namana very hevitra

21. soamiangaly ( 11/01/2006 09:18)
tsara fantarina koa wé inoa no tena tin'ilai sipa sy tadiaviny!! fa ny tsy azoko tsara dé wé nisarabady moa izy sa wé irtery fotsiny!! ary maninona raha miresaka @ vehivavy namany aloha e!! mety hisy hevitra vaovao hafa!! asa!!!
22. lilbon ( 11/01/2006 13:24)
sarotra sy lalina ny fandidiana ouz dokotera !
izy ihany no mahalala zay mahazo azy
23. diamondra27 ( 11/01/2006 16:16)
bon courage e!
24. fasaly ( 11/01/2006 16:32)
ny fanafodiny de hisarao izy e!
fiainana efa sarotra zao kou ve de hiaritra ny trèfle amzany....
25. Vahinala ( 11/01/2006 16:36)
Izy ihany marinano tena afaka mahalala izay mahazo azy koa, sarotra be ny hanampy azy satria efa ao antsaina mintsy zany no misy blème noho ny tantarany teo aloha, ny azonao atao dia ny mankahery azy foana.
26. xxx ( 12/01/2006 06:14)
soamiangaly: ilay sipa aloha celibataire efa ampolotaona dia ny zavatra tadiaviny izany dia ny mba hanana olontiana tahaka ny olona rehetra, vady amanjanaka sy ny sisa, ka izay hono no tsy dia ankasitrahany ilay firaisana aranofo raha tsy fantany fa mety ho tena vonona ilay olontiany, kanefa isaky ny misy miaraka aminy dia misaraka foana ry zareo afaka volana maromaro, rehefa nahazo izay nilainy ilay lehilahy, manararaotra ny mahazo azy, araka ny heviny.
27. lilbon ( 12/01/2006 12:15)
e e e! ka raha misaraka aminy foana ny olona miaraka aminy afaka volana maro2 de izao zany izy lasa tsy hiaraka mintss .
diso hevitra izy fa tsy we mijanona eo anilany ny olon-tiana refa tsy omena mintss !?
28. diamondra27 ( 12/01/2006 12:21)
raha za aloha le sipa de ze tenenin'ny fo no henoina e!

Na de mafy aza zany nahatratra zany de atao anatra fotsiny iny , mety le bandy mahay manafina sy efa akoholahy fataka fa zany hoe ratsy fitotona fotsiny ianao. Mbola ho avy ny anjaramasoandronao fa aza kivy e! 'zay maharitra vadin'Andriana hono ka de mahareta e!

29. ravakamalala ( 12/01/2006 15:31)
sao dia izy no tsy mahatana lhl fa tsy dia hoe ilay lhl loatra no miala. Aiza ve dia tsy hisy iray ho tamana mihitsy fa dia hitsoaka daholo.

ekeko hoe tsy avotra ny lhl am io lafiny io fa tsy izy rehetra kosa e! mba misy iray tafajanona foana rehefa ela ny ela.
30. Vahinala ( 12/01/2006 20:45)
xxx > Fanontaniana mba manitikitika ahy ity, ianao miresaka io ve lehilahy ? Ary sao d ianao aza no tena tiany fa tsy sahy milaza izy ?
31. xxx ( 13/01/2006 06:09)
vahinala< vehivavy za ka a!
ravakamalala< ka ilay lhl rehetra sendra miaraka aminy ange hono dia efa manana sipa daholo fa manafina aminy e! io namako io izany tsy mahalala t@ ndry zareo niaraka hoe: efa manatompo raha tsy aty aoriana sady ny namany sy ny olona akaiky azy tsy sahy miteny aminy ny marina , dia izay no mahatonga ilay bandy lasa foana satria manomboka mahatsikaritra ilay namako, dia aleony miala aloha, moa raha vao fantatr'ilay namako ilay izy hoe: misy olona efa miaraka aminy dia miala koa izy fa tsy miaritra, dia izay foana no tsy mampaharitra ilay firaisana. Ka inona ary no mahatonga ilay sipa tafaraka foana amin'ny olona tsy libre foana nefa tsy manao fanahy iniana izy, na tany Antananarivo na tany Fianarantsoa dia izany foana no miseho.
32. lilbon ( 13/01/2006 08:00)
diam's27>tsiss akoholahy fataka sy akohovavy mitsoaka zany wa fa refa tsy anjara de tsy anjara e!
matoa miaps le dymba de mety misy zav tsy zakany mintss ao
matoa le sipa mitsoaka foana isaky ny rapport de satria na izy aza tsy de poinsa loatra
ka inn samy tsy maety zany de SM SM IN1
33. Vahinala ( 13/01/2006 08:45)
xxx > Asaivo manao trève kely mihitsy aloha izy hoa, zany hoe tsy miaraka amin'iza n'iza mintsy aloha fa mijanona irery dia maka saina tsara, mety mbola tsy afaka ao andohany foana ny zavatra nitranga taminy taloha dia lasa mampisy fiatraikany eo amin'ny fiarahany amin'olona amzao fotoana zany amin'ny fihetsiny ohatra, dia na izay aza mety tsy mahatamana ilay bandy miaraka aminy, fa tokony mamadika pejy mihitsy izy dia manomboka fiainana vao² fa tsy maintsy hahita ny anjara eny foana izy na ho ela na ho haingana.
34. xxx ( 19/01/2006 19:19)
vahinala < eny ary e!
35. fijo ( 19/01/2006 21:16)
ka ny fitiavan koa anie kilalao e,mila mahay misoma,fa voa mafy eo.
36. diamondra27 ( 23/01/2006 05:54)
andao ary hisoma e!atomboka @inona
37. hesham ( 28/01/2006 15:54)
Tanatara kely , misy cousine ko zay an vo teraka de tsy misy ilay lavaka 1 iny fa ilay lavaka fipipizana dia saika hoe atao operation miandry azy lebebe hono vao didina izy .Mampalahelo be izy fa vo 10 ans zao ilay cousine ko . Ka tonga amin`ilay resaka blem indrindra isika , misy ny vhv manana blem sex . Ohatra zao molotra misy be molotra misy kely molotra ka otrizany koa ary ambany misy be molotra ary ambany hihihi ouuppssss , miala tsiny hoan`izay tsy ampy tona fa zavamisy io ka :-D:-D:-D:-D
38. xxx ( 30/01/2006 06:19)
39. bolida ( 31/01/2006 14:48)
grave ndray zany an.
fa raha le resaka teo aloha alo, de mety ratsy fitontona foana le sipa hatr@ zay, raha hoe bandy efa manana foana no miaraka aminy, kanefa raha oh hoe manana sipa fotsiny le bandy fa tsy vady an, tsy tokony mipitsika izy raha izany , fa ny fitiavana ko ge mila fiaretana sady tsy milatsaka avy any andanitra io , fa mila mietsiketsika vao mahazo e.
de mety misy zvt tsy mety any aminy matoa le lhl, mipitsika fona, de raha le resaka sexe alo de araka le nolazaiko teo e, rehefa tia d mande oazy io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4519