samy maika ve sa misy tsy te-hihaino?
1. pitchou
(
06/01/2006 18:28)
Ny mahazatra dia mifandimby manao lahateny ny olona maromaro manana andraikitra be eto @ firenena rehefa mamonjy ny lamesa voalohan'ny taona eny Iavoloha. Raha i Sefo Senat no tena nasiaka t@ herintaona, tena niandry daholo ny besinimaro hoe hanao ahoana ary ny lahateny hataon'i Lahiniriko ... Saingy ... tsy nahazo sa tsy naka micro?
novalian'i fijo ny 31/01/2006 22:07
2. fijo
(
06/01/2006 19:41)
vao hitako androany koa io.raha ny fandinihako azy dia izao.
-efa fantatra fa tato hoato lery io,dia nivadika lalana ,ka nanjary nanao resaka tsikera be,toa ny mpanohita.
-mba hialana amin'ny krizy,eo amin'ny fitondrana,dia naleo samy mody tsy nomena fitenenana mba tsy ahitana fa nahilika lery.
-efa fantatra fa tato hoato lery io,dia nivadika lalana ,ka nanjary nanao resaka tsikera be,toa ny mpanohita.
-mba hialana amin'ny krizy,eo amin'ny fitondrana,dia naleo samy mody tsy nomena fitenenana mba tsy ahitana fa nahilika lery.
3. jentilisa
(
07/01/2006 06:41)
saingy na dia izany aza dia nahafinaritra ihany ny teny maro isan-karazany nandravahan'Atoa Rajemison ny lahateniny an! sa ahoana hoy ianareo?
6. Rainimaharavo
(
08/01/2006 16:13)
Fomba fisainana lany andro io mamadika palitao io..rehefa tsy azoazo indray ny namana manaraka dia ny pataloha indray no havadika. Izany no mahatonga ny SASANY hihinana ny tsy fihinana.
Ho hitantsika eo anie ê!
Ho hitantsika eo anie ê!
7. xha
(
10/01/2006 08:49)
Ao daholo izany sady maika no tsy te hihaino no mety efa fantatra izay ho lazainy no mba miova @ fanao mahazatra eh!Fampandrosoana haingana sy tsy mahazatra eh!
9. pitchou
(
12/01/2006 20:01)
d nefa nanam-potoana nanaovana fotoam-pivavahana lava be!
hoy i sefo senat hoe: lahatra avy any ambony hono io e!
hoy i sefo senat hoe: lahatra avy any ambony hono io e!
10. fijo
(
12/01/2006 20:12)
misy vaovao lazain'ny namana iray io ambony io ,fa nilaza i lahiniriko,fa efa nifanarahana indray hono ilay izy e
11. hps
(
13/01/2006 13:42)
xxx:
I Lahiniriko toa tena mbola tsy ampy fahaizana.
Fa nareo efa ilay avaram-pahaizana be an! aza mba miseho ho enjana be @ fomba fiteny toa izany fa vao maika any ampaladian'i Lahiniriko raha zany toen-tsaina izany no aderadera eto.
12. vetsoko
(
13/01/2006 14:23)
marina ny an'i hps,raha azo atao re e!ialao le fomba fanehoan-kevitra hoatr'izay fa avy hatrany dia mora kilasiana ianao,toro-hevitra fotsiny iny
13. pitchou
(
13/01/2006 16:35)
iza indray izany mieritreritra azy ho mahay noho i lahiniriko izany? fantaro fotsiny klo le olona vao miteny e§
ra8 ngah nahay noho izy t@ niakatra teo?
ra8 ngah nahay noho izy t@ niakatra teo?
14. fijo
(
13/01/2006 19:42)
hi hi hi ,ny ahy wa,le izy tsy sahy mijoro amin'nyheviny no tsy voako.rehefa hita fa tsy miady amin'ny hevitrao dia miala ary miova fenitra fotsiny
17. xxx
(
16/01/2006 18:25)
I Zafy koa ohatra dia tsy mahay politika (botonlo hevitra) nefa de agrege, ancien interne des hopitaux de paris be izao.
18. fijo
(
18/01/2006 19:58)
izay mantsy.ny nianatra rehetra akory tsy voatery mahay politika daholo.
19. jentilisa
(
20/01/2006 06:29)
ofana manokana koa ny politika sy ny fahaiza-mijery ary fahaiza-mamaha olana e!
