lasalasa wa ny saiko

21. mandrindra ( 26/12/2005 15:02)
ka iny indray ry ravakamalala hadalan'izay te hanome tsy misy tanjona mazava.
22. pissoa ( 26/12/2005 16:03)
Ny nanome ve sa ny nadray no adala kokoa ry mandrindra?
23. mandrindra ( 27/12/2005 15:03)
samy vendrana daholo fa tsy ho alahatra hoe iza no voa kokoa.
24. fijo ( 27/12/2005 22:08)
ny manome no adala eto ko
25. pissoa ( 28/12/2005 05:40)
fa nahoana ry fijo?
26. fijo ( 29/12/2005 04:43)
ka efa fantatra fa holaniany amin'ny tsisy antony ko
27. mandrindra ( 29/12/2005 09:23)
marina izany fa ilay nomena koa donto e, tsy mitsinjo ny ampitso akory.
28. pissoa ( 29/12/2005 09:27)
ka ilay omena no tena vendrana fa ny an'ny mpanome anie io investissement e!
29. fijo ( 29/12/2005 20:47)
tssssss inves ariana fotsiny ve
30. mandrindra ( 30/12/2005 10:24)
tsy svestiseman zany fa ohatran'ny manray vola any amin'ny fako ilay mpanome
31. ravakamalala ( 30/12/2005 14:04)
Aiza kosa dia hoe hadalana ny an ny manome e?
mahita ve izy fa ory sy mampalahelo ny olona dia raha manana possibilité hanome izy ve dia ho lazaina fa adala.
fa mba tokony anjaran ny gasy no tokony miezaka ho mendrika izany fanomezana izany.
32. fijo ( 05/01/2006 04:14)
ka rehefa hita ry malalal fa tsy ahay hitantana tsara le vola izy dia ny paosy no hidio tsara an.za homona vola raha be loatra ny any,fa za mahay mampiasa an'io
33. mandrindra ( 05/01/2006 10:17)
raha manome tsy misy tambiny izany dia sahala amin'ny paopy vaky, ny rano mibasasaka dia very fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2265