Mila vonjy ry reto an !

41. fijo ( 11/01/2006 21:21)
ato izay,tato ho ato,dia nahitana olana toa io matetika.zavatra tsy soratana miseo,nefa koa zavatra nosoratana tsy hita tampoka.ka izay no nahatonga io resaka io.
42. Veloo ( 15/01/2006 23:24)
wata a i fijo no mila manazava fa tsy za lesy a.. azavao aryt ny baba ry fijo @ zay dia fantan'i wata.. avereno atramin'ny voalohany eeeeeeeeee:-D:-D:-D
43. fijo ( 16/01/2006 13:53)
kay le,an an azavaondry ka
44. watafon ( 18/01/2006 17:27)
aleo hilamina ihany k !
45. fijo ( 18/01/2006 19:36)
hi hi hi veloo koa mandositra ko
46. Mifenty ( 20/01/2006 08:27)
malatska kou le ataon lah oe momondra r fijo le hahaha

sa aona momondra?? a ny farany fa tsy y a. ^Ng^^ody diso eo.
47. fijo ( 20/01/2006 19:15)
ka iny letsy mba dongidongy an
48. rapala ( 11/03/2006 16:19)
Vahinala, betsaka ny antony mahatonga izany. Ohatra hoe misy vitamines manque ao aminao, na karazana eczema ilay izy. Ny mpanao ny voloko koa nanazava fa ny mahatonga ny angadrano hono satria tsy voakobana tsara ilay loho rehefa sasaina. Betsaka ny antony fa ianao no tokony hahala ny zavatra nataonao.Maka vitamines mitokana ve ianao?
49. Falzar ( 10/04/2006 10:53)
Tena efa grave B 'ne 'zany Pb n-dry 'zany ry Vahinala e! Aleo marina akia manantona Mpitsabo a!
Ia koa aloha misy sady mihintsana koa ny voloko saingy mbola azo iafiana e! Ny toetr'andro sy ny rano no mahatonga azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3163