aiza no misy

1. mirana5 ( 07/01/2006 20:55)
Mba liana aho mba te hahita sy hihinana voasary fihina-kodiny oatran'ny tany Dago taloha ela b mbola misy ve ireny ry reto?, dia aiza no mety misy eto an dafy?
novalian'i Mifenty ny 18/01/2006 19:20
2. Mifenty ( 08/01/2006 11:36)
aiza klou le andafy tenenin'i mirana dimy io e.

ny atao oe andafy manko dia izay ivelan'ny madagasikara

fanafohezana ny oe andafin'ny riaka.

ny riaka kou anefa dia ainao iany ny resaka miaraka aminy koa dia aza be fiavy tahaka ny .... entin-driaka a. hihihihi

3. pissoa ( 08/01/2006 13:30)
Aiza marina le an-dafy?
4. LazaRandri ( 08/01/2006 23:32)
aty amintsika zany ry pissoa an!:wink:
Sa tsimaintsy any an-dafy vao azo atao hoe an-dafy? hahaha
5. fasaly ( 09/01/2006 09:14)
fa maninona no mila mihinana odimboasary?????
tsy aleo ve voasana ihany e!
6. pissoa ( 09/01/2006 14:57)
LazaRandri, marina kay izany :-D
fasaly, tsy haiko re fa zah koa ary tia mihinana odim-boasary ah! :-w
7. fasaly ( 09/01/2006 17:30)
pisoa: mazotoa homana aza e! hihihihi!
8. pissoa ( 10/01/2006 05:32)
hihihi - misaotra, avy kou aty fasaly raha hihinana e, matsiro be anie e! :-D
9. lapino ( 10/01/2006 06:16)
Za hihinana voasarin'i pissoa! :wink:
10. pissoa ( 10/01/2006 08:08)
http://www.ccsl.carleton.ca/~jamuir/pics/los-gatos/oranges.jpg

dia tandremo sao voan'ny tsilo :°)
11. lapino ( 10/01/2006 08:18)
Messiii 'ky a! Ao fa omeko akondro ndry e! http://www.edunet.ch/activite/mimi/vevey/images/MCG/banane.jpg :)
12. pissoa ( 10/01/2006 13:32)
Messiii lapino an, na dia akondro ratsy fantina be aza :-D:-D:-*
13. mandrindra ( 10/01/2006 14:26)
ary mamokatra be zany voasarin 'i pissoa izany, fa be ranony ve aloha ?
14. pissoa ( 11/01/2006 05:23)
Mandrindra, hodiny izao no resaka fa tsy ranony!
15. mandrindra ( 13/01/2006 14:53)
matsiro ary veny hoditry ny vaosarinao e, hihihi, ireo vokatra be ireo.
16. lapino ( 13/01/2006 21:31)
pissoa: ratsy fantina ahoana àry, satria ve mibiloka? Tongava aty amin'ah fa ampireveko an'le tena barabaoka ndry! :-D:-D
17. Herimiafina ( 14/01/2006 04:13)
mirana5:

Mba liana aho mba te hahita sy hihinana voasary fihina-kodiny oatran'ny tany Dago taloha ela b mbola misy ve ireny ry reto?, dia aiza no mety misy eto an dafy?

Jereo any amin'ny sinoa klé, any toa tena ahitana zavatra favy be dia be hatramin'ny tambavy toy ny Trésor de mer. hehehehe:-D:-D

NB: ny voasarin'i pissoa loaranjy be klé.

18. Mifenty ( 14/01/2006 14:18)
lapino>>
fa i mirana anga niteny oe ihinana odim-bosary izy?

voasary fihinan-kodiny no notadaviny fa tsy odim-boasary kory.


itako iany ty sizé ty ry mirana marina. ouf!!!
19. pissoa ( 14/01/2006 14:23)
Herimiafina > voasary plastika atao haingon-trano fotsiny no amidin'ny sinoa ary koa :-D
lapino > izaho teraka tsy tia akondro :roll:
mandrindra > anontanio i lapino raha efa nanandrana izy - sady tsy anah izany akory ireo fa mandainga fotsiny aho :-$

20. mirana5 ( 15/01/2006 12:18)
Mifenty:

lapino>>
fa i mirana anga niteny oe ihinana odim-bosary izy?

voasary fihinan-kodiny no notadaviny fa tsy odim-boasary kory.


itako iany ty sizé ty ry mirana marina. ouf!!!


MISAOTRA MIFENTY A TU M A SAUVE LA VIE! ROTAKA B KAY NY METY DIKAN'TY VOASARY E OUFFFFF
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8335