ny lehilahy sy masturbation

41. Vahinala ( 29/12/2005 14:03)
Misy mahatsara azy ny mimast ary misy maharatsy azy ra ny fiheverako, fa raha olona efa manambady kosa angamba aloha,ataoko fa ts mila manao izany tsony e, ra tsy hoe efa hifanarahan'izy mivady indray ka izay d hafa mihitsy !
42. Mifenty ( 30/12/2005 11:17)
>>vahinala

plaisir solitaire kosa io kou aona ny manambady no tsy i mast le.
43. kiali ( 01/01/2006 19:24)
zah ao anatin'ilay 10%
44. fijo ( 04/01/2006 04:46)
diamondra,izany tokoa ve?raha izay mantsy tsy misy tokony handa ny hanampy anay nareo sipa
45. Vahinala ( 05/01/2006 08:20)
Mifenty:

>>vahinala

plaisir solitaire kosa io kou aona ny manambady no tsy i mast le.



Tsy haiko aloha nenareo lhl sasany e, fa nena izy matoa manao izany dia refa le tsy afaka za zay, ohatra hoe fadimbolana e, na toy izao hoe misara toerana zao d lazainy ana ihany anefa na koa miresaka amiko am phone izy no manao izany. Samy manana ny fahazarany angamba e !
46. fijo ( 06/01/2006 04:21)
vahinala an,ary raha maka sipa hafa izy mba asainy mimasta azy fotsiny dia ahoana diso ve?
47. Vahinala ( 06/01/2006 08:35)
fijo > Manaitaitra ny aty fanahiko njy ty an ! Hihihihihihi. Asa tokoa aky ze hitranga zany ra zany no misy ahoana hozy za ???? Handeha hody haingana a leretsy ka, malaky tonga ilay andro oooooooo ! :cry::cry::cry:
48. fijo ( 06/01/2006 20:36)
aza maika izany ,fa avelao aloha izy hilalao kely any e.ndry koa anie mba mila midribla kely e
49. hesham ( 07/01/2006 01:33)
fanamarihana kely tsy ny lhl ihany no mimaste fa ny vhv koa saingy mbola tsy haiko hoe firy % ny vhv manao azy fa bdb efa henoko nimaste ary tsy ny tanora ihany fa ny antitra koa:-D:-D:-D:-D:-D:-D.
50. Vahinala ( 07/01/2006 12:45)
fijo > ka za koa efa maina konjy anga ahoana an ! :lol::lol:
51. fijo ( 11/01/2006 04:41)
kay,ko maninona raha mba nanao lenalena kely taty aloha?ngah misy mahita e
52. Vahinala ( 11/01/2006 12:04)
fijo > tsa misy mahita fa za mintsy no ts d tia anizany no sady tsisy fotoana e ! :-D:-D
53. fijo ( 12/01/2006 20:30)
ahhhhhh,raha nisy fotoana izany mety lasa ihany an.hummmmmmm
54. Vahinala ( 12/01/2006 21:08)
fijo > :roll::roll::roll::?::?::-D:-D
55. fijo ( 12/01/2006 21:20)
he he he io fa tratra e
56. Vahinala ( 13/01/2006 08:56)
fijo > :-$:-$:-$
57. dadabe ( 13/01/2006 10:42)
vahinala :evil::evil: miresaka seule @ i fijo a :evil:
58. Vahinala ( 13/01/2006 16:15)
dadabe > Io njay enao an ! :cry::cry::*:*:*
59. xxx ( 15/01/2006 17:43)
Za ny vadiko mitry no miaraka mi-maste amiko ,fa milay eh.:}
60. Vahinala ( 15/01/2006 19:02)
:oops::oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9628