Stanley williams "Tookie"

1. hesham ( 11/12/2005 23:14)
Amin`ny 13 decembre ny execution an`i williams Stanley na i Tookie , araka ny hevitrareo mety ahazo clemency ve lery . Azavao ny hevitrao
novalian'i fijo ny 23/12/2005 20:09
2. cutie ( 12/12/2005 03:18)
iza io ry hesham??
3. akamatiana ( 12/12/2005 04:45)
iza marina zany??:-w
4. hesham ( 12/12/2005 10:04)
cutie akamatiana hihi ,io ranga io an namono ola 4 20 taona lasa izao kanefa nadritra izy tao amponja dia betsaka ny zavatra novainy na toetran`olona novainy na tany ampianarana na ireny ataontsika hoe andianjiolahy (gang) , miparitaka ny boky nosoratany mikasika ny herisetra... ary misy sarimehitsika mitantara momba ny fiainany mitondra ny lohateny hoe REDEMPTION izay lalaovin`i jamie foxx .
Cutie jerevo le film ange eee :-*:-*
5. lapino ( 12/12/2005 11:23)
Efa rariva zany? :?
Tsy haiko aloha hoe inona no antony mety hahazoana na tsia clemency, fa za mieritreritra hoe omen'i governator lery e! Lery ary hono efa tsara klasimà be amin'ny prix nobel de la paix fa saingy lery migadra fotsiny.
6. ravakamalala ( 12/12/2005 13:16)
ndriiiyyy!! tokony mba omena clemency ihany izy.
za manokana aloha pour amin ny peine d eport amina heloka sasantsasany, nefa efa hita izy zany fa nanaiky hoe diso ary efa niova izy sady miezaka mampiova ny manodidina azy koa.

Andriamanitra aza mamela heloka rehefa tena mibebaka isika koa zay isika olombelona ve dia tsy mba tokony hamela ihany koa.
7. Veloo ( 12/12/2005 16:28)
ie wa ry ravaka:-*
8. lapino ( 12/12/2005 18:08)
ravakamalala < toa tsy nanaiky hoe diso lery ka! toa mbola milaza foana izy fa tsy izy no namono an'ireo olona i-accuser-na azy. Ity misy extrait-na article hitako:

"Depuis qu’il n’est plus en isolement cellulaire, son comportement est exemplaire. Son action lui a valu d’être sélectionné chaque année pour le prix Nobel de la paix depuis 2001, et en 2005, il a reçu un prix d’un comité présidentiel américain qui récompense des citoyens qui se sont distingués par leur action civique." Nalaina tato

Efa nisy clemence anankiroa hono izay no nangatahina tamin'ny governator, nolavin'i lery daholo. Za anefa ohatra ny mino fa hoeken'lery ity anankiray ity. Ny fianakavian'ireo victimes moa no tena tsy manaiky an'le izy.
9. Herimiafina ( 12/12/2005 18:32)
Maintsy hoditra ve? de any Californie koa en plis n'izay, eeeeeeeeh, ataovy veloma klé. :x
10. akamatiana ( 12/12/2005 18:45)
hesham ah oki , micii zoky:-*
11. lapino ( 13/12/2005 05:16)
Iiiiiiiiii, maty ihany lery zany: jereo eto
12. hesham ( 13/12/2005 11:41)
tena tsy nisy nanaiky ny ola fa dia hovonoina ho faty ihany lery @ 13 decembre ary hitako tena mahatezitra olona maro amin`ny lery dia izy mihizingizina fa tsy diso lery no sady tsy mba nifona tamin`ny fianakavian`ny maty .
remak kely : 4 moa zany no tena voaporofo tsara hoe novonoiny fa tamin`ny izy mbola gang dia maro ny olona novonoiny saingy tsy dia nanana porofo mazava.
herimiafina , za koa nieritreritra io voalazanao io fa nisalasala in1 za noho ny fazahoany prix nobel de la paix , boky sns...
13. ravakamalala ( 13/12/2005 14:12)
hesham > toa mbola tsy voaporofo ny namonoany an ireo olona 4 ireo hono, niaiky izy hoe mpitarika gang sy mpampihorohoro tao amin ny tanana, ary mahery setra fa izy dia nanda foana ny momba ireo vono olona 4 ireo.

machination police hono!
14. Herimiafina ( 13/12/2005 14:15)
Ka raha mbola any amin'ny Sud States izany ianao, ka mainty hoditra koa en plus de na hivadika ho pasitera aza tsy maintsy vonoin-dry zareo foana e.:(

15. fijo ( 13/12/2005 21:09)
dia maty izany lery e,ka ny sasany no tokony hitandrina fa efa vita izay ny aminy e
16. hesham ( 13/12/2005 23:40)
ravakamalala , le izy efa tena mazava be hoe novonoiny fa lery no tsy mety niaiky hoe namono .
herimiafina , hihihi tokony hanambady ola fotsy ve amizay bebe kokoa ny chance mahavelona raha tratran`ny cas otranio hihihihi ouupppsss.
fijo , ie anatra hoan`ny ola sasany izay mahery setra le izy indrindra raha mainty ny hoditrao aty @ faritra izay lazaina hoe mandroso dia tena tsy afabelona anie raha misy zavatra hi akuzena anao e.
17. fijo ( 14/12/2005 04:51)
esham an tsy voatery ho marina izany ,indrindra any US,jereo ny casn'ilay footbaleur amerikanina iny.novonoiny ny vadiny nefa izy izao aiza???satria manam bola
18. rrdo ( 15/12/2005 01:12)

vita lery e!!!!
19. rrdo ( 15/12/2005 01:12)

vita lery e!!!!
20. cutie ( 15/12/2005 04:39)
hesham ,tena henoko t@ vao2 le izy kay , tsy neken'i Arnold hono akia , lery koa moa efa maty koa, fa njaso hojerena njay zany film zany, sao de mampa alou e ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5066