vonjeo
1. diamondra27
(
30/12/2005 07:04)
za ry reto tena raikipitia eto @ dinika serasera tsy te hiala mihitsy fa mahaliana doly ny dinika saingy tato ato tena ny eo ihany no miverina, misy afaka manampy ve?
novalian'i dadabe ny 11/02/2006 14:57
2. diamondra27
(
30/12/2005 07:06)
tsy azoko hoe maninona le dinika ny olona iray averin'ny olona hafa na koa hoe zavatra tsy nosoratako akory de lasa misoratra @ anarako, misy manao magie ve?
3. pissoa
(
30/12/2005 07:27)
diamondra27:
tsy azoko hoe maninona le dinika ny olona iray averin'ny olona hafa na koa hoe zavatra tsy nosoratako akory de lasa misoratra @ anarako, misy manao magie ve?
Angaha akia indray tsy mba namaky ilay nosoratan'i Hery hoe "Fanamboarana teo amin'ny forum"? Mandehana ao amin'ny dinika "Momba ny takelaka"
4. dadabe
(
30/12/2005 08:35)
manaona
zaho dia lehila mitady vady.
monina eto france.
ary miasa.
efa ela aho no nitady nefa tsy naita.
ka zay vonona mba amaly ny atsoko dia aoka anoratra @ ty adresse ty landrie @namana serasera
misaotra mialoha
landrie

5. diamondra27
(
30/12/2005 08:48)
dadabe: br br br f'anga enao le landrie hi hi hi ha ha ha
pissoa: misaotra e!ndraso lou zany jerena

6. Vahinala
(
30/12/2005 08:50)
diamondra27:
tsy azoko hoe maninona le dinika ny olona iray averin'ny olona hafa na koa hoe zavatra tsy nosoratako akory de lasa misoratra @ anarako, misy manao magie ve?
Za koa aky efa voan'io foana a, fa efa midinika nataon'i hery ao am "momba ny takelaka" ao fa hoe efa misy fanamboarana hono e, vao al zao za no nanoratra d le zavatra ts nosoratako akory no nivoaka teo ! hihihihihi
7. Vahinala
(
30/12/2005 08:51)

8. diamondra27
(
30/12/2005 08:58)
pissoa,vahinala: za tsy nahita an'izany fa ny blague nalefako talohany fampahatsiahivana aza voafafa kou, tsy rariny e!
tokony mampatsiahy aloha vao fafana fa tsy fafana de mampahatsiahy, atao ahoana e! mandefitra no mety!
tsy misy soratra fanazavana ao hoe naninona fa le hitako de fahampahatsiahivana

9. dadabe
(
30/12/2005 09:03)
oadray le zah angaha nanoratra an'io le :evil::evil:
tssss raha izao no motohy de tsy hiditra ato intsony zah kle ,:evil::evil:

10. pissoa
(
30/12/2005 09:58)
dadabe, mitady vady ahoana kle? alazako amin'i Veloo io anjoany :-D :-*
11. hery
(
30/12/2005 09:58)
diamondra27:
pissoa,vahinala: za tsy nahita an'izany fa ny blague nalefako talohany fampahatsiahivana aza voafafa kou, tsy rariny e!
tokony mampatsiahy aloha vao fafana fa tsy fafana de mampahatsiahy, atao ahoana e! mandefitra no mety!
tsy misy soratra fanazavana ao hoe naninona fa le hitako de fahampahatsiahivana
diamondra27> ny atao hoe fampatsiahivana filazana ny zavatra efa nolazaina taloha fa mety adino. Izany hoe efa nisy filazana imbetsaka teto fa angamba adino dia nampatsiahivina indray. Mba hialana amin'ny fanontanian'ireo izay manadino fotsiny izany no nametrahana ny fampatsiahivana... Tsy tokony handefitra raha tsy mety ilay izy kah :-)
12. ari.malala
(
30/12/2005 10:15)
dadabe:
manaona
zaho dia lehila mitady vady.
monina eto france.
ary miasa.
efa ela aho no nitady nefa tsy naita.
ka zay vonona mba amaly ny atsoko dia aoka anoratra @ ty adresse ty landrie @namana serasera
misaotra mialoha
landrie
:-D:-D:-D:-Dhay v mitady vady dadabe? :-D:-D za mahita:-D:-D fa saingy :-$:-$@ veloo
13. dadabe
(
30/12/2005 14:36)
arimalala > zah hoa tsy nanoratra an'io tena marina anie izany e, tsssss tena leo be zah le