XXX miafina
61. fijo
(
09/12/2005 19:55)
jenni sy hesham izany koa toa holasa an?
nahazo indray bedada kle,tratry ny fety letsy e
nahazo indray bedada kle,tratry ny fety letsy e
63. jennifer2
(
13/12/2005 02:24)
fijo: lasa aiza zahay sy hesham? eto ihany zahay fa tsy lavitra akory ka!
An! sa mialona? efa io omen'i diamondra io ary nenao e!
An! sa mialona? efa io omen'i diamondra io ary nenao e!
64. dadabe
(
17/12/2005 04:16)
diamondra a, misaotra fa tena tsy niankohoka zah natory fa niandrandra @ zay tsy voafafa ilay lokomena nipetaka teo @ takolako :*:* (l)
