Stanley williams "Tookie"
21. hesham
(
15/12/2005 10:47)
cutie hihihihi ok , mampa be mintsy ka . Bizzzzz mamy be nji:-D:-D:-D:-D
22. mandrindra
(
15/12/2005 15:16)
raha izaho aloha ry hesham dia tsy nianadry 20 taona aho vao novonoiko io bandy io. Vao nivoaka ny didimpitsarana dia tonga dia noviatiko ny aminy.
23. fijo
(
15/12/2005 21:51)
tsy mety izany ry zareo an.mety misy anie ny fahadisoana teo amin'ny fitsarana e.jereo ny zavatra vao nanjo an'ny frantsa.
30. fijo
(
21/12/2005 21:48)
mandrindra,rehefa hanoa ny ataony anie ny mpitsara dia ny mena lasa fotsy e.ka aleo ihany asiana ahiahy fa tsy mety e
31. mandrindra
(
22/12/2005 10:21)
misy fahamarinany anie ny tenin'ialahy e. Fa nya n'ilay tary io anie letsy ka efa nekeny mihitsy sady i lery koa moa mpikambana tao amin 'ny creeks rahateo
32. fijo
(
22/12/2005 21:32)
fantatro fa lehibeana gang lery taloha,fa le niampangana azy aloha tsy arako.
33. hesham
(
23/12/2005 00:32)
fijo olona 4 no fantatra niampangana azy, mihoatra fa tsy voaporofo mazava ny sasany .
36. fijo
(
23/12/2005 20:09)
tsy harako io resaka io mantsy.fa araka ny filazan'ny vaovao dia toa nanda hatrany ny heloka niampangana azy lery