eo injay ary e

1. dadabe ( 11/12/2005 10:29)
avy hatrany de..........!!!!(tohizo):(
novalian'i Veloo ny 28/12/2005 17:30
2. lapino ( 11/12/2005 12:12)
... nanomboka :)
3. vale ( 11/12/2005 12:24)
....tsy itako zay tenenina dadabe à!manjary manao resak'antitra eto! enao dadabe zà bebe!(hahahaha)!toa tanora maintso volo daholy ny ankabeazany ato kno!!!(hihihihi)omeko andry zareo angamba ny fitenenana an!bizou
4. vale ( 11/12/2005 12:24)
...malalaka be ny sehatra e!!!
5. lapino ( 11/12/2005 12:58)
odriiii...! Invitak'zany! Ôts'an hisy match Vale vs Veloo rah zao no mitohy kle!
Avy hatrany de ... :-D:-D
6. vale ( 11/12/2005 13:34)
lapino> keske j'ai contre ze veloo-nao any??? miteny2 fona?
ity ndray tohizo ary raha mahay e: "ny hendry mody voky fa ny adala manesika iha..."!
7. vale ( 11/12/2005 14:13)
lapino nga anisan'ile tanora? hihihihihi; ...ko za mba manome ny sehatra fa atsikana sy lalao ity ko in indray ary izany fievitrao izany klé!!!
8. Herimiafina ( 11/12/2005 14:27)
Nivadika zany resaka zany klé, tapitra ny lalao, hehehehehe=))=))
9. lapino ( 11/12/2005 14:34)
Lasa misy contexte àry le izy ko: io zany dadabe, de io koa zany bebe, de ataon'i bebe bizou, de malalaka be ny sehatra, ...

Avy hatrany dia ... :lol::lol:
10. akamatiana ( 11/12/2005 15:14)
....nanjezatsa:-D:-D
11. Veloo ( 11/12/2005 15:17)
lapino a :-D:{:{:-D:-D aza omena tsiny ny sasany e...:wink:
ledada a avy hatrany de ....:@
12. Herimiafina ( 11/12/2005 15:18)
Iza hono ry Veloo no tsy amena tsiny klé, otsan,ny mahamahina be njay mantsy zah hoe zah ny tinao tenenina eto klé? hehehehe:-D:-D
13. vale ( 11/12/2005 15:19)
lapino:

Lasa misy contexte àry le izy ko: io zany dadabe, de io koa zany bebe, de ataon'i bebe bizou, de malalaka be ny sehatra, ...

Avy hatrany dia ... :lol::lol:



hahahaha dadabe sy bebe efa nahavita ny anjarany re à, an'ny tanora indray izao!hihihihihihi
14. vale ( 11/12/2005 15:24)
Veloo:

lapino a :-D:{:{:-D:-D aza omena tsiny ny sasany e...:wink:
ledada a avy hatrany de ....:@



veloo> aza miombona @ io lapino io fa mampanjezatsa!hahahahaha
15. vale ( 11/12/2005 15:25)
Herimiafina:

Nivadika zany resaka zany klé, tapitra ny lalao, hehehehehe=))=))


matiko any enao ry HM fa de miteny ah zay y!hihihihi
16. Herimiafina ( 11/12/2005 15:30)
vale: faites-moi l'amour pas la guerre klé, :-*:* hehehehehe:-D:-D:-D:-D
17. akamatiana ( 11/12/2005 15:30)
vale aza vonoina izy fa manjary:(:( zah :-D:-D:-D
18. Veloo ( 11/12/2005 15:32)
lasa manjezatsa inn ty njy?:-D:-D:-D:-D
19. vale ( 11/12/2005 16:05)
Herimiafina:

vale: faites-moi l'amour pas la guerre klé, :-*:* hehehehehe:-D:-D:-D:-D



hihihihihi,.......peace and love izany?hahahaha
20. lapino ( 11/12/2005 16:06)
Veloo: za ary tsy nanome tsiny an'iza n'iza ko. Fa nampanjezatsa njay hono kle! :-D:-D
Nisy nikaly tsaramaso sy ravimbomanga njay manko tao de hoe ... :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.047