rariny ny ataon'ny pilote gasy ao @ air mad

1. lemenakely ( 29/12/2005 17:22)
ireo pilote afrikanina dia lafo karama kokoa noho ny teratany ...nefa ny pilote gasy dia mahay ga dia manomana menace de gréve ry zareo...
novalian'i toovs ny 16/05/2006 13:23
2. Herimiafina ( 29/12/2005 20:08)
Satria ireny pilotes Camerounais miasa ao ireny dia mpikambana anaty fikamabanana pilote international, izay mikarama toy ny mersenera, sous contrat de prestation de service.
Tsy ampy pilote mantsy ny air mad ka voatery nanao appel d'offre tamin'ireny fikambanana ireny ka ireo ao ireo ary no mba mora indrindra ny karamany hono.
3. jennifer2 ( 29/12/2005 23:50)
Fa maninona raha manofana gasy e! sady ny gasy toa malaza mahay mitondra avion tsara.
4. harry5 ( 30/12/2005 13:39)
ny gasy anier tsy misy pilote eh c claire diniho tsara nande avion aho tao mada dia izao no hitako ivato ste marie un avion type twin otter ,ny pilote tao anatiny iray fotsiny saika hidina aho fa natahotra ihany fa zany hoe tsy dia nisy choix lotre vous imagine un peux que c tres serireux si jamais y arrive quelque chose ,je dit manque de pilote ve sa y apas d argent pour payer ????? la y a pas de securité sur certaine vol interieur mais pas toute je precice
5. fijo ( 30/12/2005 19:09)
hafaka manofana fa aiza koa no hoe hiandry vahiny foana kle
6. pitchou ( 30/12/2005 22:17)
ka ny pilotes gasy koa ange tsy voatery hoe ao @ air mad daholo e!
7. Herimiafina ( 30/12/2005 22:32)
Niova ny zava-drehetra ny tena marina, noho ny fandrahonana privatisation, sns, ny fandaniambola be loatra tao amin'ny Département Formation et ressource ny air mad taloha.
8. Herimiafina ( 30/12/2005 22:33)
Misy tokoa ny CFPL (Centre de Formation pilote de Ligne)ao amin'ny Air Mad. Saingy tamin'ny taona 1996 tany dia nahena ny vola entina hanofanana ankizy gasy 17-23ans manana Bacc C na D ho pilote.

Nomena ny ENEAM ny andraikitra hanofana pilote ary dia handoavana volabe izany fanofanana izany fa tsy toa ny taloha intsony hoe, ny air mad iray manontolo no miantoka ny sarampanofanana.
9. Herimiafina ( 30/12/2005 22:34)
Misy subvention izany, ka mandray anjara amin'ny sarampanofanana ny ankizy. Ary ireo mendrika indrindra avoakan'ny ENEAM avy eo no amidiny amin'ny Air Mad. Ireo izay manana PP/IFR izany. Tsy ny ankizy malagasy rehetra no afaka handoa izany vola izany.
10. Herimiafina ( 30/12/2005 22:35)
Torak'izany koa: mitady olona efa manana PP/IFR ihany koa ny air mad hampiofaniny ho PL, amin'izay moramora kokoa ny sarany. Misy foana io fa ny fahalalako azy pilote Twin Otter sy ATR daholo fa tsy boeing tsy akory.

Mbola mila olona manana heures de vols maromaro sy qualification ambonimbony mantsy vao afaka mitondra ireny avion lehibe ireny.
11. Herimiafina ( 30/12/2005 22:37)
Ka eo indrindra no tsy maha-ampy ny olona "opérationnel tout de suite", na afaka miasa eo no ho eo, ka niantsoana ireny mersenera ireny.

Ny ankizy voaray hianatra mantsy farafaha-haingana indrindra afaka roa taona nahavoaray azy vao afaka miasa "opérationnel".

Harry05: Ny Twin Otter dia afaka entina olona iray tsy misy olana mihintsy PIC (Pilot In Command).

Pitchou: marina izany, afaka maka PP/IFR any amin'ny toerankafa ianao saingy lafobe ny cout-ny.
12. Herimiafina ( 30/12/2005 22:42)
Ary farany dia betsaka ny manana PP/IFR no tsy mi-satisfaire intsony ny fempetra fitondrana avion fitanteran'olona: visite médical, halava, sns.

Ny PP/IFR (Pilote Professionnel VFR/Instrument Flight Rules) mantsy dia azon'ny rehetra vidiana (ohatry ny permis io).

Fa ny ilaina raha te hiasa amin'Ny compagnie aérienne dia ny fananana ny PP/IFR + PL (Pilote de Ligne) + Ora maromaro nanidinana (experiences).

Vitsy ny manana an'izany raha mbola ao Dago.
13. zandrikely ( 08/02/2006 19:45)
inona ary no tsy ampianarana ny gasy sa aleo manome sosy be ny vahiny fa tsy mba tina hahazo sosy ve ny gasy , sa ahoana
14. toovs ( 16/05/2006 13:23)
ka io ange blem an'ny air mad tsy manamora ny fidiran'ny boay kely hanao piloty e. iza no gasy serie c favy be nefa tsy tafa any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2811