ny lehilahy sy masturbation

61. fijo ( 17/01/2006 22:06)
mety tena hilay izany ka.andramo anie e
62. Vahinala ( 18/01/2006 11:06)
fijo > Milay mintsy fa tsy hoe mety !:oops::oops:
63. fijo ( 18/01/2006 20:30)
ko manao mampalahelo be ndry??? sa mila mpanao kosa ary ny sakaizako?
64. Vahinala ( 18/01/2006 20:56)
fijo > Malahelo mintsy za fa le mpanao amiko mbola tsy eo zao koa ! :oops::oops:
65. fijo ( 19/01/2006 20:52)
hoay,maka remplacant e,izay anie le efa nokoziko andry e.
66. Vahinala ( 19/01/2006 21:27)
fijo ka tsy mety fa bedin'i jesosy raha manao an'izany hihhiihihhih !
67. kala ( 20/01/2006 05:48)
Andray zany resa-dehilahy ato marina:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mahay midiribila @ resa-dehilahy kosa i fijo sy vahinala zany knou.:roll::roll::roll:
aiza mou dadabe no tsy:evil::evil::evil: lasa filin hafa kely ny mast.
Io ndray na lehilahy na vehivavy ilana foana ny mi-mast.:wink: da manin kou zao raha tsy ampidirina eto ny resaka Jesosy. tsy fantatrareo angaha fa zany ihany no nandehananilery vakansy de paka:-D:-DNampiresaka makorelina sy nampahiratra ny jamba fotsiny. Nefa tsy fantany fa mety nanao mast no nahajamba an'ilekary.:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
68. Vahinala ( 20/01/2006 08:47)
kala > =))=))=))=))=))=))=))=)) Ka za asainy mamprafy d ozy za hoe ts mahazo manao an'izany hoa fa bedin'i Jesosy koa.
69. mandrindra ( 20/01/2006 09:04)
tsy mampirafy izany ry vahinala a, mbô maka ny anajarano fotsiny io, mandalo dia miserana e
70. kala ( 20/01/2006 10:54)
vahinala > tena aleo leiry hampirafy any tsy koà fa raha njy io no mmampirafy : tena tsy vitan'ny we bedin'i Jesosy fa A/tra mihintsy no manao collée anjy:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
revena milay @ le mi-mast de tsy pb sady tsy arahadromoromo :-D:-D:-D:-D toy izay miaraka @'ol hafa zany. Ra zà aloha de aleoko zay ê!
f'inon nry mandrindra no anjara alaina "tembo" ve:?::?::?::?:
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
71. mandrindra ( 20/01/2006 15:10)
tsy izay fotsiny ry kala fa rora koa a
72. Dezy ( 20/01/2006 16:14)
ary heveriny kala fa tsy misy dikany io we tembo io ,any an-dafy anie io ka misy mividy lafo be refa tsy miteraka éé
73. Vahinala ( 20/01/2006 16:14)
kala > Hita wa aky ko ! Ny tanàna aloha no atao solony mandrapaha e ! =))=))=))=))=))
74. fijo ( 20/01/2006 19:42)
vahinala an,avelao jesosy hoany,fa ndry jerena
75. Vahinala ( 21/01/2006 12:35)
fijo > Ka efa hivaha ny olana ato ato fa kalam twa e !
76. Mifenty ( 22/01/2006 11:48)
sady Jesosy aza ra tsy diso aho mamela heloka foana kou.:-D:-D:-D
77. Vahinala ( 22/01/2006 12:05)
Mifenty > D atao ve zany raha mamela heloka izy ! :-D:-D:-D:-D
78. Mifenty ( 22/01/2006 21:09)
ka zara aza izy mamela heloka kou.
79. Vahinala ( 23/01/2006 08:28)
Ary raha tsy mamela tampoka izy d akory atao ! ^:^^:^^:^
80. kala ( 23/01/2006 12:02)
dezy > ekeko fa vidina lafo le tembo fa misy taonany kou ange le afaka manome an'io ê! Asa aloha na diso mamaky boky kou zà kou lasa mahita an'izany we 45ans farafahabetsany...:lol::lol::lol:
vahinala â! teneniko njy fa tena aleo mitirefila tsy manaonao foana zany:idea:
Kou raha ts'ity kou Jesosy hoatranareo kou hamela eo foana izy. Ngaha izy tsisy hatao afats'io:?::?::?:
Sady aton'ilery we "une fois ça passe, 2 fois, ça trace, 3 fois ça cassé"
mandrindra â > tsy dia azoko le we rora:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4696