IL FAUT SAVOIR ET RECONNAITRE
1. vetsoko
(
13/12/2005 15:12)
Mpianatra aty ivelany ny tenako;géopolitique et enjeu stratégique no filièreko de nataonay ohatra i madagasikara de gaga be za sady nalahelo
Fantatrareo ve fa scandaleuse ny situation économiquena'i madagasikara,il ne faut plus etre fanatique ni orguéuilleux sur les causes raçiales et d'origine,quelle bassaisse d'ésprits ,c'est une mntalité pitoyable ;on est entraint de sombrir;pire qu'avant

répondu par fijo le 13/01/2006 19:45
2. Veloo
(
13/12/2005 15:48)
inn moa no tianao lazaina amin'ity oe:
il ne faut plus etre fanatique ni orguéuilleux sur les causes raçiales et d'origine,quelle bassaisse d'ésprits ,c'est une mntalité pitoyable????
misy relation ve io sy ny economie?
mba azavao kely oe misaotra oooooooo

3. kally
(
13/12/2005 17:14)
O! lehiretsy e! marina fa tsy teninareo ilay izy fa na izany aza mba jereo ihany ilay fomba fanoratra e! dia ho tezitra amin'izany ve?:-P fa tohizo ity adihevitra fa mba tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny iny.
5. sonwin
(
13/12/2005 20:14)
vetsoko> any France angamba ise no mianatra ary tsy mahagaga ilay ohatra nataon'ny mpampianatra. Nefa na izany aza hazavao hoe ny antony mahatonga an'ise miteny ireo?
6. fijo
(
13/12/2005 20:32)
fa ngaha moa nisy ninia tsy mahita ny zavamisy eto e.mampiady hevitra no atao eto.ary amin'ny teny gasy,fa tsy hoe za avy aty ampita dia tsy hiteny gasy intsony na dia gasy sy madagasikara aza no resahana.
7. hery
(
13/12/2005 20:45)
Ny tena problaime dia ilay miteny Francaille kanefa faut be ilay izy. Tsy aleo ve natao teny gasy ihany?
Dikan-teny vitsivitsy mety ho azo ampiasaina na dia tsy tonga lafatra aza.
Scandaleuse : Manafintohina
Situation économique : Toe-draharaha ara-toekarena
Il ne faut plus : Tsy tokony ho ... intsony :-)
Fanatique : hitompo teny fantatra (na ataovy hoe fanatika dia mety)
Orgueilleuse : azo atao hoe mirehareha izy eto.
Sur: sur e :-)
Causes raciales: Resaka volonkoditra loll
Quelle bassaisse d'esprit : Tsy haiko fa tsy ao anaty diksionera
C'est une mentalité pitoyable: Toe-tsaina mampalahelo (mampitomany)
On est entrain de sombrir: Miha maizina :-)
Pire qu'avant: Mihoatra ny teo aloha

9. fijo
(
13/12/2005 21:02)
ka lery kosa ary sao miandry an'i sasany handika teny aloha fa efa aty andafy?
10. Rainimaharavo
(
13/12/2005 21:16)
r'ingahy VETSOKO ô!
-firy taona no nianaran'ingahy io tantara io fa toa tena vendrana daholo izahay raha oharina aminao?
-firy taona no nialanao ny tanindrazana no toa tsy mahay miteny malagasy intsony ianao?
-firy taona no heverinao hamitàna ny fianaranao amin'io taranja tena ambony dia ambony io ho anay tsy dia nandia fianarana lalina hoatranao?
-firy taona izany no heverinao fa hahatafarina ny tanindrazana raha araky ny fihevitrareo manampahaizana?
misaotra amin'ny izay havalinao, tompoko ô!
Rainimaharavo
11. Herimiafina
(
13/12/2005 21:50)
vetsoko:
Mpianatra aty ivelany ny tenako;géopolitique et enjeu stratégique no filièreko de nataonay ohatra i madagasikara de gaga be za sady nalahelo
Fantatrareo ve fa scandaleuse ny situation économiquena'i madagasikara,il ne faut plus etre fanatique ni orguéuilleux sur les causes raçiales et d'origine,quelle bassaisse d'ésprits ,c'est une mntalité pitoyable ;on est entraint de sombrir;pire qu'avant
Ny zavatra toa io de tsy any Madagasikara ihany no mitranga fa erak'i Afrika, clivage social, tsy fisian'ny firaisankina.
Tsy ny fahasamihafana eo amin'ny olona no olana fa ny politika misy izay mahatonga fifaninanana eo amin'ireo olona samihafa fihaviana sy kiltiora.
Izany hoe raha mipoitra ny olana amin'ny fahasamihafana fihaviana sy razana dia satria ny Politika (Climat, Structure, Processus) misy no mahatonga mahatonga izany.
Io no nampiasain'ny Frantsay (zarazarao hanjakana)mba nahafahany nametraka ny fanjakany
Zava-misy ireo voatanisa ireo: "constat".
Ary misy hifandraisany tokoa izay rehetra voatanisa.
Saingy izao, alohan'ny hamoahana hevitra amin'ny constat toy itony dia miezaka mijery ny antsoina hoe "cohérence" sy "pertinence"-n'ilay olana misy aloha izay vao afaka mamoaka hevitra "jugement".
12. Stone
(
13/12/2005 22:50)
Ny vahaolana hoantsika gasy dia tsy maintsy avy @tsika ihany aloha izay vao ny investisseurs vahiny. Tsy ny sinoa, sy karana na ny vazaha akory no andrasana.
Ny ohatra voalohany dia i Ra8, inona no nataony nahatonga azy milliardaire?
I Kaleta na i Roland Ratsiraka ihany koa dia azo atao ohatra na dia... aza. Izany hoe ny asa ihany izany, fa tsy ny transition akory. Jereo fa I Bengladesh izao dia efa mihatsara ny economie nefa dia gisitra io pays io t@ 1970.

13. jamal
(
14/12/2005 01:48)
Aza hasiana loatra izy @ teny frantsay e.Zay no mba ùety hatafavoahany hevitra.Nefa ry vetsoko an,ny fitiavana voalohany ny firenena dia ny FITENY ampiasaina ao.
Marina ny voalazanao hoe @ cause raciale nefa tadidio koa fa any ivelany ary io mbola tena miseho mihitsy eo @ samy tsika gasy an.
Ny vahaolana akaiky nefa mety mbola ho ela ny vokany dia ny mamokatra e.Manangana orinasa mpamokatra.Ny banky eto koa aloha dia tsy mba manaraka mpandraharaha malagasy mihitsy e.
Izaho ary mieritreritra hoe ndao hanangana banky @ sisiny satria io aloha raha halafa ara-penitra dia tsy ho avelan'ny frantsay sy ny fanjakana mihitsy satria mety mahatonga "incident diplomatik"@"vive la france".

14. fijo
(
14/12/2005 04:23)
stone,marina mihintsy io voalazanao io.tsy misy afa tsy isika ihany no hafaka hanarina antsika.dia samia misaina
15. Herimiafina
(
14/12/2005 04:45)
Inona moa no atao hoe fandrosoana "développement"?
Mba jereo kely hoe ity ry zareo:
http://www.who.int/inf-pr-1999/fr/cp99-wha4.html
Mba jereo kely hoe ity ry zareo:
http://www.who.int/inf-pr-1999/fr/cp99-wha4.html
17. Veloo
(
14/12/2005 17:04)
ny inn no milay? ry indih? anarana mbola tsy hita ndray zany :-D:-D:-D
19. mandrindra
(
15/12/2005 14:49)
pan !! pan !! pan !! toa voatifitifitra fiana i vetsoko. ie fa ireo izay nitifitra satria efa mahalala omeo vahaolana ary satria ianareo izany no tena mahay mikendry izay mba tafitohina.