XXX miafina
1. diamondra27
(
03/12/2005 16:23)
lasa resabe eto @ dinika fa misy an'i XXX ny akamaroan'ny dinika mandeha sady misy ny marary fo. De lasa ny eritreritro hoe:maninona ary moa raha asiana dinika manokana momba ny XXX ka ze te hiafina de mahazo manoratra eto daholo, ka ny angatahina @izany de raha misy zavatra tinao tenenina, de alefaso eto fa natokana ho anareo XXX ity , na coup de guele zany , na te hi-défoule, na te hiresaka voretra be, satria zany no mampiafina anao ambadiky ny XXX, na koa resaka fivavahana fa tsy te hiteny ny pseudo-nao enao
Ny fantako hatr@zao alou de XXX---->xs
XXX---->xl
XXX---->xxx
Ny fantako hatr@zao alou de XXX---->xs
XXX---->xl
XXX---->xxx
novalian'i diamondra27 ny 17/12/2005 07:19
2. Johanna
(
03/12/2005 17:32)
Ie marina tokoa zay voalazan'i Diamondra zay ka, tokony asiana dinika manokana momba ny XXX de zay efa ampy taona no miditra ao anatiny.
3. Johanna
(
03/12/2005 17:35)
Ie marina tokoa zay voalazan'i Diamondra zay ka, tokony asiana dinika manokana momba ny XXX de zay efa ampy taona no miditra ao anatiny.
4. Herimiafina
(
03/12/2005 20:05)
Zah hoa tara amin'ireny xxx ireny e, tena tsy haiko ny antony, very hevitra zah fa mba ampio moa ry zareo an. hehehehe:-D:-D:-D:-D
5. jennifer2
(
04/12/2005 00:45)
Ka enao anie efa nasaiko nisafidy hoe iza @ ireny e? toa misy mantsy ny sasany mpanjono toa anao de ny sasany tsonjo, ka le mpanjono ve anisan'ny mahatara anao?
6. Herimiafina
(
04/12/2005 01:06)
Non, tara fotsiny zah kah, fa zah tsy te hiaraka fa tara fotsiny no tiko de mijanona eo, hehehehe:-D:-D:-D:-D
9. jennifer2
(
04/12/2005 01:16)
hoy herimiafina:
Non, tara fotsiny zah kah, fa zah tsy te hiaraka fa tara fotsiny no tiko de mijanona eo, hehehehe
Za anie tsy miteny hoe hiarahanao ry zareo e!
Non, tara fotsiny zah kah, fa zah tsy te hiaraka fa tara fotsiny no tiko de mijanona eo, hehehehe
Za anie tsy miteny hoe hiarahanao ry zareo e!
10. Herimiafina
(
04/12/2005 01:25)
Ie, fa zah hoa tara be amin'izay ireny e, manonofy azy ireny foana, ny rivotra fohako de xxx, ny sakafo haniko dia toa xxx, xxx daholo ny olona hitako eny amin,ny arabe, potika sy rava zah, tsisy espoara tsony ny amiko, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
11. jennifer2
(
04/12/2005 01:27)
avia ary aty omeko espoara e! sa poara no tianao? voankazo mahasalama io.
12. Herimiafina
(
04/12/2005 01:29)
Karazana espoara manahoana kalongany le azonao haroso handinihako azy lalindalina kokoa, hehehe:-D:-D
14. Herimiafina
(
04/12/2005 01:41)
Oay leity e, zah irery ve kalongany no asainao sa sao de misy olonakafa klé, manjary tsy mazoto homana zah raha zaraina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
16. Herimiafina
(
04/12/2005 02:13)
Ngah radadany be ty kou nasainao tao ry Jen klé? hehehehhee:-D:-D:-D:-D
17. jennifer2
(
04/12/2005 02:31)
mbola vo enao aloha no noresahako, mbola ho eritreretina indray ny @ dadabe sy ny hafa.