Ravalomanana sy ny fihetsika!
22. jentilisa
(
19/01/2006 05:44)
Mba mampiseho ihany koa hoe matanjaka e! na dia efa nandray taona aza!
28. vale
(
21/01/2006 10:56)
jentilisa:
Tsy miditra lalina amin'izay fankahalana be fahatany aho fa mijery kosa ny lafiny fihetsik'ilay olona mihitsy. Isika dia naheno fa nihaona tam'ny manamboninahitra miaramila ny filohampirenena mivady omaly ary androany kosa dia nihaona tamin'ny tanora izy.
Eo amin'ny fijery politika dia toy ny hoe manao propagandy sahady izy.
Ny fihetsika omaly no lazaiko kely! gaga ny maro fa niara-nanao jogging tamin'ireo manamboninahitra ireo ny filoha ary tsy izy ihany fa ny ramatoa vadiny ihany koa! Hay ve ka mahavita mihazakazaka toy izao ireto olona ireto e! indrindra moa fa ramatoa Lalao Ravalomanana izany. Be indray ny hialana mba marina mafy! Efa hitaiza zafikely fa mbola mahavita hazakazaka an! aiza amin'izany isika ry zazavavy mpandalo ato amin'ny serasera?
hihihih, zay mbola matanjaka tsara kà! aleoko aloha ra8 e, fa le raika lahy taloha iry tena grave!!!
29. lapino
(
22/01/2006 09:07)
vale: ilay iraika lahy taloha koa ange toa nanao jogging tamin'ny fampielezan-kevitra farany e!
