tratra ambodiomby (NAMPIRAFY EH )

21. diamondra27 ( 01/01/2006 11:48)
voa koa jenny @ le sary :-D:-D:-D
22. fasaly ( 01/01/2006 12:32)
fa inona no hidiran'ilay fampakàrana vehivavy!???
23. Vahinala ( 01/01/2006 18:33)
Ra izy tratra iny anefa no mba sendra mahatratra ohatra dia ts mahazaka fa angamba d mamono tena, hihihi manaova ny rariny ihany hoa fa hoy ny fitenenana hoe zay tsy tiana atao aminao aza atao amin'olona.Mankahery zay mbola tsy nanao zavatra toy izany haharitra hatramin'ny farany e !
24. jennifer2 ( 02/01/2006 02:27)
fasaly: haiko akia ny eritrerin'ny lehilahy @ zany a! satria izy no mampakatra de eritreretiny hoe azony atao ny mampirafy, fa ny vehivavy ampiakarina de tsy mahazo mampirafy.

amiko anefa na mampakatra na ampiakarina de ratsy ny mampirafy.
Diamondra a1 za akia matetika tratran'le sary kely foana. Leo be za indraindray.
25. sipagasy ( 02/01/2006 15:31)
fasaly:

fa inona no hidiran'ilay fampakàrana vehivavy!???



tsy io akia ny nosoratako teo fa mbola nisy bugg kely ny forum t@ izaho nanoratra annn hovaliako eo ihany raha tsy miova ny nosoratako izao e!
26. jennifer2 ( 03/01/2006 01:47)
mampiteniteny foana tokoa le fahasimban'ny serasera an!
27. ari.malala ( 03/01/2006 04:55)
na mananjanaka na tsy mananjanaka, amiko ny misaraka no fahendrena satria hiaritra ao nefa ny fitiavana aza afa tsisy tsony...matoa tsinona mampifafy d tsy tena tia zany. Raha sanatria misy tsy fahampiana ao antrano manin raha imresaka fa ts mitady solution de facilite mampirafy?? Momba ny ankizy ndray, zanany ireo ka manana droit izy hifankahita @ zanany ary na firy koa na firy zaza eo an-tanana, ny zanako manaraka ahy fa tsy tiko hijaly @ renikely ny zanako, ary veloko foana ireo fa ny fody aza manam-piahy.
28. mamzelkely ( 03/01/2006 09:59)
omena chance izy alo hise rattraper-ny fa sô de mba nobolisatra kosa izy eee
29. diamondra27 ( 03/01/2006 10:56)
mamzelkely: mety zany ka fa arakarak'ilay olona io e!
soa lavo hahay hamindra
30. mamzelkely ( 03/01/2006 11:27)
zay anie wa eeeeee ra ny ana alo de omeko chance mits eee de mandini-tena kou za avo we sô de avy aty amiko no nahatonga azy nanao an le izy
31. jentilisa ( 03/01/2006 13:05)
Fa ilay fiainana ankehitriny sy ny manodididna mihitsy no mahatonga ny olona maro hampirafy araka ny fandinihako azy. Io indray dia tsy miraharaha izay hoavin-janaka izany ny ankamaroany...misy azy anie mampiditra ny zanaka hiray tsikombakomba mihitsy! simba tanteraka ilay fitaizana avy eo.

Na dia efa lehibe aza dia toy ny tany ampianarana ihany ny any ampiasana. Ny film koa moa toa maneho ankolaka ny fiitatr'ity fampirafesana ity.

Ny toe-java-misy ao an-trano koa no mety hahatonga ny fampirafesana...tsy misy dinika ohatra! Dia mitady resaka any an-kafa!
32. hesham ( 04/01/2006 13:18)
Manome chance ihany raha mahatratra aloha fa raha matetipiavy kosa le izy de aleo misaraka . Misy ohabolana avy any avaratra zay "zaza folo tsy aody tragno" . Na 10 ary ny zaza refa tsy mety de tsy mety , aleo miala .:-D:-D:-D:-D
33. Veloo ( 04/01/2006 20:53)
tandremo tsara nareo panome chance reo... mety itany fa tsara fanahy nareo dia araortiny oe eeeeeee ty mbola hanome chance ahy ka aleo aloha hanao ...:°):°):°)
34. hesham ( 04/01/2006 23:48)
veloo an3 ka , le chance tsy atao fona fa in2 na in3 farafabeny de zay ka , manapakevitra amizay .Fa amizany efa mody tena tapakevitra ary , ampifilaina ela2 refa tafakatra @ fahar2 sy faha3:-D:-D:-D:-D
35. mandrindra ( 05/01/2006 15:31)
raha ao antrano no tratra dia efa fiantsina izany. raha te hanao dia mba mailo toy ny rehetra samy mitifitra any amin'ny sisiny daholo. tsy ny toerana hanaovana akory no tsy misy.
36. diamondra27 ( 21/01/2006 07:59)
misy bandy mitondra sipa eny ampandriananjareo mivady mitsy koa ......... Mba sahy koa izy roa e!de zay le mahatonga ny gera be sy torabilia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1389