fanamoaran-dalana

1. andry44 ( 06/01/2006 19:55)
Ahoana ihany ity fanamboaran-dalana any@ tanàna ity?ilay RN 44 no tiako resahana.Toa nahato indray izy io mantsy izao!Sa de atao takalon'iana@ fifidianana foana iny faritra Alaotra iny?
novalian'i yehel ny 10/01/2006 05:49
2. fijo ( 06/01/2006 21:04)
ngah tsy efa vita e.
3. jefra ( 07/01/2006 13:43)
Ka efa hoe "Minoa fotsiny ihany"! Ny gymnazin'i Fianar izao efa niato volana marobe, d nandalo le akama, d niverina 'ndray ny asa. Asa hoviana ihany no ho vita, ary mety mbola haato ndray aza. Fa d mino e!
4. Herimiafina ( 07/01/2006 16:18)
Fantaro ihany aloha ny antony, mety resaka tsy fifanarahana entre Fanjakana sy ny entreprise manantanteraka ny asa.

Mety nisy asa tsy manjary ohatra, tsy vita ara-dalana dia resilié ny contrat. Nadia Colas sy Sogea aza no manao iny lalana iny dia tadidio fa efa nisy ny toa io, tsy vita tsara ka nalana tamin'ny colas ny contrat mandrampahita entreprise hafa hanohy azy. (appel d'offre restreint).

Mety ny entreprise manantanteraka ihany koa no nanajanona ny asa noho ny tsy fitovizana Prévision-réalisation, ka mety hitarika elanelana be loatra amin'ny cahier de charge. Efa nataon'ny Colas ny zavatra toy izao fony izy tany amin'iny RN6 (Ambondromamy-Diego) iny, rehefa hitany fa misy elanelana 6km amin'ny étude préalable (cahier de charge) sy ny réalisation.
5. yehel ( 10/01/2006 05:49)
RN 44 aloha dia lay hohup(orinasa nanao ny asa) koa ka tena bevinany e.Manao aferam-bato ndray hono ry zalahy eto sy atsy afrika atsimo.Maro noho zany ny mpandraharaha malagasy mbola tsy nahazo vola fa ny henoko aloha dia Alma efa nahazo ny 90% ny volany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6076