namana very hevitra

1. xxx ( 10/01/2006 17:10)
Misy namana anankiray milaza fa manana olana izy, vehivavy izy io ary mitondratena,nandeha ny fikotiana dia nanaiky ilay vehivavy, efa nihaona matetika @olontiany elaela , mifanoroka fotsiny sy miresaka tsotra ,mifandefa mail ry zareo , isaky ny ndeha hiaraka amin'olona izy(hanao firaisana) , efa raikitra ny RDV, de tsy mety foana ilay vehivavy fa miova hevitra dia misaraka amin'ilay lehilahy nanaiky hiaraka aminy. Inona ny vahaolana azonareo aroso. Dia ohatran'izany foana no miseho
novalian'i bolida ny 31/01/2006 14:48
2. Herimiafina ( 10/01/2006 17:21)
Na izy mahatsiaro mamitaka ilay olona niaraka taminy taloha.
Na izy matahotra sao ilay lehilahy ka ny hanao firaisana fotsiny no tedaviny.

Tsy misy izany ilay fahatokisana satria mety gidragidra loatra ny fomba nilazan'ilay olona manaiky hiaraka aminy an'ilay zavatra.8)
3. fasaly ( 10/01/2006 18:01)
mety misy zavatra maha menantra azy ao na mampatahotra azy kou!....asa anefa:roll:
4. hesham ( 10/01/2006 18:34)
herimiafina hihihi elaela lah zany tsy hita an bizzz.
Mety misy blem angamba ny fikan`ilay sipa de menatra izy :-D:-D
5. Vahinala ( 10/01/2006 18:51)
hesham > anjay kosa e !

xxx > Mety voadona efa nisy niaraka taminy taloha angamba d filàna ara nofo fotsiny no nilainy d navelany teo avy eo, d mety zay no mampatahotra azy sao hanao ohatr'ilay taloha koa izay manaraka eo !
6. Veloo ( 10/01/2006 19:00)
Vahinala a mety marina aky io lazain'i Hesham io a....iza no mahafantatra?
o ry xxx a enao izao ny olona tena akaiky amin;ny dia mba atoroy azy izay mety e...anontanio izy mety psychologika ko anie io e...
7. ravakamalala ( 10/01/2006 19:14)
tsy azoko ilay hoe isaky ny andeha hiaraka (hanao firaisana), miaraka izany midika foana hoe manao firaisana?

raha ohatra ve ka inviter n ilay lhl izy ohatra mandeha cinéma na mandeha resto dia mandà koa sa ilay resaka sex mihitsy no tsy tiany?
8. fasaly ( 10/01/2006 19:45)
ilay resaka sex ihany izy no mandeha mitsoaka zany ry ravaka a! ka misy blem any ho any zany e! hihihi
9. ravakamalala ( 10/01/2006 19:50)
na ny sainy no efa voadona tany!

na izy mety tsy te hanome tsotra izao fotsiny kou, nga marina moa izy ty "zay tsy mikipy tsy asiako?"

fa za aloha tsy mino hoe misy probleme zany ny sex-ny e (hoy i hesham), ny antsika vhv anie tsy ohatran ny an ny lhl hoe mampisy olana ny habe na ny halava fa mety foana e! raha tsy hoe mizaitra anga ny azy, na misy nify?:-D
10. Vahinala ( 10/01/2006 20:27)
Veloo > Ary so d tsy tena sipa kosa aza izy sanatria !
11. nani ( 10/01/2006 21:20)
salut
nji njai vahinala no mahita fa tsy sipa izy an ,hummmm hihihihi alazako nji an !!!:wink:
12. Herimiafina ( 11/01/2006 02:37)
Raha mankafy mikaly izy de alefaso aty amiko klé, izay ihany no ilavako azy. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
13. jennifer2 ( 11/01/2006 04:08)
Herimiafina:twisted:
14. fijo ( 11/01/2006 04:20)
ny sainy mihintsy no misy voadona kely ka mila tairina e.ny olana dia izao,tsy ny loha no azo domina hanairana azy fa ny ary ananona ary.izy nefa tsy sahy maizina ka olana goavana ty.
15. Herimiafina ( 11/01/2006 04:21)
F'hita knou. hehehehe=))=)) Ary toa vinitra be ndroky izany ry Jenny? :-D:-D
16. Fantara ( 11/01/2006 05:04)
Resaka tsy fahatokian-tena no mety mahatonga izany angamba. Misy olona mety noho ny fiainany teo aloha sy ny fahatsiarovana dia manao izany.Ka mety aminy na manazava izany amin'ireo lhl izay miaraka sy miresaka aminy mba tsy ahakivy ireo olna ireo ary etsy an-daniny dia mandini-tena izy na manantona psy mihintsy aza fa misy zavatra mila fitsaboana a o (ara-tsaina sy foto-piheverana an= psychologique izany e!)
17. xxx ( 11/01/2006 06:57)
ravakamalala < ilay resaka sexe ihany no mampiova hevitra azy ka! anefa hono tena sendra olontiany izao izy

hesham
18. xxx ( 11/01/2006 07:02)
nolazainy ahy koa ary fa efa nahatratra ny sipany taloha teo ampandriana izy fony izy mpianatra(20 taona), dia izay miaraka taminy rehetra na aiza ny toerana nalehany Antananarivo, Fianarantsoa dia voafitaka foana izy ,fa afenin'ilay bandy miaraka aminy foana hoe efa misy miaraka ilay bandy, dia ny manodidina koa tsy misy miteny, dia iny afaka herintaona iny vao mipoitra ny nafenina , dia tonga dia nisaraka ilay vehivavy.
19. Vahinala ( 11/01/2006 08:57)
xxx > Ka tena resaka psykologika be indray ra izany satria zavatra efa nahavoa azy dia normal be izy ra lasa matahotra foana, ianao namany miaraka aminy matetika eny no tokony hanampy azy, dia aza asaina mirotoroto koa izy fa asaivo manao trève kely mihitsy aloha tsy miaraka amin'iza na amin'iza mba hilamindamina kokoa ny saina aloha.
20. pika ( 11/01/2006 09:03)
ny sainy no voadona dia norimaly izany fa anjaran'izay tena tia azy no miezaka manamboatra tsikelikely ny toetsainy entina moramora.....

ary raha te hoe hanao sexe dia tsy atao directe be fa alaivo aloha ny fony hatoky tsara dia tsy izany no tena atao fototry ny fanaovana fotoana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2811