Mila vonjy ry reto an !

1. Vahinala ( 31/12/2005 13:19)
Araka le efa voalazako tao am dinika mikasika ny angadrano io d tena feno ny lohako ary tena mijaly be satria mangididy d mihotra d avy eo maradratra daholo ny hodi-dohako. D ny tena olana koa d izao, tena lasa mihintsana be ny voloko nefa za lava volo be, mankarary fo ery ny mijery azy satria isaky ny manogo volo za d efa ho iray tanàna no manaraka ny fiogo. Sao mba misy manana hevitra nareo amin'ny fomba atao mba tsy hampihintsana azy ! Misaotra e d mirary fety sambatra ho any rehetra koa.
novalian'i Falzar ny 10/04/2006 10:53
2. Fanja1 ( 31/12/2005 14:41)
jereo ihany ny rano fa sao de b calcaire...
3. jennifer2 ( 31/12/2005 16:39)
Aza manao vizana be e! de aza mihinana sakafo mavesatra be loatra ihany koa.
Fanampin'izay, aza de stresse be loatra fa vao maika mitombo ny anga-drano.
4. Vahinala ( 31/12/2005 17:35)
Misaotra ry reto fa d hiezaka ndray zany a, le rano tokoa aloha d tena hita hoe fotsifotsy be foana e, angaùba be calcaire marina fa d ampangotrahana ndray zany alohan'ny hanasana loha e ! Messi
5. rurik ( 01/01/2006 19:22)
raha ny evitro dia manatona pitsabo fa za ko nanao toa io taloha dia nanatona pitsabo aho dia nomeny zavatra fanasana loha , sy fanafody , raha aty ampita ianao dia maro ny zavatra mitondra an'io ohatra ny toetrandro , rano, ny sakafo , nt stresse ..... ka raha ny fatatro aloha dia manatona specialiste fa za aloha izao efa miha tsara izao .
6. sipagasy ( 01/01/2006 19:38)
ary aza mampiasa ireny shampooing anti-pelliculaire ireny fa dia fadio ireny annn, tsaboy avy any anatiny ny aretina fa ireny fanadiovana ey ivelany ihany fa tsy manala ny fototry ny aretina akory e!


mmhhhh mlle any ho any e!!! avereno hoe ilay fandaharantsika mikasika ny fahasalamana ho azy??? hihihih
7. rurik ( 02/01/2006 09:09)
mba mangataka tokoa we raha azo averna le fandaharana misy an'io .
8. Vahinala ( 02/01/2006 14:41)
sipagasy nefa tena ireny mihitsy no ampiasaiko aky marina, ary inona izany fanadaharana zany ry reto ?
9. watafon ( 03/01/2006 08:22)
za kou tsy mahalala n'izany ! @ RGV angamba e!
10. diamondra27 ( 03/01/2006 11:09)
ndana makany @ dermato e!
sao de misy problème thyroïde?
sao de be soucis @ zao fotoana?
sao de vao niteraka?
11. ravakamalala ( 03/01/2006 14:48)
tsisy afa tsy dermato marina no afaka mitsabo an io akia a! dia tsy maintsy manarkaa traitement ndry
12. fijo ( 03/01/2006 20:44)
za koa dia mamporisika hanantona mpitsabo ,fa izay ihany no ahitana ny antony.
13. watafon ( 04/01/2006 08:37)
izany tokoa !
14. Vahinala ( 04/01/2006 11:26)
Eny ary ry reto an, ny fotoana koa anie notsy ampy fa d hihezaka e, tato ato alou refa mansa lou za d ampangotrahako klou le rano d avela hangatsitsika, d ts manasa lou am shampoing za fa kosehako tsotra fotsiny d mba nahazo aina kely fa na izany aza mbola mihitsana be foana le voloko !
15. Veloo ( 04/01/2006 14:08)
marina nilazain'i diamondra etsy ambony etsy:wink:
16. fijo ( 04/01/2006 19:38)
manatona mpitsabo hoditra e
17. Veloo ( 04/01/2006 20:22)
:°)
18. fijo ( 04/01/2006 20:40)
io indray fa lasa baba
19. diamondra27 ( 04/01/2006 21:05)
vahinala:ALOPEXY Minoxidil 2% ampiasaina, hita any@ pharmacie
20. fijo ( 05/01/2006 04:17)
pharmacie aiza io ry momondra?aty sa any mada?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1164