Karana be Ankadifotsy

1. revit ( 12/01/2006 05:28)
Tena milay mihitsy ny ataon'iokarana be ao ankadifotsy io fa lasa mahay informatika daholo ny tary eto @ tanàna, sa ahoana hoy ianareo
Ny mahagaga ahy fotsiny dia nahoana ary i lery no tsy voararan'ny lalàna? sao dia mba misy mahalala ny fikany sa ny lalàna eto amin-tsika mihitsy no mboal faible?
novalian'i cheboman ny 06/02/2006 03:51
2. pissoa ( 12/01/2006 06:07)
Fa inona kay ilay ataony? :roll:
3. revit ( 12/01/2006 06:58)
pissoa:

Fa inona kay ilay ataony? :roll:


Inona moa no ataony eo fa dia mivarotra izao karazana logiciels sy jeux rehetra izao kanefa dia gravage daholo fa tsy misy originale


4. Vahinala ( 12/01/2006 07:41)
D mampianatra informatika koa ve sa mampianatra manao gravage izy zany !
5. fasaly ( 12/01/2006 16:13)
revit:

pissoa:

Fa inona kay ilay ataony? :roll:


Inona moa no ataony eo fa dia mivarotra izao karazana logiciels sy jeux rehetra izao kanefa dia gravage daholo fa tsy misy originale





mbola ho tratra izy de hifafa ny kihony fa aleo aloha hameno ny kiobny sy ny paosiny izy e!
6. diamondra27 ( 14/01/2006 09:40)
zay mihitsy aleo hahazo bebe de refa avy eo ny fanjakana manenjika azy de le saziny lasa volabe no aloany fa raha zao izy no samborina de tsy misy dikany sady tsy misy lesona azo . Politika doly reo e!
7. Veloo ( 15/01/2006 02:17)
fangalana vola knou, nareo ve tsy mahalala karana e? fetsy be anie reo e
8. Herimiafina ( 15/01/2006 18:36)
Heheheheh, ilazako zavatra ianareo fa ao New-York no be contre façon sy piratage be indrindra aty amerika avaratra, ary dia feno etallage otran'ny any Dago ireny, $5 ny film mbola tsy nivoaka akory, feno ny ta¸`ana ary efa hitan'ny sampampitsikilovana arabarotra fa mainty hoditra francophone sy aziatika no betsaka manao an'io.

Donky, aza gaga raha any Dago dia manao an'io ny ankamaroan'ny olona, tsy ny inform'actuel ao Antanimena irery fa ny ankamaroany, satria na aty New_York aza de mandalo fotsiny ny Polisy tsy misy n'inon'inona.
9. Veloo ( 15/01/2006 23:28)
itanareo zany ? henoy i hery :-D:-D:-D:-D:-D
10. fijo ( 25/01/2006 20:51)
mila karakaraina izy izany ka.andraso fa hoavy aho hikarakara azy
11. mandrindra ( 27/01/2006 12:38)
tonga dia ataovy man... izy razoky e.
12. cheboman ( 06/02/2006 03:51)
tsy io ve lay nisy cyber tao taloha fa toa hoe nofaizin'ni microsoft dia nisy iray izay koa tao ampasapito
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2125