Ravalomanana sy ny fihetsika!

1. jentilisa ( 13/01/2006 09:49)
Tsy miditra lalina amin'izay fankahalana be fahatany aho fa mijery kosa ny lafiny fihetsik'ilay olona mihitsy. Isika dia naheno fa nihaona tam'ny manamboninahitra miaramila ny filohampirenena mivady omaly ary androany kosa dia nihaona tamin'ny tanora izy.

Eo amin'ny fijery politika dia toy ny hoe manao propagandy sahady izy.

Ny fihetsika omaly no lazaiko kely! gaga ny maro fa niara-nanao jogging tamin'ireo manamboninahitra ireo ny filoha ary tsy izy ihany fa ny ramatoa vadiny ihany koa! Hay ve ka mahavita mihazakazaka toy izao ireto olona ireto e! indrindra moa fa ramatoa Lalao Ravalomanana izany. Be indray ny hialana mba marina mafy! Efa hitaiza zafikely fa mbola mahavita hazakazaka an! aiza amin'izany isika ry zazavavy mpandalo ato amin'ny serasera?
novalian'i fijo ny 25/01/2006 21:22
2. lemenakely ( 13/01/2006 12:37)
tsy mahagaga izany e na i deba aza anie nihazakazaka in1 mandeha izay talohakelin'ny propagandy nanokana tetezana nanao satroka ohatran'ny elo izy t@ izay asa raha tadidinareo
3. hps ( 13/01/2006 13:30)
Tsara ny manao fanatanjahan-tena @ izay mba tsy hadino ny mpanao fanatanjahan-tena Malagasy;ny somary mahagaga ahy dia toa fonosana daholo ity solo-bodi-akoho nomena ireo Raiaman-drenin-tsika fa tsy mba nisy Ofak'ondrilahy,na Vorotsiloza???
4. vetsoko ( 13/01/2006 14:14)
POLITIKA E !
5. lapino ( 13/01/2006 17:02)
Ilay ra-madama no toa mampihomehy ko! :lol::lol:
Tena tsy foiny mihitsy angaha rangah dia ifanenjehana hatrany amin'ny jogging! Nisy sary nivoaka tamin'ny tele ve le izy? :-D:-D

I Ravalo mihazakazaka aloha, toa efa fanaon'ny prezidĂ  sasantsasany ihany dia tsy dia maninona, ohatra an'i Bush mifaninana bisikileta amin'i Armstrong, na i Poutine mitarika entrainement Judo.
6. Ingahy ( 13/01/2006 18:54)
Inona moa no ahagaga amin'izany fa hihazakazaka ny raharaham-pirenena!!!!!!!!!
7. xxx ( 13/01/2006 19:18)
tsy hitako ny mahagaga izany , olona anie ireny e! ary samy manao izay tiany sy fantany sy mety ny ts11 avy eo amin' ny fiainany ....toa "politika" daholo ity rehetra ity ... ireny any frantsa manao jogging ry Sarkozy ,manao jogging ry De villepin, ireny ry clinton nanao jogging isan' andro tsy misy miteny hoe manomboka ny "fampielezan-kevitra" , tsy ho tsara ary ve raha manao fanatanjahan-tena ry zareo ... mba ho hitan' ny be sy ny maro hoe : salama ny mpitondra ......politika politika foana izao rehetra izao ... avelao izy hiaina e!
8. fijo ( 13/01/2006 19:37)
fihetsika tsara ary tokony ho tohizany izany ka.tsy voatery hoe politika izany,fa mety resaka fifandraisana tsotra fotsiny.
9. jentilisa ( 14/01/2006 07:21)
O ry hps a! ny tanora no nanome omby vositra sy vorontsiloza e!
10. hps ( 14/01/2006 19:51)
Sao dia lay sary sikotra aloha zany eh! satria nanome posy sns ny tanora,fa aza adino ry namana fa pĂ´litika milay kosa raha zany koa.=D
11. pakopako ( 14/01/2006 20:48)
Angamba raha nagetotra mafy i R8 t@ireny fanaoba joaginy ireny d mbola nisy nilaza hoe: avelao izy handefa rivotra fa tsy ampy rivotra aty dago e! sy tsy maimbo anie ny rivotra alefany eeeeeeeeeeeh
12. xxx ( 15/01/2006 14:51)
Aza dia manao resaka ohatr'io ry lery fa rehefa tsy tian'ialahy izy dia olona hafa fostiny fidiana rehefa tonga ny fotoana. Mba asondroty ambonimbony ny resaka e!
13. hps ( 15/01/2006 17:33)
Angamba mba olona zatra milalao vodin-dehilahy koa zany pakopako zany an!:-$=))
14. fijo ( 16/01/2006 13:46)
an an,olona zatra handefasna rivotra dia mikopakopaka foana ka
15. lapino ( 17/01/2006 04:20)
tssss =))
16. jentilisa ( 17/01/2006 09:25)
sao dia resaka fitiavan'olon-droa indray ary no ataony amin'izany?
17. fijo ( 17/01/2006 21:30)
dia tsy eo izy ka tsy hay e
18. jentilisa ( 18/01/2006 08:26)
Ary raha dia jogging tahaka ireny moa no nataon'ny mpitarika ao amin'ny mpanohitra ahoana ny handraisan'ny olona azy ireo?
19. mandrindra ( 18/01/2006 08:40)
voatoraky ny voatabia sy izay mety ho voaray rehetra, diatongotra aza teo amin'ny kianja ny 13 may efa daroka be
20. jentilisa ( 18/01/2006 11:48)
Aiza kosa e! f'angaha tsy maintsy eny @ 13 kosa no anaovana izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0475