vonjeo
23. diamondra27
(
03/01/2006 10:54)
jenni: f'angah tsy hainjy le fitenenana hoe: ambadik'i sahondra?= tara
24. jentilisa
(
03/01/2006 13:11)
disika 45 tour taloha, ny ao ambadiky ny lohateny hoe Sahondra dia lohateny manao hoe Tara!
Ô ry sahondra!(2)[tavaA]
tara e! tara loatra e! ny fitiavanao ahy! azonareo ve izay lazaiko?[tavaB]
Ô ry sahondra!(2)[tavaA]
tara e! tara loatra e! ny fitiavanao ahy! azonareo ve izay lazaiko?[tavaB]
25. pissoa
(
03/01/2006 17:40)
diamondra, iza indray no anaovan-dry fangala-piery a ambadik'i sahondra ao? :-D:-D
jentilisa, izay vao haiko hoe tava no fiantsoana azy amin'ny teny Malagasy :-D:-D
jentilisa, izay vao haiko hoe tava no fiantsoana azy amin'ny teny Malagasy :-D:-D
26. hesham
(
05/01/2006 00:00)
Inn marina le hanampina anao eee . Raha ohatra anie ianao ka tsy mahatsiaro zavatra hafa afa tsy ny mi chat eto dia ianao ihany no afaka manova anizay fa tsy olonkafa mintsy eee . Ianao no tokony hamolaka ny tenanao hoe oka zay de zay .Sa ve za hors sujet:-D:-D:-D:-D:-D
27. diamondra27
(
05/01/2006 12:06)
efa reglé le blème ka, le size makatsy makaroa
le miverimberina foana ny hevitra etc...
efamilamina e
le miverimberina foana ny hevitra etc...
efamilamina e
29. rakekely
(
06/01/2006 07:09)
ny tsara indrindra re dia izao ah
maka lohahevitra iray isanandro dia iny no tradrahana, amin'izay mba maharitra vao miverina ny lohahevittra iray, sady koa mety hahasahana ny maro ny fandraisana izany hevitra iray izany.
maka lohahevitra iray isanandro dia iny no tradrahana, amin'izay mba maharitra vao miverina ny lohahevittra iray, sady koa mety hahasahana ny maro ny fandraisana izany hevitra iray izany.
30. Saviola
(
10/02/2006 11:09)
(l)raha misy olana arapitiavana d tsory fa aza ahodina n resaka e!!!!!!!!!!!
31. diamondra27
(
11/02/2006 14:04)
saviola:ka enao mitsy no mampisy olana ahy nge e! za ampifilafilainao