lasalasa wa ny saiko

1. xxx ( 11/12/2005 10:57)
Misy fotoana aho mandinika an'i Madagascar , maro ireo olona mila fanapiana eo @lafiny rehetra ary maro koa ny olona te handefa fanampiana na ny vahiny zany na ny avana aty ivelany , nefa ny olana dia sarotra ny anataterahana izany ny panararaotra itsy akilany ny fahalafosan'ny fandefasana eo andaniny ; nefa mino aho fa raha mba moramora kokoa ny fanaovana ireo dia mety mba hiova i MADAGASCAR,
asa ahoana ny eritreritrareo amin'io??
2. xxx ( 11/12/2005 12:36)
miova ho ratsy hatrany hatrany anie i Dago e.
3. lapino ( 11/12/2005 12:40)
Za ohatra ny tsy mino an'izany!

Mahavita azy ny gasy, fa tsy voatery ho olona hiaina amin'ny fanampiana lava izao kle! Dia hiandrandra fanampiana fehizay eo ve dia hoe hiova i Madagasikara?

Sady hatraiza moa no mba takatr'izany "fanampiana" izany e? Efa zavatra "aleo ho an-kavana toy izay very" ange no atao an'izany.

Raha misy fanampiana tokony hatao an'i Madagasikara, dia ny fizarana "connaissances" sy "compétences" ozizy aho. Iny koa no tsy hisy mpanararaotra, sady tsy dia ho lafo ny fandefasana azy.
4. ravakamalala ( 11/12/2005 13:11)
Ka tsika lapino nozarina an izany an! miandry tolorana foana fa tsy mba mitady mihitsy.
na misy koa aza zavatra tokony hatao dia manatanteraka baiko ihany no hain ny gasy fa tsy manan kevitra mihitsy.

ny ahy ny zavatra tena mampalahelo ahy amintsika dia mahantra hevitra ny gasy, tsy mba tia karokaroka, tsy mba tia mampiasa saina.
5. xxx ( 11/12/2005 13:18)
lapino ianao angamba no manana ny ampy fa raha mahita ny ankizy na ny tokonambaravarampianarana aza tsy hitany akory , na ny resaka fitafiana , marina ny teninao we connaisance sy compétences fa ny kibo voky sy ny fitafiana aloha no hitako voalohandaharana ,
ohara omeko anao raha miditra birao ianao ka manao akanjo rovidrovitra mety na ilay olona miasa ao ary tsy hijery anao akory fa ataony fa andeha angataka ianao na asainy mivoaka tsotra izao
6. xxx ( 11/12/2005 13:20)
xxx:

miova ho ratsy hatrany hatrany anie i Dago e.





tsy Dago no ratsy fa ny toetsaina no mbola .......
7. rurik ( 11/12/2005 13:25)
ravakamalala:

Ka tsika lapino nozarina an izany an! miandry tolorana foana fa tsy mba mitady mihitsy.
na misy koa aza zavatra tokony hatao dia manatanteraka baiko ihany no hain ny gasy fa tsy manan kevitra mihitsy.

ny ahy ny zavatra tena mampalahelo ahy amintsika dia mahantra hevitra ny gasy, tsy mba tia karokaroka, tsy mba tia mampiasa saina.



isika dia zatra tolorana kanefa tonkony mba miezaka koa ee raha mandinika izao fiakaran'ny vidipiainana izao dia lasa ny saina we ahoaan ny iafara'n'ny madinika satria ny manana manana atrany ary ny madinika miha milatsaka ihany mahalasa saina sady ny gasy ko tena ohatran'ny tsy afaka milaza izay eviny fa manaiky izay lembenana fona
8. lapino ( 11/12/2005 13:28)
Za ange tsy hoe manohitra fanampiana e! Ary za tena mi-kompr tsara an'ireo zavatra tanisainao ireo, satria mbola tsy lavitra ahy izany.

Fa ozizy aho hoe tsy ny fanampiana no hampiova an'i Madagasikara.
9. xxx ( 11/12/2005 13:42)
tsy ny fanampiana no ampiova an'i madagasikara fa ny toe tsaina koa mila fiovana
10. xxx ( 11/12/2005 13:45)
xxx:

tsy ny fanampiana no ampiova an'i madagasikara fa ny toe tsaina koa mila fiovana


sady e zany izy we fanampiana
11. Herimiafina ( 11/12/2005 15:23)
Tsy misy blem daholo znay leisy ry zalahy fa mandeha ho azy eo io an, hehehehe:-D:-D
12. ravakamalala ( 11/12/2005 19:28)
Mianara tsara fa ho avin i gasikara!:wink:
13. Veloo ( 11/12/2005 20:56)
ravaka:-*:-*
14. ravakamalala ( 12/12/2005 13:16)
marina akia io veloo a! tsika reto zao tokony mandeha mody rehefa nahavita fianarana mba hitondra ny anjara birik tsika any! sa ahoana?
15. Veloo ( 12/12/2005 16:29)
ravaka a zay mihitsy ka mba hanampy ny majinika :wink:
16. fijo ( 13/12/2005 21:11)
asa aloha fa za koa mino io voalazan'i lapino io e.hafaka mikaroka isika,fa io koa anie tsy hoe indray andro dia vita e.fa isika tsy maharitra fa mila valiny izao dia izao.
17. mandrindra ( 15/12/2005 09:37)
Rehefa tsy manana dia mila fanampiana mba hanombohana hetsika. Rehefa azo ny fanampiana dia alefa ny saina ampiasaina ny hery mba hampitomboina ny eo ampelantanana fa tsy hiandry fanampiana lava.
18. fijo ( 15/12/2005 21:52)
marina koa izay,fa raha azo atao aloha,dia aleo mikaroka ny an'ny tena manokana
19. ravakamalala ( 17/12/2005 22:23)
marina fa rehefa tsy manana dia mila fanampiana, fa ny hitako hoe tena olana dia ny an ny gasy raha tsy VOLA dia tsy fanampiana izay.
VOla foana no tadiavina dia indraindray anefa mampalahelo fa rehefa azo ny vola dia lanilany amin ny tsy antony, satria tsy nisy hevitra tena maty paika entina ampiasaina ilay vola akory.:(
20. fijo ( 21/12/2005 21:49)
ravaka;marina mihintsy izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2181