tratra ambodiomby (NAMPIRAFY EH )

1. xxx ( 30/12/2005 14:06)
dia ahoana ? inona no hevitrao raha ny vadinao no tratranao nefa ianao tia azy iza no atao sorona ny tenanao ve sa ny zankao ve sa ilay fitiavana zakanao ve ianao tsy saropiaro indrindra sa hody fanina ve nohon ny ankizy dia ahona rahalina mazoto ihany ve sa eo vao matsiro
2. dadabe ( 30/12/2005 14:31)
mba asio virgule ny zavatra soratanao e!!

matoa mampirafy=tsy fidele=tsy tia=fitiavana tapany fa tsy feno =ZAH TSY MILA INTSONY :^)
3. Fanja1 ( 30/12/2005 14:54)
Satria ny vehivavy ampakarina fa tys mampakatra
4. xxx ( 30/12/2005 14:54)
dadabe:

mba asio virgule ny zavatra soratanao e!!

matoa mampirafy=tsy fidele=tsy tia=fitiavana tapany fa tsy feno =ZAH TSY MILA INTSONY :^)



manan 'janaka ve ianao? dia ahoana ny ankizy, sy ny havin'izireo ???
5. xxx ( 30/12/2005 15:00)
tsy ny lehilahy ihany anie no tena tratran io eh, fa betsaka koa ny vehivavy misy pur lavitra sady ny sipa no tena mahay manpatory bandy mihintsy ,ny vehivavy anie plus inteligente qu un homme eh
6. harry5 ( 30/12/2005 15:03)
tsy misy zava doza hoatrn 'izany tratra ambodiomby
izany ehhh,ny aza tatra ihany hoan'tsy fidel ,mety maty mihitsy aza ,za aloha vahiny eh
7. fasaly ( 30/12/2005 18:31)
mbola misy ny 2eme chance de raha mbola tratra fanindro de mbola misy 3 eme chance omena azy fa raha tratra fanintelony vao barakay e!
8. fijo ( 30/12/2005 19:38)
fasaly an,indry mihintsy no tena tiako ka.kozy e.homeo sansa foana zay e
9. Herimiafina ( 30/12/2005 21:26)
Satria ny vehivavy ampakarina fa tys mampakatra
10. jennifer2 ( 30/12/2005 23:19)
Fa vehivavy ve aloha le manana olana sa lahy e!
11. sipagasy ( 31/12/2005 05:47)
Satria ny vehivavy ampakarina fa tys mampakatra
12. harry5 ( 31/12/2005 06:07)
jennifer ilay sipa zany no misy blem
13. diamondra27 ( 31/12/2005 07:09)
raha tratra ambodiomby izy , na lahy na vavy, de tsotra fotsiny , mandray décision, ka inona le décision? hummmmmmmmmm mi- participer: spectateur(trice):8O 8O mijery fotsiny de malahelo hoe odry inona 'ty re olona na acteur(trice): raikitra ny rombo lasa doly ze tsy lasa rehetra, ny taimbava, ny daka ny felaka , ny totondry, ary mety ihany koa acteur hoe miditra antsehatra manampy anjareo roa hoe: mila coup de main ve 'nareo? hi hi hi

momba ny zaza indray de raha azo atao de halavirina ny gidragidra izy raha mbola kely fa raha efa afaka misaina sy mi-kopy de lazaina ny marina fa na ho ela na ho haingana de tsy maintsy fantany ny marina ka aleo ianao no miteny azy toa izay olonkafa. De enao ihany no mahalala ny toetra ny zanakao na sensible izy na tsia de arakarak'izay no itenenana azy na tsia . OK?

De mba manontania tena ihany refa tony ny fo hoe: naninona ary za no nataony an'io? de ho hitanao ny valiny fa tadiavo miadana

zay fa de bon courage e!

FAMPAHATSIAHIVANA: A chaque problème il y a 2 solutions
14. sipagasy ( 31/12/2005 09:30)
Satria ny vehivavy ampakarina fa tys mampakatra
15. Laholo ( 31/12/2005 14:07)
Satria ny vehivavy ampakarina fa tys mampakatra
16. Veloo ( 31/12/2005 22:14)
inn ary ty? miverimberina fotsiny io teny tsisy dikany io:roll:
17. jennifer2 ( 01/01/2006 02:23)
za koa akia ry veloo mba gaga a!
ary lasa tsy mety mandeha indray le sary kely an!
18. Herimiafina ( 01/01/2006 02:27)
Aza mba mampirafy ihany hoa, aleo tsy miditra raha mbola tsy mahatanty migadra amin'olontokana, hehe:-D:-D
19. jennifer2 ( 01/01/2006 02:48)
marina mihitsy zany! ary herimiafina ity kay henjy be an!javascript:emoticon(':*')
20. jennifer2 ( 01/01/2006 02:48)
tsy mety mndeha tsara le sary kely!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1895