aiza no misy

21. lapino ( 15/01/2006 13:55)
Pissoa: Raha tsy tia akondro àry ndry dia ity misy milay be e: http://www.pometet.kvl.dk/images/Paerer/Hasselpaere.JPG
Tonga dia izy roa mihitsy miaraka amin'ny tahony sy ireo manalokaloka eo amboniny ireo :wink:

Mifenty: tsy diso adiresy ve nareo izany?
22. Mifenty ( 16/01/2006 10:42)


mirana5>> hi hi hi ato né ka misy malatsaka mitsy eh.

Tsisy isaorana e.
23. mandrindra ( 17/01/2006 14:55)
pissoa, fa ahoana indray izany mandaingalainga izany le ? lazao aloha ny larina e, aiza izany ny voasarinao raka izany ?
24. pissoa ( 17/01/2006 17:21)
lapino> tsy tiko kounkou io 8O
mandrindra> izay angaha ianao vao nahita anah nandainga? :-D:-D
25. lapino ( 17/01/2006 17:37)
Pissoa kosa miavonavona mihitsy e! Aiza ve dia tsy tia voankazo mihitsy! Hodi-boasary fotsiny!
26. pissoa ( 17/01/2006 18:08)
Tsy miavonavona izany zah fa miavon-kanina fotsiny kah :)
27. Mifenty ( 18/01/2006 08:40)


fita kou
28. mandrindra ( 18/01/2006 10:23)
pissoa, taiza tokoa moa ianao ilay tratrako nandainga? :D
raha miavonkanina dia inona ihany izany no tena mba fihinanao aaaaany e ?
29. pissoa ( 18/01/2006 15:11)
mandrindra, tadidio eo aloha e.
K'efa we odim-boasary kou -
30. Mifenty ( 18/01/2006 19:20)
lol
hodim boasary hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2802