Mila vonjy ry reto an !
21. Vahinala
(
05/01/2006 08:14)
Eny tokoa hoa, ary mila ordonnance ihany sa azo vidiana amin'izao ?
22. watafon
(
05/01/2006 09:06)
vahinala, azo vidina tsy misy ordonnace io k !
fa na d izany aza mijere dermato ihany njy e!
fa na d izany aza mijere dermato ihany njy e!
23. Vahinala
(
05/01/2006 10:55)
watafon:
vahinala, azo vidina tsy misy ordonnace io k !
fa na d izany aza mijere dermato ihany njy e!
Ok ok ary e ! :wink::wink:
32. Vahinala
(
07/01/2006 08:51)
watafon > Noheveriko fa fanafody koa aza le baba ka saika handeha hanontany any am farmasi za knou ! Hihihihihi fa zao ry reto a, efa novidiako ilay izy dia misaotra anareo nanoro hevitra alou fa hitako nisy fivoharana kely an, tohizako foana e !
33. watafon
(
08/01/2006 08:41)
vahinala, tsara refa nisy fiovana e! anontanio ihany fa mety misy io k ! :lol:
34. Veloo
(
08/01/2006 21:47)
wata a nareo kosa wa tsy mba mamaky tsara eeeee ikala fijo ihany no niteny an;io ko jereo anie ity e
Mpandefa : fijo [ Valio ] 05-01-2006 00:40:47
Lohateny : Re : Mila vonjy ry reto an !
io indray fa lasa baba
:twisted::twisted::-D:-D:°):°)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 05-01-2006 00:40:47
Lohateny : Re : Mila vonjy ry reto an !
io indray fa lasa baba
:twisted::twisted::-D:-D:°):°)
38. fijo
(
10/01/2006 21:36)
an an ,misy olana indray ato izany,fa ny nahatonga ahy niteny an'io,dia nanao io resaka "baba "io i veloo.nefa tsy hitako ato intsony le resaka??????