akory atao?

41. hesham ( 25/12/2005 11:16)
:-D:-D:-D:-D
42. ari.malala ( 26/12/2005 04:57)
fenomalalah:

fa maninona kay ry reto rehafa misy olona tiana d mampifila foana a?!sa hodiany tsy fantatra?



ts haiko aky fa arakaraky ny olona io a! za anie tiavina raha tsy tena asehoko tsara mitnsy hoe tena tiko e! :-D:-D:-D
43. cristal ( 26/12/2005 07:52)
(l)ô!RAHA MODY FANINA IZY DE JEREO NY MASONY FA RAHA TENA TSY MISY ANGOLAM-PITIA DE ALEO MIHEZAKA MANAO ZAVATRA TSARA EO IMASONY NA MAMPITOMBO HATSARAM-PANAHY FA MISY IRENY TSY TIA DEGANY NEFA TSY MILA OLONA TSOTRA BE KOA DE FANTARO ZAY ZAVATRA TIANY,DE AZA MISEHO HOE TIA BE AZY E!
44. Herimiafina ( 26/12/2005 07:53)
Mody fanina ou pasa mody fanina, inn ny olana klé? Tsy mampihena na mampitombo ny fidirambola, hehe :-D ^^
45. pissoa ( 26/12/2005 15:48)
fijo, aleo enao memezana kely fotsiny :-D:-D
ari :-D:-D
Herimiafina 8)
46. ari.malala ( 27/12/2005 06:58)
pissoa, manin andry ky za annnnnnnnnnnnnn! zany no marina ko! :P:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6648