VEHIVAVY MATERIALISTA

21. Vahinala ( 13/01/2006 17:36)
lemenakely > Anga kosa moa d hoe ny gasy no resahana amzany fa ny olona amin'ny ankapobeany, sa ve ny gasy mihitsy no tiandry lazaina ry diamondra27 ?
22. kally ( 13/01/2006 18:11)
Mahagaga fa betsaka ny manadino fa ny vola sy harena ary ny fananana dia mety hiala aminao anatin'ny indray mipi-maso.Midofotra ery ny tômôbilinao tsara tarehy, mihahaka ianao, racketter n'ny olona ianao @ volanao inona sisa no hiangana eo? May ny tranonao tsara tarehy manana faharetana miandry ny assurance handoa azy....ka asakasak'izay manorina ny fitiavany @ ireny.
23. fasaly ( 13/01/2006 18:22)
izay wa! fa mi existe le izy misy ny olona tena raha vao hiaraka amin'olona de io ihany alou ka atao akory lay foto^-pisainana mintsy indraindray no voa e!
24. vivi ( 13/01/2006 18:43)
na laibany ilay bandy ny fananany koa anie tsy homeny anao mihintsy an!, tsy aikp aloa any dago fa raha ny aty andafy aloa d tsy misy lhl mizara vola zany raha tsy vendrana angaha . Zahay aloa taloa efa mba miresaka ihany t@ mbola mpianatra we momba ny lhl aty fa tsy mizara vola zany ! asa aloa e! za mbola tsy naheno ! sipa wa fa tsy vady!
25. fijo ( 13/01/2006 20:27)
za manokana dia tsy manome tsiny izay misaina toa izany.samy te hotafita io,ka raha izay no itany fa ahatafita azy ,maninona moa.
26. Vahinala ( 13/01/2006 21:48)
fijo > Misy sipa namako any Dago any tena zany mihitsy izy hatrizay fa za aza tena variana izy aloha sipa ts mba mivaky loha zany fa sady cool koa izy, d misy bandy efa manambady izay mipetraka aty ivelany, tsy frantsa akory, dia nifankahita (tsy teneniko hoe tam fomba ahoana) ireo dia lasa niaraka, dia tonga matetika any Dago izy mamangy le namako io, fa le sipa zao lasa laibany be mihitsy, tsy hitako izay maha ory azy fa trano, fiara sns tout et tout e, d nefa izy sady manana ny tena sipany koa fa tsy tena tiany akory le kofa étrange io. Tafita mihitsy izy aloha any kan.
27. diamondra27 ( 13/01/2006 23:27)
lemenakely sy vahinala: ny vehivavy materialistes rehetra tsy ankanavaka no tiko resahina eto fa tsy gasy materialistes fotsiny ka
28. diamondra27 ( 13/01/2006 23:29)
de refa simban'ny cyclone ny trano na may na tratran'ny tsunami de ho aiza zany le kala materialistes? string kely fotsiny teny ankodiny ve no angalany kil?:-D:-D:-D:-D
29. Herimiafina ( 14/01/2006 06:20)
Olombelona foana ihany akia iny na materaka na tsia ana, de refa olombelona de toy ny olombelona rehetra, mihinana de matory de miasa de mahazo vola de miala-voly ka tsy misy ve na iray amin'ireo aza mba mety hitovizana aminy kely hi-frapper-na azy? hehehehehe:-D:-D
30. jentilisa ( 14/01/2006 06:50)
Zao e! izaho sahirana mihitsy fa nisinisy ihany ny sipa materialista nifanerasera tamiko. Ny fikany saiky mitovy daholo. Ny materialista lazaiko eto izany dia ireo tia vola sy fananana an! modyy milaza ho sahirana izy na manam-pahasahiranana dia mangata-bola any aminao amin'izay. Raha fantany ianao fa naneho fitiavana azy dia heveriny fa tsy maintsy hanome ianao. Jereo amin'ilay hoe sipa tafaraka amina kaofy any Frantsa io. Tia ilay kaofy dia manolotolotra foana dia manaj-javatra maro rasipa dia lazaina hoe sambatra; sambatra ara-materialy izy amin'izay fotoana izay.
Ny mampihomehy na anniversaire-ko na aniversaire-ny dia angatahiny cadeaux foana aho, amin'izay tsy mba zavatra antonony fa manakatra be! Na mandà ankitsirano aho na lasa ho azy ny vava miteny mahitsy! Eo no maharakatra azy hoe inona no kendreny any aminao.
Tandremo koa anefa amin'ny sipa mody donto be sy maimaika fa dia tazoniny amin'ny tsy zanakao akory ianao avy eo. Sa ahoana?
31. dadabe ( 14/01/2006 08:11)
8)8)
32. Vahinala ( 14/01/2006 11:31)
diamnodra27 > D asa aloha fa za mitazana aza variana ko, misy le olona sasany tena efa ao anatiny mintsy zany toetra zany e, tsy miaraka amin'olona iray izy raha tsy misy zavatra katsahiny any aminy any !
33. Veloo ( 16/01/2006 00:17)
34. diamondra27 ( 16/01/2006 16:35)
mba te- hanandrana an'izany njay za fa zany zao no mbola tsy nataoko, sa bedin'i vahinala
35. Vahinala ( 16/01/2006 20:37)
diamondra > hihih ts bediko ka fa njy ihany io koa, za aloha toa tsy mahay an'izany e !
36. Herimiafina ( 16/01/2006 20:48)
Zah ry reto tsy haiko fa tia vevavy materialista be mahintsiny an, tena reveko be mahatsiravina mahintsiny e! hehehehe(l):-D=))
37. Vahinala ( 16/01/2006 21:05)
Herimiafina > Enao zany manambola beu ko ! :-D:-D:-D:-D
38. diamondra27 ( 17/01/2006 10:46)
déclaration ve zany re HM
39. Veloo ( 17/01/2006 21:12)
:roll::roll::roll:
40. fijo ( 18/01/2006 20:28)
vahinala,ka izay izao izy tsiriritin'ny olona ko.efa tafitany izany ny tanjony dia tsara izay amiko.
misy milaza hoe nefa isy tsy miadana???? fa ahoana no tsy hiadana.mananan ny sipany tena tiany izy;izay hakany fiadanana,ka izay tsy azony any"vola sns"no mba halainy ary ambadika.tsy hitako mihintsy izay hitsarana ilay olona amin'izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3758