omeo hevitra

1. hesham ( 11/01/2006 15:39)
Miarahaba antsika rehetra oo dia mba mila hevitra koa ee.
Misy olona maniraka ahy hanadro Malagasy hon`ny olona 12 kanefa dia tsy hitako izay andrahoina fa mba omeo hevitra izaho satria mety ahazo kil maro2 izaho raha tsara ny zavatra arosoko amin`io.
Misaotra mialoha
novalian'i hesham ny 28/01/2006 16:00
2. lapino ( 11/01/2006 16:16)
manandro ve? Mody ataotaovy fotsiny any hoe: "Masina oizy, masina oizy! 12 nareo, isa masina izany! De izao no lazain'ny masina oizy, apetraho eto daholo ny firavaka volamenanareo" :)
3. Ragadona ( 11/01/2006 16:17)
Ay ve hahandro, somary nieritreritra ihany mantsy vao nahazo. Mitombina foana manko ny tina holazaina na hahandro na hanandro, satria toa misy zvtr andrahoina koa refa manandro. Mba ataovy le tonga dia azo ihany fa sao lasa torohevitra mivaona no miposaka eto. Ataovy tsara fa na za ho tonga ra matsiro le izy. Haiko ny mihinana fa le lakozia mbola hianarako
4. akamatiana ( 11/01/2006 16:19)
hesham mahandro sa manandro ??? samy tsisy haiko reo d tsitako z atoro anjy hihiihh bizz njy!!
5. cutie ( 11/01/2006 16:28)
hesham, ravitoto sy coco sy smoked turkey atao e :-D
6. Ragadona ( 11/01/2006 16:29)
Ataoko fa hahandro no tiny tenenina, mahandro sakafo e, atonona olona 12. Fa ny tsy fantatro de hoe 12 lahy, sa 12 vavy, sa mifangaro, olon dehibe daholo sa misy ankizy. Tsy mitovy ny vinavina tokony hatao amin reo
7. diamondra27 ( 11/01/2006 16:45)
poulet au coco akia raha nahandro a!

raha manandro indray: de asaivo mitondra lamba telo soratra , de 100.000Fmg , de rhum iray tavoahangy .
De refa hiditra ao antranondry izy de asaivo manala kiraro, de asaivo mitondra ranomanitra ihany koa.De antsoy za hi -encaissé le vola.Atao 40/60
8. Vahinala ( 11/01/2006 18:45)
Ary efa misy pro am fanandroana mihitsy ato a ! :-D:-D:-D

hesham > Mividy poulet ndry na crevette dia mividy ireny lait de coco amin'ny boite reny, izy aloha tsy d tena mivoaka tsara ohatry ny fahandron'ny olona any amintsika azy fa efa azo hiafiana e, za efa mpanao an'io foana !
9. bichette ( 12/01/2006 14:10)
na henomby ritra tonga dé atao anaty cocotte dé manao lasary voataby sy lasary carotte (laisoa sns) dé asina legume kely a coté :^)
10. hesham ( 12/01/2006 18:14)
cutie , vahinala merci aki an .
Tsssss nareo koa mananihany mba diso fanoratra re za fa hanandro inona koa ary za eee , ianao io mintsy zao ry lapino otran`ny tiko atao anizany masina masina zany an .
Diamnondra27 ary nareo zany anie ka efa pro mintsy e.
Ragadona , olondehibe daholo no hisakafo ka dia lahy sy vavy mifangaro daholo. Arosy amizay ary ny hevitrao.Ary nareo zany ange ka mahay mintsy amile resaka manadro eee hummm .

Akamatiana an , mahandro sakafo aki an , tsy haiko zany manadro zany.
11. diamondra27 ( 13/01/2006 07:24)
hesham: f'angah njy efa nande t@ireny. Ie za pro ka raha tsy zany zatsy hanoro an'io, sao de mba misy kil any fa za nge mahita avenir e!
Poa poa, masina masina, inona ny zavatra hiseo @ hesham @ty taona ty?
Hitako eto fa hahay mahandro sakafo sy mandray olona tsara ary, hahazo namana be de be @ity taona ity. De mazoto manao recherche ihany koa eo @ lafiny fiainana. Misy olona tsy ampoizinao hanampy anao @ andro sarotra ilainao fanampiana. Tohizako sa ...
12. mandrindra ( 13/01/2006 14:51)
vahinala, aza atao hoe akoho na patsabe fa anadrahoy miaraka ireo fa tena fy be koa an.
13. vale ( 13/01/2006 22:25)
hesham> riz cantonés atao aky à dia manaova loka ritra araky ny tenin'i bichette io! ko na sosisy ko de efa mety @ le riz cantonés ko! izao ve alo ny fanoratra le riz cantonés é?:roll:
faha-2> na koa rehefa masaka iny ny vary an! dia asio sosy na oignons sy curry nendasina! afangarohy! ndry ve aky tsy halala zay dozy mzmpiety azy any! de asio sosisy notapatapahina (efa nadrahoina ko an!) tsy fohy lotra an! de afangarohy! alohan'io ndry manaova entrée!!!
14. hesham ( 14/01/2006 15:55)
vale , merci bcp aki an
Mandrindra27 hahahahahah tena mahita marina nji ity ka , marina daoli reo lazainao ireo , meo adiresy fa bdb namako mila ola otranao mahita ny hoavy io aty hihihihi. Mazotoa maminany ary eee hihihihi
mandrindra merci koa aki an
15. lapino ( 15/01/2006 14:05)
hesham: tsy mety tsinona fa za tsy 12 ko! Raha tsy hoe tsika sy hesham angah dia vao hanao ny 10 ambiny! Aleo moramora fa tratran-dra Herimiafina eo :wink:
Ary lasa niova numero i mandrindra izany kle! :)
16. pissoa ( 15/01/2006 14:38)
Riz cantonais angaha moa nahandro gasy?

Ô ry mandrindra ah, hay ve efa tonga any amin'ny Mandrindra27 e! :lol:
17. lapino ( 15/01/2006 14:44)
Sa iza indray àry izany mpanandro manao 27 dia boka izany kle?! :-D:-D
18. booboo ( 16/01/2006 09:53)
pissoa > hihihihihihi.

hesham > trondro milafika voanjobory + vary / vary +
hena omby ritra ny kaly, tsy adino ny ro mazava sy ny lasary voatabia.
Ny anà ny fanaoko manao laoka roa na telo foana rehefa manasa olona, @ zay raha misy tsy tia ny laoka iraika dia mba misy ny laoka roa ambiny afaka hohaniny.
19. mandrindra ( 17/01/2006 15:04)
tsy hita ry pissoa fa misy ohatran'ny ekseleratera dia nitsoriaka be ohatran'ny nahazo mimero tampoka izany aho knou !! mbô anontanio ilay nanome hoe
20. pissoa ( 17/01/2006 17:25)
Ndeha hivahiny any amin'i booboo zah fa milay be ny heviny :-D

mandrindra> Kou raha ianao aza ve tsy mahay dia iza indray no hahay e :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3475