akory atao?
1. fenomalalah
(
21/12/2005 07:09)
fa maninona kay ry reto rehafa misy olona tiana d mampifila foana a?!sa hodiany tsy fantatra?
novalian'i dadabe ny 27/12/2005 07:10
2. Herimiafina
(
21/12/2005 07:13)
Tsy zatra akia izy de géné an, tsy zatra omena fitia fa matahotra, de tsy zatra manome fitia ihany koa.
Eo ihany koa ilay instinct predateur, tia mihaza ny olombelona.
Raha andeha hiaza ohatra ny mpihaza iray de mety tsy tiany raha tamy manantona azy daholo ny biby tiany hazaina rehetra, aleony ihany le somary mandoisitra le izy de iny izy titiny kokoa.
Fa misy ihany olona tsy toa izany intsony fa efa folaka, efa manana herimpanahy goavana be, de tsy be principe tsony, hehehehehe:-D:-D

3. rurik
(
21/12/2005 07:24)
mety koa we ianao tia azy nefa izy tsy tia anao dia tsy sahy miteny fa ianao no tokony ho tonga saina, matoa izy mampifila dia tsy mbola tia izy zany
6. erfan
(
21/12/2005 10:15)
Ny tena marina de fomba ny olona mintsy zany, na lahy io na vavy fa oh mahagaga ndray ary raha vao tonga de we manaiky tsotra fotsiny, ndrindra ra olona mbola tsy mifankahalala
7. hesham
(
21/12/2005 11:13)
Matoa zay za nampifila dia tsy reveko le bandy fa raha reveko dia tsy asiko atakandro mintsy sao miova hevitra tampoka hihihi:-D:-D
8. Veloo
(
21/12/2005 14:59)
ny ahy dia izao no fijeriko azy, fantany enao fa tia azy dia ampifilafilainy, nefa rehefa lozana avy eo lery inn fa tonga midradradradra...modio faninn retsy a
9. Ragadona
(
21/12/2005 15:50)
Ary ry veloo zany angamba le sipa mody fanina lava reny, mody mitazana lavitra foana dia ohatry ny hoe tsy mahita ny eo akaikiny
16. Ragadona
(
21/12/2005 20:14)
Eny e, fantatro anie fa eto ianao e, indrisy anefa fa tsy hitako...
17. Vehivavy
(
21/12/2005 20:46)
Matetika na izy tsy tena tia na koa izy tia mitsapatsapa andry, ampifilainy ndry d hitany fa tena tia azy d mitotototo d io no mahafinaritra azy fa rehefa odiana tsy rarahiana izy indraindray d ndry ndray aza no ho gaga hoe, tena tia ahy ity bandy ty ! :wink: