recette caca pigeons

1. voaloboka ( 21/12/2005 09:05)
Mba omeo recette fanovana cca pigeons izay manana ô? Manaizana caca pigeon ry zareo dia mba mnontany recette a

misaotra mialoha
répondu par diamondra27 le 21/12/2005 19:46
2. Fiffi ( 21/12/2005 09:57)
andraso aloha anontaniako ilay pigeon etsy antokotany e! :-D:-D:-D:-D:-D
Vaziazy ny ahy akia an! fa ny fanaoko azy aloha dia tsotra be e! farine , sel piment en poudre , levure chimique , rano , menaka kely , azo hasiana atody 1 , afangaro daholo ireo , rehefa lasa ohatan'ny pâte à pain iny dia fonosana torchon de andrasana 1h , avy eo tetehandriko arak'izay hitiavandriko azy de alefa anaty menaka mafana be , rehefa mendy arak'izay hitiavana azy koa dia apetra eo @ sopalin de mazotoa mihinana e!
3. hesham ( 21/12/2005 11:06)
fiffi , tsara koa raha ranona coco no atao ranony fa andramo anie eee hhuuummmm tsy le rano avy ao anaty coco fa ranona coco avy nofiazana hihihihi.
voaloboka! Mazotoa manaizana hihihihi ntsoooooooo
4. voaloboka ( 21/12/2005 16:49)
Misoatra bestaka ry reto a , :P.
5. Fiffi ( 21/12/2005 18:46)
voaloboka: fa aza hasiana voaloboka an! :-D:-D:-D vazivazy ny ahy akia an!
hesham: way ! mbola tsy nanao an'ioindray aho an! andraso fa andramako hoe rahampitso dia omeko vaovao enao :)
6. jousoua ( 21/12/2005 19:04)
ny ahy de tsotra ny fanaovako pigeon caca:manao pâte fraîche à base de farine,oeuf,huile,rano,tsy travaillé-na ela de avela hipetraka 1 à 2h de temps de tetehina na atao caca na carré,mety foana,de refa manendy azy de tsy atao may be lotra e!
fa ny fanatsarana de anao ndro mahita azy oe asiana fromage na zavatra hafa,na zavamaitso sy ny sisa e!
fa anao ny tohiny
de mazotoa manamboatra ary e!rà sendra tsy tafavoka de manorata fa hampiako anao!
7. diamondra27 ( 21/12/2005 19:46)
za mahita fa omeo ahy aloha le pigeons
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3192