VEHIVAVY MATERIALISTA
1. diamondra27
(
13/01/2006 07:15)
Mba manontany ny hevitrareo lhl za hoe: ahoana ny fihetsikareo raha sendra ny vhv materialista nareo?
Inona no mba moraly azonareo omena mikasika an'io
Inona no mba moraly azonareo omena mikasika an'io
novalian'i soasoafy ny 21/02/2006 11:15
3. jentilisa
(
13/01/2006 07:58)
izany hoe tia vola ve no lazainao? takalom-patsa vidim-pihinanana hoe e!
fa raha ny hanambady azy aloha dia sarotra izany!
fa raha ny hanambady azy aloha dia sarotra izany!
4. fasaly
(
13/01/2006 08:12)
tsy resaka vola ihany no antsoina hoe materialista fa rehefa materialy e! ohatra trano fiara sns....
ié betsaka ny sipa no mijery an'io hoe raha tsy manana anzao sy izao de tsy hidirako....:cry:
ié betsaka ny sipa no mijery an'io hoe raha tsy manana anzao sy izao de tsy hidirako....:cry:
5. fiaritiana
(
13/01/2006 08:58)
tsy milay oa zany matérialista zany fa raha manana vam milay be ary anie ny lhl, na volamena na trano sns tsy hitondra ho aiza e!aleo ihany miditra amin ny lé keli2 fa reny be fitiavana e!
6. Vahinala
(
13/01/2006 09:00)
diamondra27 > Tsy ny vhv ihany no misy matérialista an, ny bandy koa, za efa voa mihitry !
7. fasaly
(
13/01/2006 09:05)
ié zay alou ka marina e! ary efa maro be mahintsy zao fa toa nivadika ny rasa kou hihihi!:wink:
8. Dabola
(
13/01/2006 09:42)
Maro tokoa ny vhv manao an'io toetra ratsy io@zao, zany anefa dia ahatarafana ny farantran'ny firenena iray(Mada.Samy manana ny fomba itondrany ny fiainany anefa ny tsirairay ka samia mandinika.
9. Tia_ery
(
13/01/2006 09:51)
Ilay materialista no mila faritana fa tsy d ho izay lafiny materiel, vola, aoto, sns..... izay no maha materialiste ny materialiste.
Voalohany indrindra foto-pisainana io. I Marx ohatra an'isan'ireo materialiste tena nikoizana.
Ireo mpikirakira ny Economique ohatra d maro no manaraka an'io rija-kevitra io !!!!
Ka miankina betsaka amin'izay famaritana ny atao hoe materialiste io vao afaka valiana.
Fa milay sy mahafinaritra ny vehivavy rehefa manana ny rijan-keviny satria manome singa anankiray mampiavaka azy iny indrindra ny PERSONNALITE'ny sady tonga d fantatra avy hatrany hoe position inona no tiany rehefa miaraka sy manao RS.
Sôtra ê!

10. jefra
(
13/01/2006 09:54)
Mitovy fijery @ lazain'i jentilisa hoe "takalom-patsa vidim-pihinanana" aho. Ilay fijery fotsiny no samihafa arakaraky ny toerana misy/iainana.
Misy vidiny/valeur tahaky ny materialy ny zavatra imaterialy (toetra/fomba/fitiavana). Ary misy tsy taka-bola ka tsy hay vidina aza! Misy ny olona manome lanja bebe kokoa io zavatra imaterialy tsy hay vidina io, fa misy kosa ny tsy mino raha tsy mahita maso. Matetika d ny zavatra iainana no mametra/mamolavola ny fijery.
Raha 4mi na olona mitady ny hohanina isan'andro ohatra, d matetika mora taitra ny materialy kokoa, ary efa manana BMW sy vola be tsy azonao amina resaka vam fotsiny.
D matoa manaiky hanome/hizara/hamelatra ny fananany (materialy na imaterialy) ny ankilany, d misy takalony mahatara azy ao (izay mety ho azo tsapaitanana na tsia). Tsy misy resaka lahy sy vavy io fa mitovy jiaby.

11. vetavet
(
13/01/2006 09:56)
Refa manaiky ataony e moa ny bandy inn no olana fa ny vady aman-janany no mampalahelo raha misy izany
12. dadabe
(
13/01/2006 09:59)
rehefa izy anie no manao an'izany dia mazava ho azy fa tsy tia anao izy izay fa amour par interer, raha ritra ny momb anao indray andro any dia mazava fa ialany ianao ntsssssssss iza koa no haka azy eo !!!!:{:{ aleo ihany hoaa sipa tsy manana omena (mahantra )fa be fitiavana , fa @ izay na dia ny fananan'ilay lhl iray manontolo aza sur aho fa ho lasandrasipa ambongadiny :wink:
15. diamondra27
(
13/01/2006 11:18)
sipagasy: samy mahazo mamaly doly ka!
fa diso fanoratra z azfady e!, tena lhl aloha no mety adressé @ le izy nefa afaka miteny ze fantany koa ny sipa eto ka
de aona njay zany bandy materialiste zany? Soa ihany za fa mbola tsy tratra
tandremo ary koa sao ilaozan'ny lamba mihahy eo

16. lemenakely
(
13/01/2006 12:35)
ianareo dia manenjika ny gasy foana fa mba jereo anie ireo vehivavy européenne e moa misy marérialiste noho ireo!!!
17. mandrindra
(
13/01/2006 13:04)
diamondra27, amin'ny voalohany aloha dia mitovy ihany ny zavatra tadiavina satria ny ahy koa ilay matos any aminy no ialiko. tiako ho marihina fa zara raha misy izany hoe vao mifampikôty izany tonga dia mieritreritra hoe vady na hiaraka maharitra fa ny mahafinaritra anio ihany aloha no eritreretina.
18. mandrindra
(
13/01/2006 13:05)
diamondra27, amin'ny voalohany aloha dia mitovy ihany ny zavatra tadiavina satria ny ahy koa ilay matos any aminy no ilaiko. tiako ho marihina fa zara raha misy izany hoe vao mifampikôty izany tonga dia mieritreritra hoe vady na hiaraka maharitra fa ny mahafinaritra anio ihany aloha no eritreretina.
19. lapino
(
13/01/2006 17:09)
"takalom-patsa vidim-pihinanana"
hoanina izy izany, dia omena ny patsa iray tsy omby vava ?! :-D:-D
hoanina izy izany, dia omena ny patsa iray tsy omby vava ?! :-D:-D
20. fasaly
(
13/01/2006 17:15)
jefra:
Raha 4mi na olona mitady ny hohanina isan'andro ohatra, d matetika mora taitra ny materialy kokoa, ary efa manana BMW sy vola be tsy azonao amina resaka vam fotsiny.
aza sodokan'ziany toi fa misy ny fianakaviana n'ny mpanefoefo tsy mety miditra raha tsy mpanzfoefo koa ny vadianjanany an! tsy mety miditra ami'ny oriory zareo amzay mitombo ihany ny fanànana, ka efa resaka materialy ihany zany.....
sao diso hevitra amzany eo