PROBLEM TSEX

1. tapotafiry ( 17/12/2005 08:08)
SALUT DAHOLO INONA NY HVTR FA TENA SIPA MARO NO NISARAKA T@KO FA ZA HONO EGOISTE FA MIJOUILLIR TROP VITE DE IO FONA NO BLEM D TSY MISY SIPA TAMANA MINTSY KA MBA TOROY HVTR ZA MBA TSY HO EGOISTE TSONY D TSY HISARAHAN NY SIPA NEFA NGE TENA TSY FANANIKO E!
novalian'i fijo ny 02/02/2006 21:21
2. sonwin ( 17/12/2005 08:32)
Aza maika ny hanatsofoka ise raha izany, ampireveo tsara mihitsy aloha ny sipa, rehefa tena ohatr'izay iny ilay sipa vao atsofoka,au moins ny azy no tonga aloha, sinon raha mbola ise ihany no lasa aloha dia tohizo ratsa-tanana mandram-pà ny azy...ny miara-tonga no tena lafatra
Eto zao tokony hanao xxx :x kle
3. Mifenty ( 17/12/2005 09:18)
tapotafiry

omeo antsipirihiny ny fanazvana fa tsy ampy kle.
Refa inn nenla no tonga, vao safosafoin' le sipa v defa tonga nenlah, sa oe refa nonoiny ve sa vao mitsofoka snsns...

Le izy tkou mantsy né lesy ka tsy oe refa manary ny mavesatra lah d samy miala e.

Fa zao :
Ny ray lou d oe précoce lah zany e. Faharoa mety ho fohy kou nenla. Fahatelo mety oe lasa alou loatra ny sainlah de miporitsaka o azy i dadatoa.


Mety ho vahaolana,
aloan'ny hanaovana de mi purge kely luo eh
na koa, fantaro tsra le joba erahan lah fa misy ifandraisany io
farany mila miatriser na ny éjac io fa azo atao zany, mila manao exercice lah

Tena farany,misy fandraisana anjara ataon lé sipa kou ho fanampiana anlah. Tsy afaka teneniko eto le izy fa zao, asaivo mankaty amiko le joba de atoroko azy ny fanaovana azy mba anampiany anlah

sa aona frera??? :-D :-D :-D :-D

4. diamondra27 ( 17/12/2005 10:43)
andray kosa zany ataon'i mifenty e! tena manararaotra, lasa tamana any ndray izy kanjo ry tapotafiry fa aza alefa any le joba a!

marina mitsy aloha zany ry mifenty a! tsy mazava tsara le resaka, mety vao mahita sipa koa lery tonga de lasa oazy dadatoa, tena ny saina ihany no mitondra an'io e!f'angaha 'nareo tsy mba manao preliminaire e!

anadala an'i mifenty njay za: alefaso aty le joba afarana tsara
5. sonwin ( 17/12/2005 12:11)
mifenty> :-D hevitra tsara iny :-D
6. Bariry ( 17/12/2005 14:42)
:!:
7. vale ( 17/12/2005 15:38)
Minana ireny afrodisiaque ireny!
8. dadabe ( 18/12/2005 06:36)
vale a! andao mihitsy tsika 2 hanao eo imason'i lery d hitan'i lery @ izay ny fika rehetra mampatamana sipa :-D:-D
9. tapotafiry ( 18/12/2005 07:48)
tsy mety kosa zany hoe nareo sy vale ry dadabe hanao d za hijery fa hitondray sipa ko za de sady manao pratique za no mijery fa le sipa tsinona efa lasa fa egoista hono za fa mora ma tonga d mila hitondrana sipa za zany no dikany
10. Mifenty ( 18/12/2005 08:50)
diams a marina né le teneniko io é. Lery tsy fantatra oe aiza o aiza am lé acte no miporitsaka i dadatoa.

tapotafiry teneno lesy oe aiza ho aiza am lé izy no miporitsaka nenlah a. any am préliminaire v defa tafa (fa ra ny fijeriko anlah io d otrany tsisy préliminaire a!! disoy aho ra diso), sa oe vao mitsofoka i tonton basile (io ndray saina) sa aiza ho aiza.

Ra tena mila fanampiana lah de omeo tsara ny antsipirihany kle.

Na oa alefaso aty lou le sipa d atorony anlah le izy refaveo.
sa aona diam's??? :-D
11. tapotafiry ( 18/12/2005 09:50)
refa tena mitsofoka iny le basil d sahabo eo @5min eo lery d mipoutsifr tsy tana efa mba mihezaka mitana ihany za fa tsy mahavanina,mino za zany fa mahita hhvtr milay b nareo a! efa fantatraeo zao ny fandehan'ny le blem okay daholo fa miandry ze mba hvtr milay avy ny bandy a
12. kiali ( 18/12/2005 12:38)
fa iza le dadatoa? de ioza ko le tonton bazil??
13. lapino ( 18/12/2005 13:29)
tonton bazil migôbs dadatoa ?!
14. tapotafiry ( 19/12/2005 07:48)
ka efa hoe ibazi moa migobs mintsy no tena blem eto vo mitsofoka 5min tonton de migobs b mahatsiravina nefa tokony mba hoe 45min any ho any mba norme8-)
15. Veloo ( 19/12/2005 16:06)
sonwin a afaka manao xxx njy ka :-D:-D:-D
16. diamondra27 ( 19/12/2005 19:16)
O ry tapota a! ka zay nge no il:ana le préliminaire e! @ zay le joba mba mahazo fahafinaretana ihany koa de refa oatran'izay iny ny azy teneniny tapota oe eo @izay de miaraka nareo roa fa tsy ny anao no alefa aloha na ny azy.

Raha tsy mety de amboary ny morale

de raha mbola tsy mety de tsy maintsy mankany @ sexologue
17. fameusecousine ( 20/12/2005 05:04)
marina ny tenin i mifenty ..tsy de hitako lotra zay havaly fa mbola tsy tratra aloha h@ izao...:-D:-D:-D:-D
18. zandrikely ( 20/12/2005 19:05)
tapotatafiry : ny stress ko ry baina mahatonga an'iny a , dia aza maika ny hanatsofoka fa manaova aloha safosafo e , nonoy ny an'ilay joba , ary ataovy ilay tena mafana sy misy rano iny fa ho hitan'ela ra tsy ny azy no tonga aloha , dia mba miotrana kely ko e , normal ny jo ra miptsika f a izy kosa ve ataon'ela fikapoka fotsiny ko
19. Mifenty ( 21/12/2005 10:09)


milelaka razoky le terma fa aiza kou le oe nonoy nenle sipa zany a.

Tena marina io an zandrikely io ry tapota a.
20. vegas ( 21/12/2005 15:19)
tapotafiry> ok mazava lé problema. Zao no azoko atoro andrangahy. Mianara aloha mi-maitrisé lé ejaculation. Inona ny atao? tsotra: mila mimasta matetika. Mila fahazarana io ejak's io fa tsy isaky ny misy sipa ihany vao mandatsaka. Andramo ka zahao de ho hitanao. Refa zatra elah de mahavita manapaka excitation juste avant ny ejaculation, de tsy ho tonga nenla. Kendreo tsara kosa nefa mba hiara lasa amin'lay sipa, sao variana mitazona ela loatra eo ka lasa rery ny an^ny sipa. Zay fa mazotoa e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.224