IL FAUT SAVOIR ET RECONNAITRE
21. vetsoko
(
17/12/2005 16:05)
de le fautes d\'orthographes (volontaire satria discussion sur internet no ato dia mila haingana sy abréviations sy ny ets ...) no nahavariana ny maro eeehhhh,il y en a meme qui pense m\'apprendre les règles gramaticales de la langue française!!!!!,bon fa tsy any ny ady hevitra e! mety mbola hisy faute d\'orto eto fa bon c\'est pas le but pour moi,hitako hoe tsy impartiel ny maro aminareo ,normal satria samy manana ny opinionny fa dia hanazava tsara ny tenako,économiquement les malgaches vivent quotidiènnement l\'inflation, ny pouvoir d\'achat nilatsaka 2fois noho ny t@ situat
ion 2003(jereo chiffres sy statistiques) voaporofo s mazava io satria nanao erreur betsaka ny fitondrana d\'abords sur le plan politique et après sur les grandes décisions économiques izay tena délicat,sur le plan politique mba nahafahana ni convaincre ny opinion t@ fifidianana dia nisy ny promesse be dia be,trop meme,voire impossible mais c\'est la politique des apprentis et il fallait vaincre aussi la partie adverse malheureusement à n\'importe quel prix!!!misy lanjany be io phrase farany io satria nisy zavatra maro niseho t@ crise 2002 izay tsy fantatry ny vahoaka malagasy sady tsy nampahafantarina koa saingy fantatry ny les 2 béligérents sy ny mpanelanelana (opinion internationale.....)ohatra:Samy tsy nisy lany 1er tour,eeeh oui...... nitarika ny tim saingy tsy nahazo + DE 50% mais bon tsy afaka iditra duxime tour koa anefa izy sati fantany fa tsy hisy ny deuxième tour pouraaquoi hoy ny maro ???? satria il suffisait juste de créer un incident majeur genre assassinat ou instabilité ou abstention du pouvoir législatif ou judiciaire maro e! dia avy eo raisin\'ny miaramila ny fitondrana et vous savez qui était le chef supreme de l\'armée (le président) na ny filohan\'ny sénat izay mitovy ihany izany ,fantatro fa lalina izany rehetra izany fa bon tokony ho fantatra koa anefa izany,efa fantatry ra8 sy ny équipeny fa foana ny caissem-panjakana saingy natao ihany ny promesse satria il faut séduir l\'opinion,de tonga teo @ fitondrana izy de voatery nanao oeuvre vitsivitsy aloha mba hi prouverna fa mi tenir parole izy, ny vola nanantanterahana izany dia ny tao @ jirama,banque centrale sy ny ets....ary voatery namoaka (betsaka) am-posy izy;après vide tanteraka ny caissem-panjakana izay natao hanodinana ny raharaham-panjakana (machine admnistrative: fournitures de bureau,jiro rano karaman\'ny fonctionnaire ets ets ....),betsaka ny trosa ARY DIA EFA MOINS NY COMPTE alors il faut récupérer mais comment ,,??? ary teo no tena erreur fatal satria dia natao ny détaxation ,ho an\'ny firenena malagasy izay mbola ao anatin\'ny sous dévellopement tanteraka dia tsy ny rehetra akory no mandoa sy mahaloa taxe na impots fa ny société lehibe sy ny investisseur étranger sy ny riches local,io anefa no any source n\'ny caissem-panjakana malagasy satria tsy manana sociétém-panjakana intsony ny état malagasy satria efa maty sy privatisé daholo ,ny détaxation anefa dia pendant deux ans be izao,2ans tsy mandoa taxes ireo société ireo DIA INONA NO VOLA MIDITRA NY MIVOAKA ANEFA TSY MAINTSY MISY SADY MITOMBO NO PERMANENT,,,,d\'ou difficite budgétaire,0 entrée de devise...fifaninanana déloyale satria tsy mandoa taxes ny xts étranger maty ny xts local ets ets e! vokany miakatra ny vidim-piainana tsy azo hialana io @ situation ohatr\'izao tsy hoe tsy fantatry ny mpitondra akory izany rehetra izany,non,fantany saingy arka ny voalazako tetsy ambony dia il fallait récupérer à tout prix dia ny azy no norécupérerny satria lany betsaka izy,vokatraz\'izany rehetra izany dia nandray mésure maro ny fitondrana izay mésure tsy fandray @ tany sous dévéllopé ohatran\'i madagasikara saingy voatery izy sinon c\'est ll KO ,ohatra:fandoavam-bola @ rano eny @ pompe sy lavoire publique alors que les gens sont pauvres????nefa ny rano tena besoin quotidien io ,fampiakarana vidin\'entana:solution efa tsy mahomby io fa soit on agit sur les matières premières soit on agit sur la quantité saingy ry zareo moa tsy de compétant loatra @ lafiny économie,tapahina ny jiro satria tsy maintsy limiterna ny dépensem-panjakana,voatery izy satria ny jirama ary efa mila ho faty alora que c\'est la seule société qui s\'occupe de l\'énérgie chez nous,il n\'y a meme pas de concurent,mais bon c\'est la mauvaise gestion dia ohatran\'ireny tany efa teny mahantra velona ireny isika ets ets,betsaka ny zava-misy saingy lava loatra sady trod économique et trop technique le izy raha ho tohizina,je dis tout simplement qu\'il faut agir d\'analyser,d\'éssayer de contribuer au développement de notre pays mais pas de discuter tout simplement ni de dire et raconter les erreurs des autres ,tsy nahomby ny teo aloha marina izany fa tsy éxcuse i@ incompétence io,il faut que tout ça évolue d\'abords la mentalité

23. Rainimaharavo
(
20/12/2005 20:41)
Ho valin'ny fanontanian'ny eo anoloako hoe teny inona ity?
dia hoy aho hoe : Tenin'ny olona manamphaizana mandrato fianarana sy monina any ivelan'i Madagasikara io...izy ihany (i Vetsoko) no milaza fa any ivelan'i Madagasikara izy...MAHAY IO OLONA IO AN!
Hamaliako ny tenin'i VETSOKO :
Tsy mbola namaly ny fanontaniako ery ambony Ianao ka asa raha toa ka modinao tsy hay aho na tena tsy takatry ny tsenanao ny tsy fahaizako ka tsy valinao akory. Raha toa ka hadinonao dia vakio tsara fa ity Rainimaharavo manoratra ity ihany no nametraka fanontaniana taminao.
FAHAROA : mbola ho an'i VETSOKO ihany : fa maninona ary ingahy raha mody aty Madagasikara dia mampianatra ny MPITONDRA rehetra ao. Ireo mantsy araky ny teninao, raha azoko ny teny frantsay sasantsasany sy teny gasy resahanao lavabe etsy ambony dia tena olona VENDRANA ka tokony tsy hitondra Firenena akory. Efa manana izany fahaizana izany Ianao ka maninona raha mba jerena ny Tanindrazana fa sao dia lasan'ireo olona vendrana lazainao ireo daholo ny fananana sy ny fon'ny Malagasy tsivakivolo ê! Izahay anie miandry olona hoatranao milaza fa tena dadàny amin'ny fahaizana amam-pahalalana ê! mba vonjeo re izahay Tompoko ô tena VENDRANA sy tsy nandia fianarana daholo Izahay Malagasy an-tanindrazana fa Ianao mianatra any ampita any ihany no tena mahay dia mahay...
Asa raho ho valianao indray ity resako ity fa dia miandry eto ny Gasy tsy mahay n'inon'inona Ra-VETSOKO ô!
MODIA RE MAMPIANATRANAY SY MANAO IZAY HIDINAN'NY VIDIM-BARY, HAHABE NY KARAMANAY sy ny sisa tsy hay ho tanisaina intsony...IANAO izany no tena bàbàny ka dia miandry Anao ny Firenena r'ingahy MANAMPAHAIZANA O ! aza hasiana fampianarana lavabe hoanay intsony fa avelao any ny any an-dafy dia tongàva misikina hoatran'ny sarababem-bahoaka ê!
Miandry valiny re Tompoko ô!

24. xxx
(
21/12/2005 00:20)
Ka tsy dia izay manampahaizana avy any andafy hoatao directeur na ministre izay nge no tena tadiavina fa olona entrepreneur na investisseur gasy, afaka mamorona asa sy valeur ajoutee e! manampahaizana dia ananantsika bedebe, chomeur aza ny ankamaroany izy ireo nefa dia manana doctorat izao
25. Rainimaharavo
(
21/12/2005 16:33)
Vakio milamina sy tsikerao tsara ny valiteniko ho an'i VETSOKO fa tsy dia amin'izay valiteninao izay no tena tiako ho lazaina.
Miandry ny resaky ny mpisera hafa aho dia ho hitako eo izay tena mahatakatra ny tiako ho lazaina.
Ny tena marina dia ingahy na ramatoa (tsy haiko na lehilahy io VETSOKO io na vehivavy)no rariako hamaly ahy mivantana.
Raha tena mihevitra ny Tanindrazana Izy dia inoako fa tsy hisalasala hifanakalo hevitra amiko.

26. fijo
(
21/12/2005 20:14)
tenin'inona ire ity e?valiny ten'ny olona tsy mahay intsony.ny olona tena mahay,dia mahafehy tsara ny teny ampiasainy.ka na izy miteny gasy tsara,na miteny frantsay tsara,fa ny olona tsy mamely kosa dia izay mampahintsy azy ihany no ataony.misy tsy haiko kely eto,tsy koi,ataoko teny frantsay io,hadinoko kely ny dikany atsy,tsy olana averiko teny gasy.za tsy manampahaizana,fa mba mihezaka ny tsy hanary ny teniko.
io koa dia ten'ny olona vao tonga tsy ela taty ampita.te hampiseo izy fa efa aty dia hadinony hatramin'ny teniny.firy taona nefa izy izay no taty?matetika tsy mihoatra ny 5 taona.

28. fijo
(
22/12/2005 04:27)
ka ireny wa lasa maka hevitra any ambadika aloha fa lany le naroso teto.
29. mandrindra
(
22/12/2005 09:31)
rainimaharavo, maninona raha lazaina mivantana io olona io be zesta satria tsy izay monina aty ivelany sy nandrato fianarana rehetra no miresaka toy izao.
fijo, mbola lasa namaky boky indray angamba i lery e !!

30. Rainimaharavo
(
22/12/2005 17:39)
Ho an'i Mandrindra:
Andrasako aloha hamaly ahy i VETSOKO dia ho hita eo izay lazainy.
Ny hoe lasa namaky boky koa aloha dia tena mety ho izay mihitsy ny ataon'i Léry!
Miandry isika hamaky ny fahaizany aloha ê!

33. vetsoko
(
23/12/2005 14:38)
misaotra an'i rainimaharavo namaly dia fantatro fa niandry ny valin-teniko ianao,fa tsy namaly avy hatrany aho ry se satria voalohany tsy hevitr'olona iray no nandrasako,faharoa tsy tiako le manao réaction tt de suite fa lasa tora-po,tsy misy analyse,fahatelo sady miasa no mianatra ny tenako dia sahirana @ fotoana,dia misaotra anao koa mamaly tsara sy manana esprit hifanakalo fa tsy ohatran'ireo sasany sahirana @ valeurn'ny interlocuteurny sy sahirana @ zavatra hafa tsy misy dikany nefa rubrique politique ity misy antsika ity,le hoe ho avy ry se hanavotra an'i madagasikara dia izao a,tsy maintsy tadiavina ny fomba rehetra anatanterahana izany,accés @ domaine rehetra,ary ho an'ny situation any dago dia tsy maintsy mi rassembler opinion minimum ianao dia miseho @ politique après,ny fianarako mbola tsy tena hoe vita,mila vola koa izany rehetra izany,ny fanavotana an'i madagasikara tsy vitan'ny mpianatra iray aty am-pita noho izany aleo mba tsy ohatr'izay le fomba fijerin-tsika raha mety,ny mandray anjara @ fanavotana angaha dia azo atao ary ny firenena malagasy dia mila prise de conscience collective sy solidarité henjana be mihintsy satria à chaque fois misy érreur ataon'ny mpitondra dia mihamizara foana ny opinion vokatry ny décéption politique maro loatra izay efa nisy ary mbola mitohy hatramin'izao,farany tsy mamaky boky za ry se fa eto ampanoratana izaho no miheritreritra a! mais bon c'est pas grave
34. fijo
(
23/12/2005 19:39)
ary le resaka safiotra ity ve ry akama tena fanahiniana sa vokatry ny tsy fahafahana mifehy le hevitra tiana hoavoaka?
35. Rainimaharavo
(
23/12/2005 20:06)
Misaotranao aho Vetsoko namaly ampahatsorana ny resaka.
Voalohany : gaga ihany aho satria izay rehetra any ampitan-dranomasina dia milaza ny tsy fandehan'ny raharaha eto Madagasikara hatramin'ny nandraisan'i Ra8 ny fitondrana. Fomban'ny te hitsikera io na iza izy na iza. Saingy ny tsy tenenin-dry zareo ireo dia ny hoe ry ZAREO teo aloha ve tena nahavita ara-dalàna ny zavatra rehetra teo ampelatanany nanomboka tamin'ny 1972 ka hatramin'ny 2000? Raha milaza Ingahy Ratsiraka amin'izao fotoana izao (vao haingana dia haingana izany, tsy mihoatra ny telo volana akory) hoe : NY NATAOKO IHANY NO TOHIZAN'I RA8, dia hoy aho hoe naninona ary no tsy notanterahana fa nomena ny hafa ny "kasikety"?
Faharoa : matoa aho manipy teny hoe modia hiasa miaraka amin'ny sarababembahoaka dia satria fantatro fa ireo olona izay mitrongy vao homana dia tsy miraharaha izay resatsika amin'ny mailo. Ny antony dia satria tsy ananan'izireo firy izany atao hoe "mailo" izany. Faharoa satria tsy ny hifamaly an-taratasy hoatran'ny ataontsika no mahamay an-dry zareo fa ny ahitana izay hohanina anio sy ny hitsonjovana ny ampitso. Raharaha tsy hinanan-kanina izany mailo izany, hoy ny ankamaroan'olona.
Fahatelo : tsy voalohany aho no manao izao hafatra izao : IANAREO FARA DIMBIN'NY ALA no tsy maintsy hanana fitondra-tena matotra, marina ary tsy misy risoriso. Tsy fantatro ny taonanao ry Vetsoko fa raha araky ny resako hatramin'ny nisian'ny fifanakalozan-kevitra dia ireo TANORA ao anatin'ny 25-45 taona no tokony hitondra ny Firenena atsy ho atsy. Ireo izay milaza azy ho be mokondoha amin'ny asa politika politisianina hatramin'izay (1972-2005) dia efa goaika antitra daholo ka tsy mihevitra hafa tsy ny hahazahoany toerana sy ny hitombenan'ny fahanterany eo amin'ny asa politika; toy ny tenin'i Ratsiraka hoe : HIKARAKARA NY FIANAKAVIAKO AMIN'IZAY AHO...(teniny tamin'ny fiverenany fanindroany teo amin'ny fitondrana izany) Ny tenako dia efa zokinjokiny ihany, ary tsy mbola tao amin'izany fitondrana politika politisianina izany hatramin'ny nisian'ny Repobolika malagasy. Ny tiako hoentina kosa mba ho fandraisana anjara amin'ny fampandrosoana ny Firenena dia mamporisika anareo TANORA hanohy ny fianaranareo amin'ny fomba ara-dalàna tsy mihevitra ny hahazo seza. Ka raha toa ka hoe mbola lavidavitra ihany ny fianarana ataonao dia ataovy amin'ny toe-tsaina hoe : ho todiko hatramin'ny farany ity fianarako ity hiverenako hanompoko ny Fireneko.
Mino aho fa tsy haha tohana anao ny resako fa fandinihan-javatra ny antsika rehetra amin'ity pejy ity.
Marihiko fa tsy ny taona 25-45 taona no inona fa kosa fantatro fa IREO no manana hevi-baovao hoentina hampandroso ny Firenena. Ireo efa lazon'antitra amin'ny politika politisianina dia tokony HANORATRA BOKY hitantara ny zava-bitany teo amperin'asa. Asa mba firy amin'izireo no namela tahirin-tsoratra ho an'ny tantaran'i Madagasikara...

36. fijo
(
23/12/2005 23:52)
marina mihintsy ireo voalazan'i rainimaharavo ireo.nefa maro no tsy sahy ,na dia ny hisaina hoe hody fotsiny aza.
37. vetsoko
(
25/12/2005 09:12)
misaotra tompoko namaly
tsy asiako resaka ny momba an'i ratsiraka sy ny momba azy,tsy éxcuse anefa ny teo aloha na izany aza,raha momba ny mpitondra ankehitriny ianao ohatra dia aza malilo sofina @ critique ny mpanohitra fa azo ampiasaina tsara ireny atao arofan,ahitana ny zavatra tadiaviny sy ny stratégieny,ny capacitény ary mora hi-controlerna azy satria fantatra ny position ny,aleo izy hiteny ahitanao ny tiany ahatongavana sy ny echosny any @ opinion dia mora aminao avy eo ny manao ny ambiny aza variana loatra @ démarche ny opposition ,ho an'ny politicien dia izaoo no tadidio,ny opinion no tena lehibe ,omena confience ny opinion dia tazomina ny fomba fifandraisana aminy etc,etc....

38. Rainimaharavo
(
26/12/2005 15:41)
Tsy misy idiran'ny hoe momba na tsy momba ny Mpitondra amin'izao fotoana aho fa mahatsapa izay zavatra mitranga rehetra hatramin'izay. Tsy tsangan-kevitra no hoentina hitondra ny Firenena fa TSANGAN'ASA. Betsaka no nanao tsanga-kevitra hatramin'ny niatombohan'ny Repoblika malagasy ka hatramin'izao fa tsy nisy nahomby izany na iza izy na iza. Mamerina ny teniko aho hoe : ny fahaizana amam-pahalalana no hitondranareo taranaka fara mandimby ny Tanindrazana fa tsy ady hevitra tsy hinanan-kanina akory. Izay afaka manao zavatra hahazahoan'ny vahoaka fiainana milamina no tafapetraka amin'ny toerana politika. Aminareo manana fikasana hitondra ny Tanindrazana atsy ho atsy dia iezaho ny hananana toe-tsaina vanona.
39. Ragadona
(
26/12/2005 18:45)
Tsy maintsy miainga amin ny tsangan kevitra kosa alo satria tsy maintsy misy ny teoria maty paika mitondra mankany amin ny pratique. Ary izay no ianarana. Ary io no mampiavaka ny olombelona amin ny biby eo amin ny fomba fiasa satria samy miasa na omby, na kisoa, na voalavo . . . Fa ny tsy mety dia na ilay mijanona eo amin ny hevitra ka zary teoria fotsiny na ny mande an jambany tonga dia hoe pratique ka zary manao "any fa ho any"ary tonga amin ny didy jadona satria tsy hainy ny manazava ny ataony
40. fijo
(
27/12/2005 21:44)
marina izany.ilaina io tanjona io aloha.izay vao manao izay ahatratrarana azy.