Mila mamokatra sy culture d'entreprendre

1. yehel ( 13/12/2005 14:18)
Mampalahelo raha zao foana no hiainana eto dago.

Tsy maintsy miankina etsy sy eroa.Ny prioroité dia ny "mamokatra e".Esorina tany @zay lé "sitranie".

Efa maro loatra lé génération potika.Formation ho bureaucrate daholo no nisy sy nampanaovina.Tsy mba nisy mihitsy tosika ara bola ,ara-teknika teo @ sehatran'ny créativité.Matoa nisy zany dia nisy tokoa ny firenena sy olom-bitsy nahazo anvatage.Ohatra : ny frantsay zay nanjanaka dia tsy hamela anao @ zao fotsiny ,tsy mila ny vokatrao izy ra-malagasy ô,ny leader price ,jumbo score,mr bricolage,ireny no natsanagany mba hanagonana haingana ny kely any am-pôsinao.

Zone franche = zéro ,inona ny avantage ny gasy :mba tsy handehanan'ny viavy hijorojoro eny tsaralalàna,miala tsiny an.

Farany : mianara dia mampianara zay kely azonao @ mpiara-belona aminao.tsy isika velona @zao no hitaty ny vokany aloha fa dia @ l'an 2100 any angamba.

SOYEZ JUSTE DES BONS CITOYENS.

novalian'i xxx ny 27/02/2006 14:12
2. lapino ( 13/12/2005 18:45)
yehel:
culture d'entreprendre

=D
3. jamal ( 14/12/2005 01:36)
Aleo aloha misy la guerre e.Ny firenena iray tsy mandroso raha tsy miaina @ ady
4. Herimiafina ( 14/12/2005 04:49)
Inona moa no hatao hoe fandrosona "développement"?

Mba jereo kely hoe ity ry zareo:

http://www.who.int/inf-pr-1999/fr/cp99-wha4.html
5. RABEZA ( 03/01/2006 07:30)
Ny tena manahirana ry zareo de zao aty Dago.
Toa ny Karàna sy ny sinoa no tena manao "entreprise" fa ny malagasy dia miasa sy mitady asa no manavànana azy.
Misy ihany ny tafita fa vitsy. Any amin'ny 2015 any zao mety hifampisàsaka ny effectifn'ny Gasy sy ny Sinoa miasa eto Madagascar an
6. fijo ( 06/01/2006 21:12)
ka samia mihezaka manao zavatra e
7. xxx ( 27/02/2006 14:12)
Mahatsara zavatra indraindray ny fisian'ny sinoa sy karana. Mahatonga saina anao toy izao ary manosika anao hametram-panontaniana.

Anjaranao avy eo ny mampivaingana ny valim-panontanianao. Tsy voatery manomboka amin'ny zavatra lehibe fa "ny erikerika hono maha-tondra-drano".

Halao hery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7141