ny lehilahy sy masturbation

1. kafmalbar ( 13/12/2005 08:04)
Nisy sondage nivoaka dia hoe 90% dia efa nimast daholo eny fa na ny efa manambady aza,ka hoe misy fiantraikany amin'ny fahasalamana ve izany ???
novalian'i Rwin ny 27/06/2014 20:11
2. moi ( 13/12/2005 10:16)
Raisina hoe marina ny sondage :
90% izany dia mety tsy ao tsara ny fahasalamany raha raisina hoe misy fiantraikany !!:lol::lol:
3. moi ( 13/12/2005 10:18)
Raisina hoe marina ny sondage :
90% izany dia mety tsy ao tsara ny fahasalamany raha raisina hoe misy fiantraikany !!:lol::lol:
4. moi ( 13/12/2005 10:26)
Raisina hoe marina ny sondage :
90% izany dia mety tsy ao tsara ny fahasalamany raha raisina hoe misy fiantraikany !!:lol::lol:
5. mikeh ( 13/12/2005 10:45)
Izany hoe ao antin'ny fikambanana Master daholo ny 90% ny lehilahy
6. bmw333 ( 13/12/2005 11:23)
Tsy misy fiantraikany amin'ny fahasalamana izany. Ny mifanohitra amin'izany aza no mety hampisy olana satria araka ny diniky ny manampahaizana dia mampitombo bebe kokoa ny mety hahavozan'ny lehilahy homa-miadana amin'ny "prostate" ny tsy fanavaozavana matetiteka ny tsirin'aina. Raha matetika loatra indray no tsy haiko.
7. Falitiana2005 ( 13/12/2005 11:29)
Raha marina izany dia aleho izany mi-mast ko 90% ary mi-mast daholo ko sa ahoana?
Nefa raha misy ve ny vehivavy hanaovana ny filana dia aleho ihany tsy mi-mast
8. fasaly ( 13/12/2005 17:28)
nahoana aza no hisy fiantraikan'ny am fahasalamàna e!
vao maika aza mahasalama kou!
9. Veloo ( 13/12/2005 18:03)
oy i bmw333:
Raha matetika loatra indray no tsy haiko.

lany tsoka ka :-D:-D:-D:-D
10. fasaly ( 14/12/2005 08:50)
asa tanana ve ho ratsy!!!!!:wink:
11. pissoa ( 14/12/2005 15:05)
veloo:D
12. kafmalbar ( 14/12/2005 15:36)
Ilay asa tanana tena tsara be ry fasaly fa aleo ihany passe a l'act an,io anie solution provisoire fotsiny e.Ny olana fotsiny rehefa zatra azy sarotra vao tafa ala ao,toy ny sigara ,efa niala tamin'ny nefa mbola mifoka ihany tsy indraindray.Hihihihi
13. fijo ( 14/12/2005 22:10)
ny vokany izany tsara hoy fasaly,ka tohizo e
14. Herimiafina ( 15/12/2005 03:29)
Favy ny masta, favy be, raha atao matetika nefa dia ahona klé? Inona moa ilay hoe matetika?
Ka na iray isantaona aza anie efa matetika ihany izany e.
Mitovy amin'ny manao ihany io, na isan'andro aza tsisy blem klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. fasaly ( 15/12/2005 12:01)
f'ita wa! ny fahafinaretana no tena zava-dehibe!
kou raha maika sy taitaitra kosa ve ka tsy misy ny hi passer-na acte de tsy hatao asa-tanana....
kanefa kou afaka miaraka ihany ireo kou!:wink:
16. fijo ( 15/12/2005 22:01)
ampianararo aho fasaly fa ndry izany tena mety ahay hampianatra ahy an.
17. fasaly ( 16/12/2005 13:50)
hihihi! zà kou virja kou.....!mody mbo miteninteny eo nge zà e!
18. akamatiana ( 16/12/2005 18:25)
fa inn kay zany??:-w:-w:-w
19. lapino ( 16/12/2005 18:44)
akamatiana < Jereo eto
20. fameusecousine ( 16/12/2005 21:15)
tena tsy ilaina intsony ny sipa raha zao no mitohy kle nefa hafa ihany lay=))=))=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0989