XXX miafina
41. jennifer2
(
05/12/2005 01:07)
i hesham injay zao io miafina ambadiky xxx io. mivoaha tao fa aza miafina eo, sa matahotsa ahy?
42. diamondra27
(
05/12/2005 01:09)
taiza ko no misy mpianadahy mifampitaingina fa i xxx koa de tena tssss
43. Herimiafina
(
05/12/2005 01:09)
Inn ary ty klé, mifototra zany resaka izany, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
45. xxx
(
05/12/2005 01:24)
lasa mody fanina njai nareo 2 .
Lasa mataotsa anji za jennifer .
Diamondra tsy araka nji ny pasin`izy mitsam reo:-D:-D:-D:-D:-D

47. xxx
(
05/12/2005 11:07)
ho antsika retsa retsa
aza dia masiaka, na sarotiny loatra @ le namana manao xxx. mitombona tsara ny hatezerantsika raha toa ka miteniteny foana ny xxx!
fa izao nefa ... misy ohatra iray ity, vao avy novakiako teo ka tsy aritro, ary heveriko fa tsy mety.
misy namana iray, nametraka olana ary @ dinika momba ny fahasalamana (ilay hoe sterilet). dia nasaina nandeha ato amin'ity dinika ity izy :( satria nampiasa xxx! iarahana mahalala anefa fa mety miteraka olana eo @ couple na rad sy zanaka io resaka fanabeazana aizana io. mety izay no zavatra eviter-n'ilay namana ka nanaovany xxx. tsy hoe ny namana ato amin'ny serasera akory no anaovana xxx, fa ny olana mety hitranga, na ny olana nitranga teo amin'ireo olona manodidina azy. isika no tsy mahafantatra afa-tsy ny peudo-ny, fa ny olona akaiky azy dia mety mahafantatra azy tsara. asaintsika mandeha ato nefa izy ... inona no ho vantaniny ato? hanihany, sangisangy ... dia hitondra azy hoe aiza? sa rehefa variana mivanitika eto izy amin'izy mianadahy mifampitolona :lol: :-D:-D:-D dia ho hadinony ilay resaka sterilet?
raha niteniteny foana izy, na nanaratsy olona, na ... dia mendrika azy ny valin-teny (an'avona) omena azy ho ato amin'ity dinika ity!
:-*:-*:-*

50. Herimiafina
(
05/12/2005 18:44)
Inona daholo izany ry xxx? Toa misy mpianadahy maninona tsara hoe e? de misy resaka sterilet izany tampoka, sao dia tokony ataonao sarisary kely fa tsy takatrin'ny zanak'atidohako klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
51. diamondra27
(
05/12/2005 19:42)
efa xxx ve de mbola ho fantatra e! sa ny RAD kosa zany manara maso! tsara zany, ka maninona anefa raha mi-communiquer aminjareo, tsy misy maha olana @ izany, tena ilaina ny communication, mety le RAD koa aza no hamaly anao ato @ serasera kou,
52. jennifer2
(
05/12/2005 23:21)
Mety misy RAD mihitsy a!
herimiafina a! andao ajanona le mihorira-tsika mianadahy fa lasa resaka lava loatra. toa mivadika zavatra hafa le izy koa.

53. dadabe
(
06/12/2005 05:45)
diamondra >:-$
na misy na tsy misy RAD de tsy koaa fa njy orohako foana e :*:*:*:*:*:*:*:*:*
anjekaky oo:@

54. xxx
(
06/12/2005 07:10)
diamondra, tsy azon-jy le tiko ho tenenina ... aza bedesina kousa izy wa raha tsy mietniteny foana, satria raha mampiseho pseudo izy de manjary mety resaka ato indray no hitondra olana ho anazy :-*:-* nefa izy aza mba mitady vaha-olana avy amintsika
58. hesham
(
08/12/2005 03:54)
ouupsss io ary fa misy mahatsikaritra ilay mpianadahy mifampitaingina fa tsy za rery hihihihi:-D:-D:-D:-D:-D