihany anie no atao hoe sakafo e! hihihi
6. lemenakely ( 17/01/2006 15:04)
an an an ny nay aloha dia vary ihany e !!!!na mipetraka aty andafy tsy miala @ vary
7. mandrindra ( 17/01/2006 15:05)
raha arahiko ny lojikan'i menakely dia tokony ho ron'anamamy koa izany no naroso niaraka tamin'ny vary; ka toy izay no fandehany sa tsia ?
8. Vahinala ( 17/01/2006 19:20)
lemenakely > Neny air mad aza zany mba misy vary fa ny air france anga misy an'izany, refa tsy mandry fotsy fa misy ho harapaka d zay no important e !
9. Veloo ( 17/01/2006 20:11)
mifalia an'izay misy ry reto aaaaa:-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 18/01/2006 04:12)
Tsy misy idiran'ny Hotessy amin'iznay na ny Air Mad kah, misy antony io, bienvenue, zarina mihinana sakafo gasy ny vozongo moa zarina mihinana motika tsotsoka ny gasy.

Misy prestattaire de service mantsy ireny famatsiana sakafo anaty fiaramanidina ireny, ohatra hoe taloha Sofitrans, ka ny sofitrans no manao ny rehetra fa tsy ny Air Mad.
11. jennifer2 ( 18/01/2006 04:52)
rehefa mihinana reto de zay a! fa za na de zany aza tsy miala @ vary ka!
12. kitjo ( 21/01/2006 04:28)
sipagasy> manaona ndray d tratry ny taona dia mirary soa bdb @... hehe...mba misy vacance kely taombaovao sinoa zao d manararaotra mitsidika e...biz biz :-*

herimiafina> k zay nge le teneniko oe resaka "bienvenue" ho anle olona mankany Dago io e....vary rahateo mihinambary dol ny olona na tsy gasy aza
13. Veloo ( 22/01/2006 01:55)
14. Herimiafina ( 22/01/2006 05:06)
NY canadiana klou de vary sy laoka mahintsiny no sakafony e! hehehehehe:-D:-D
15. kitjo ( 22/01/2006 08:31)
hatraty io.... ny aziatika rehetra d vary aby ny fototsakafony..ny zaponey fts no mampiasa le vary madity fanaovana sushi reny nddray

ny eoropeana ko aza minambary fa mety hoe kely fa tsy oh ny antsika...ny azy asiana style fts
16. Herimiafina ( 22/01/2006 18:13)
Fa lafo vary fadiranovana matsiravina aty andafy klé. tsssss, hehehehehe:-D
17. Veloo ( 24/01/2006 20:09)
ny an'i air mada ny size ry hery a :roll:
18. Herimiafina ( 24/01/2006 20:11)
Mbola misy mpandeha ve izany air mad izany ry zareo? Mba ilazao vaovao hoe!
19. Veloo ( 24/01/2006 20:13)
zany kosa dia manambany ny air mada. kle:roll:
20. Herimiafina ( 24/01/2006 20:15)
Ka lafo noho ny sasany kou, tsy gasy ihany sisa no mandeha an'izany. Tsy manambany izany ry neny fa mikarokaroka ny fandehanjavatra an, zah za efa niasa tao koa no hambaniako klé? hehehehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5943