IL FAUT SAVOIR ET RECONNAITRE

41. Rainimaharavo ( 28/12/2005 17:16)
nisy valiteny nalefako talohan'io farany io momba ny hoe "théorie" sy "pratique" fa tsy haiko hoe nahoana no tsy niseho amin'ny serasera?
notsindriko mihitsy ilay eo ambany hoe "alefaso" fa asa izay niafarany.
misy antony manokana angamba...asa!!!:?::?:
42. fijo ( 28/12/2005 18:29)
rehefa misy fananmboarana dia mitranga ny toa izay ka.za koa efa voa ka mba tsaroako.fa avereno rehefa hoatra izay.
43. xxx ( 13/01/2006 14:20)
mahay le olona atao hoe vetsoko,réaliste,impartiel,ary mbola manana ilay fijery tsy mbola misy tendance
44. fijo ( 13/01/2006 19:45)
izany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072